Fankalazana ny faha FOLO TAONA SERASERA

1. raozigasy ( 19/08/2009 20:57)
Ho Fankalazana ny faha FOLO TAONAn'ny SERASERA dia hisy fikoranana lehibe atao aty Paris ao amin'ny 03 rue de la Tombe Issoire , ny zoma alina 02 oktobra 2009 manomboka amin'ny 21.30 ka hatramin'ny asabotsy maraina 03 oktobra 2009.
Hisy mpanakanto avy dago ho tonga hanafana ny fotoana, ary manomboka amin'ny 01.00 maraina dia soirée DJ miaraka amin'i Infinity.
Ny fandraisana anjara amin'izany dia 25 euros (raha vidiana mialoha, 28 euros raha toa ka mividy tapakila any an-toerana : RAHA MBOLA MISY TOERANA)
Voafetra ho 120 ny toerana ka ilaina ny misoratra anarana amin'ny haja@serasera.org
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala e
novalian'i kelly13 ny 20/11/2009 07:41
2. tess ( 19/08/2009 21:28)
HUMMM misaotra tam fampatsahivana e!
iza alou lay tarika malagasy izay e! ilay efa noeritreretina sa????
de raha tsy ao paris de aiza no hividianana ny billet raha hande izany???? :-P
3. raozigasy ( 20/08/2009 10:27)
ilay tarika malagasy ve ???? lazaina am-pahibemaso eto izy amin'ny 06 septembre e , efa eto Paris tsara mihitsy izy amin'izay e
ny toerana fifidianana ticket dia en ligne , hisy site vaovao hovita atao fanaovana vente en ligne atoho ato e
fa tsara sy tokony hatao mihitsy ny misoratra anarana satria voafetra ny toerana e
4. fahamarinana ( 20/08/2009 10:45)
:arrow: Raozy Gasy :tsy hisy karaoké zany ve !:-p (l)
5. tess ( 20/08/2009 10:48)
haiko lay tarika ka! zà aza andeha hijery ny le 05!
defa hisoratra anarana zany de aiza no misoratra any amnao ve
6. ari.malala ( 20/08/2009 11:34)
tess, ie, adiresin'i raozy gazy io haja@serasera.org io.
7. raozigasy ( 22/08/2009 14:31)
misaotra antsika sahady izay nisoratra anarana e , efa maromaro sahady ianareo ao e
8. rakaroka ( 22/08/2009 17:52)
Ny ahy indray alouuuu, ilay "tarika avy any "Dago"...Heu...çà dépend satria maromaro moa 'zareo no samby manana ny feeling!. Fa manantena "gâteau d'Aniff" sy sirprize party noho ny faha-folo taona aho an! :wink:
9. tess ( 22/08/2009 18:25)
rakoraka faly ery zany aho ahita an'i toi ao an :-P :wink:
10. rakaroka ( 23/08/2009 12:35)
Tess
11. booboo ( 23/08/2009 13:21)
@ manaraka mba asio prôgany mety² aminay tsy afaka mivoaka alina fa mitaiza kely :°)

genre mi-piknik any @ base loisirs :°), sa ahoana Rakaroka ? hihihihihihi :wink:
12. tess ( 23/08/2009 14:17)
booboo, ento na adiny roa fotsiny fa hiaraha mitaiza e! zanakay sera ihany io na izany aza :wink: :D

rakaroka: ka ela mitsy izay ! efa ratée ny tany italia ihany tsinona de zao mba ôkaz! mciiii e! :-* :wink:
13. rakaroka ( 23/08/2009 21:27)
Dia efa nolalovako mihitsy ry Booboo ity tsy afaka mankaiza fa mitaiza ity!
:oops: :oops: :oops:
na dia te handô-danitra aza tsindraindray an. Tsy tambo isaina koa ny fihaonana tokony ho natrehiko! Dia rehefa natao ny presansa dia ilay Rakaroka indray no karohina hoe "mba aiza aza?" Ah! la!la!
Vitsy foana ny "organizatera mbô mahatsimbina h@ zazamadinika izany!... En plusn'izany ilay fety gasy eto Parisy izay moa ka haikohaiko ihany, matetika mifampihainohaino izany aloha, dia mifampiresadresaka eny ny mpifankahalala, dia raha tsy misy olom-pantatra moa dia mivanaka eo ianao hadiny iray, roa , telo, sns...soa aloha fa misy an'i Tess mba olom-pantatra izany hiresahana raha mbola be kenona ireo. Sady tsy hita koa moa ity ifanampiana!... Mbola hiasa aho ny zoma tolakandro , dia tondé any , soa tsy miasa ny Sabotsy!
14. infinity ( 23/08/2009 21:44)
Manantena antsika ho tonga maro @io fotoana io satria anisan'ny fotoan-dehibe indrindra izany nahatratraran'ny NAMANA.SERASERA ny faha-FOLOtaonany izany!

