Liste des messages
Liste des messages, inserés par raozigasy, par ordre de date
raozigasy
(
17/05/2010 23:26)
Sabotsy mafana
sabotsy mafana,
tsy misy voatana,
hijanona an-trano,
fa andao hiala hamohamo ...
ny vera hifandona,
amin'ny 5 jona,
any Neuilly-sur-Marne,
ny revy no itarina ...
tongava maro,
fa a...
suite
répondu par sipagasy le 18/05/2010 17:27
raozigasy
(
19/08/2009 20:57)
Fankalazana ny faha FOLO TAONA SERASERA
Ho Fankalazana ny faha FOLO TAONAn'ny SERASERA dia hisy fikoranana lehibe atao aty Paris ao amin'ny 03 rue de la Tombe Issoire , ny zoma alina 02 oktobra 2009 manomboka amin'ny 21.30 ka hatramin'ny as...
suite
répondu par kelly13 le 20/11/2009 07:41
raozigasy
(
14/07/2009 23:09)
"Dee Jay Month"
Iray volan'ny Dj koa no azo ilazana azy e
fiarahan'ny dj malagasy manentana ny mpihaino ny radiovazogasy no tanjona, sady fampahalalana ny dj malagasy rehetra ihany koa alohan'ny faran'ny taona e ...
suite
répondu par ni81 le 07/08/2009 07:12
raozigasy
(
14/07/2009 22:55)
"ny teny mandalo...
"ny teny mandalo ho lovan-tsofina, ny soratra mitoetra ho kirakira" izany indray no tetik'asa tiana iarahana amin'ny mpikabary sy ny mpanoratra malagasy rehetra, ho fambiroroboana ny teny malagasy ao ...
suite
répondu par raozigasy le 27/07/2009 23:16
raozigasy
(
14/07/2009 22:07)
MADAGASIKARAOKE
Hevitra vaovao
Fiaraha mifaly vaovao eto Paris sy ny manodidina ,
Madagasikaraoké ....
...
suite
répondu par raozigasy le 19/08/2009 22:25
raozigasy
(
16/06/2009 22:52)
Antsa an'onjam-peo no kalo
"Antsa an'onjam-peo no kalo" io no tetik'asa atolotra ny mpanoratra tononkalo malagasy rehetra tsy ankanavaka , ho fampiroboroboana ny kanto malagasy.
...
suite
répondu par pissoa le 30/06/2009 09:03
raozigasy
(
26/05/2009 22:54)
Takelaka vaovao
Miarahaba antsika rehetra tia ny kanto malagasy,
Nomena endrika vaovao ny takelaka vetso tononkalo, ka dia manasa anao hitsidika sy hanome ny hevitrao enti-manatsara hatrany ny takelaka
Isika ...
suite
répondu par fahamarinana le 27/05/2009 16:12
raozigasy
(
22/03/2006 22:07)
Fanontaniana
Nisy aingan-tonokalo roa samihafa nosoratako ato amin'ny tonokalon'i Nikopol hoe [b]tsy fantatro[/b] nefa dia tsy nivoaka intsony ilay izy rehefa nojerena !!!! mety hoe efa feno ilay pejy voalohany sa...
suite
répondu par nikopol le 23/03/2006 11:03
