beginning to sigh

1. maholisoa ( 17/11/2007 19:01)
Manao ahoana,

Sao dia mba misy mahafantatra hoe hiran'iza kay ny originalen'ilay hira fihirahiran'ny ankizy hoe beginning to sigh ???

Raha misy sendra manana na mahita version azo adika na vidina dia mety mahafinaritra.
Mandrampihaona.
Maholisoa
répondu par maholisoa le 19/11/2007 00:54
2. imgirl ( 17/11/2007 23:43)
fantatrao ve ny mpihira azy dia mba hoatra hoatran ny ahoana zany hira fa mety mba ho fantarao ihany?
3. imgirl ( 17/11/2007 23:53)
fantatrao ve ny mpihira azy dia mba hoatra hoatran ny ahoana zany hira fa mety mba ho fantarao ihany?
4. lantokely ( 18/11/2007 15:37)
beginning to cry when everyday is through,
longing to hold you,
longing to kiss you,
beginning to miss you.

somehow, i've never realized,
how much you mean to me,
somehow, i've never realized,
how empty life can be....
5. maholisoa ( 19/11/2007 00:54)
Manao ahoana,

Misaotra sahady an'i Lantokely amin'ny tononkira.
Tena io mihintsy ilay izy.
Manana version audio ve ianao ??? original
Ohatry ny hirahirain'ny ankizy amin'izao fotsiny no ahafantarako azy.
Eto Frantsa aho no mipetraka, dia gaga fa toa tsy misy vazaha mahay an'ilay hira. Dia nieritreritra aho hoe angamba gasy no namorona azy......

Maholisoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0918