Ka dia ho betsaka tokoa ny "surprises" izany ary tsy ho latsa-danja nohon'ny efa natao teo aloha....(aleo tsy ho tohizako fa any isika mahita azy)

"TSIKY DIA AMPY"! :D :wink: ;-)

15. tess ( 23/08/2009 21:51)
Vitsy foana ny "organizatera mbô mahatsimbina h@ zazamadinika izany!... En plusn'izany ilay fety gasy eto Parisy izay moa ka haikohaiko ihany, matetika mifampihainohaino izany aloha, dia mifampiresadresaka eny ny mpifankahalala, dia raha tsy misy olom-pantatra moa dia mivanaka eo ianao hadiny iray, roa , telo, sns...
:-D :-D :-D tsy misy anzany kosa alou ny ato am namana serasera e! efa mba imbetraka ihany aho no nande fa indroa tao paris fa nahafinaritra foana ka! ny andro maraina no mampalahelo hihihih :wink: aza matahotra indriko e! ry rakaroka fa betsaka ny hikaroka andry ao :-D
soa aloha fa misy an'i Tess mba olom-pantatra izany hiresahana raha mbola be kenona ireo. Sady tsy hita koa moa ity ifanampiana!... Mbola hiasa aho ny zoma tolakandro , dia tondé any , soa tsy miasa ny Sabotsy!

aza matahotra waaaaaa! hihihi
ary zà kou toa mibitaka tsy afa- tavony hay na ny tgv aza mbola reservéna tokotrany hihihihih
16. tess ( 23/08/2009 21:53)
infinity:

Manantena antsika ho tonga maro @io fotoana io satria anisan'ny fotoan-dehibe indrindra izany nahatratraran'ny NAMANA.SERASERA ny faha-FOLOtaonany izany!

Ka dia ho betsaka tokoa ny "surprises" izany ary tsy ho latsa-danja nohon'ny efa natao teo aloha....(aleo tsy ho tohizako fa any isika mahita azy)

"TSIKY DIA AMPY"! :D :wink: ;-)



atokisako e!


:wink:
17. fahamarinana ( 24/08/2009 10:57)
:arrow: rakaroka : ohatrany manpanahy ahy koa ilay lazainjy ,tokoa moa sady efa niserana ny saiko no efa reko siosio tany ho any ,hoe ny mifankahalala ihany no miaraka dia ny tsy hain'olona mihahaka hitan'ny havany eo !!!! Tsy hanahy vary eo ve akia zahay vaovao itony raha tanty ka hisy clan clan kalé ? ..Asiana fodiana malaky malaky rehefa tsy mamely fa dia atrehana aloha zany ny ao ,eo mahita izy sy iza !....
za koa maika hody fa sao tara metro sy rer ka tsy aharitra fa adiny 2 ve tsy ho aritra ? Mba ampy izay hihaonana amin'ny namana o ! :D (l)
18. tess ( 24/08/2009 12:03)
mba iza indray izany mamely tsaho izany ry faha ah????
mba marina mafy aho raha nahatsapa izany clan clan izany kosa .
marina fa tsy voatery nifakafantatra dool ny mande ao fa ao
vao miafankafantatra mifanantona miresaka sns...
RAHA NISY anzany afera be izany tena tsary nazoto nande tsony ny tenanay
kanou!
fausse rumeur zany manakivy ny olona tsy hande fotsiny :?
19. ni81 ( 24/08/2009 12:11)
Tsy hanahy vary eo ve akia zahay vaovao itony raha tanty ka hisy clan clan kalé ? ..Asiana fodiana malaky malaky rehefa tsy mamely fa dia atrehana aloha zany ny ao ,eo mahita izy sy iza !...
:lol: :lol: :lol: ahazo ny vary dia ento mody ho totoina raha toa ka izay no mitranga e!

Raha toy fihetsiky ny "olona sasany" eto @ famaliana dinika aloha no toetran'ny olona mandeha any dia tena ho izany e! :D, satria misy olona eto mametraka dinika, dia avy ianao mba miresaka mamaly (tsy mijery hoe ito mpiresaka amiko matetika na tsia) fa tsy te ahalala mihitsy izy na dia kely aza.
Fa mino aho ry faha fa tsy ho voan'izany akory ndry a! :^)
20. fahamarinana ( 24/08/2009 12:12)
:arrow: ny fisiany aloha tsy haiko ,fa ny reko no tantaraiko !Na izany aza tsy nahakivy akory !Eo foana isika e ! :D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3518