Soratonon 2009-24 Octobre 14h30-Faculté dentaire MontRouge

1. maholisoa ( 08/09/2009 10:37)
Ny fikambanana KOLO dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny taona faha-7 hifaninanana amin’ny sora-tononina "Soratonon'2009"
Izay hatoa ny asabotsy faha 24 Oktobra 2009 amin'ny roa sy sasany tolakandro ao amin'ny :

Amphithéâtre Pierre DARGENT
Faculté de chirurgie dentaire
1, rue Maurice Arnoux
92 120 Montrouge
Ny fandraiasana anjara dia 5 euros

Ny tanjon-tsika amin'ny fotoana io dia ny hamelona sy handalina ny fampiasana ny teny malagasy :

* Tsipelina
* fitsipi-pitenenana
* voambolana

Sokajy roa no hifaninanana :
Sokajy 1 : Miteny, mamaky ary manoratra ny teny Malagasy tsotra
Sokajy 2 : Nianatra na mianatra ny teny Malagasy toy ny teny vahiny
Tongava maro!!!
novalian'i raozigasy ny 09/09/2009 01:54
2. raozigasy ( 09/09/2009 01:50)
Ho avy tokoa moa izany e
aparitaka ihany koa ny filazana e
3. raozigasy ( 09/09/2009 01:54)
jereo ny rohy
http://bizna.serasera.org/bizna/ad/fampisehoana/samihafa-5/soratonon2009
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3467