Fankalazana ny faha FOLO TAONA SERASERA

61. diamondra27 ( 25/08/2009 15:06)
ny ahy ndray de tsy hasarotakenatra no blem fa zao an! ze tsy halaina sary sy video de mitenena dieny zao de miondreha refa tonga ny mpaka sary fa manimba sary fotsiny le we alao ao ny sariko sns
ny tena anefa mbaefa nandany andro nanao mixge na photos sy video fa tsy hoe vita vetivety leizy.

De merci am le comprehension.

tess: misy solontenako akia alefako any a, le jumelle-ko :wink:

ze te ho tonga ka tsy mahalala namana fa hoe tsy hisy hiresaka de mandehana eo am latabatry tess sy diams de manga ny lanitra ozy. Sa ahoana akia ry tess
Faha: aza adinole rock an
62. ni81 ( 25/08/2009 18:43)
ny ahy ndray de tsy hasarotakenatra no blem fa zao an! ze tsy halaina sary sy video de mitenena dieny zao de miondreha refa tonga ny mpaka sary fa manimba sary fotsiny le we alao ao ny sariko sns
ny tena anefa mbaefa nandany andro nanao mixge na photos sy video fa tsy hoe vita vetivety leizy.

De merci am le comprehension.
izany hono rankizy o! :)
63. fahamarinana ( 25/08/2009 19:52)
:arrow:diams :efa mazava be akia a, tsy nila solomaso akory aho fa voavaky tsara ! :-D :-D
ni : :-P :wink: (l)
64. Papoose ( 25/08/2009 20:46)
ny ahy aloha dia mijery sary dia efa mahavoky ahy fa atao akory moa!
65. rakaroka ( 25/08/2009 20:57)
tess:

rakaroka ah! ary inona no hi répèreko andry! ilay zipety nanaovandry tary am plage tanaty fasika tary ve? :^)

SSSssssss!!!!tsa miady izany! Zipeti-na plage ve akia no hoentina "soiré"?...
Ny akanjoko avy miasa no hoentiko any ! Miankina @ hoe "mafana na mangatsiaka na hanorana ny andro! Andraso fa "asiako badge hoe "Rakaroka"
:^) :^) :^) :-D Ahoana mety?...

Sakaiza-kely< Dia nahoana akia indry no tsy handeha :?: Haninn any?...hiserasera MIVANTANA koa!, tsy tianjy ve fa ao ambadiky ny ordi ihany no manja?... :-D :-D :-D
66. remahity ( 25/08/2009 21:38)
tsy hoe rabat-joie, fa dia fantatra avao ty fetinareo gasy ireto:

hifangalabady ao indray izao ty hataonareo @ io fety io...

fa hain'olo nareo !!!!!!.
67. xxx ( 25/08/2009 22:30)
tsy hoe rabat-joie, fa dia fantatra avao ty fetinareo gasy ireto:

hifangalabady ao indray izao ty hataonareo @ io fety io...

fa hain'olo nareo !!!!!!.
Efa nisy nangalatra tao nga ny vadin'Remahity ? :-D :-D :-D
Az atao anizany le kozy fa ny ankamaroan'ny oul tong ao miarak @vadiny daolo! Na ts miarak @vadny az ny sipa, hendry be daoly ny sipa ato e.
68. tess ( 26/08/2009 05:35)
diams: rehefa misy soltenandry defa tsara e! 8)

ari. hummmm indry kou aza otrzany ihany kou:wink:

faha: de any zany mitakoritisika sy mifankafantatra bebe kokoa e!:-p

rakaroka: mety dool aky zé anovana ah! hihihih otran'ny tena mba tiko matsy lay tao anaty fasika iny an humm
69. ni81 ( 26/08/2009 06:04)
tsy hoe rabat-joie, fa dia fantatra avao ty fetinareo gasy ireto:

hifangalabady ao indray izao ty hataonareo @ io fety io...

fa hain'olo nareo !!!!!!.
ny mpangalatra kosa no mangalatra fa tsy ny olona rehetra e! :)
70. ari.malala ( 26/08/2009 06:08)
tess ;) merci e ;)

Faha, in no mahamenatra retak e hihihi! samy vevavy anie ranona no hifanatona e! hihihi sady aty am virtoaly efa manga ny resaka v d ho sanatria hisy barazy refa tena mifankahita mivantana! iny aza no vao maika milay ko! sady tean sirprize tsara mitnsy hoe hay v ty le mpifanala amiko tsitako maso hatrizay e! tonga d tokelaka mandraparainan'ny andro ary ho hadinondry ny hoe 2h iany ndry no ho ao ;)

remahity, in kou az ty manimba ambiansy ty! refa ts hande d mangina fa ts manaratsy! tsmbola nanatrika akory d'efa ny wawawa no alefa aloha! tena tsssssss
71. tywa68 ( 26/08/2009 10:35)
Ari.malala > tsy nisy sahy niditra tato intsony an :lol: :-D
72. ni81 ( 26/08/2009 10:45)
Ari.malala > tsy nisy sahy niditra tato intsony an
:roll: ka isika izao ireo miditra ireo ka tsy sahy ahoana ranona a! :)
73. tywa68 ( 26/08/2009 11:01)
ni81 > isika efa fantatra fa tsy handeha ! fa raha misy te hisoratra d miala mora izy mahita ny resaka ato :-D :-D :-D (asa mety misy tsy ho afaka tampoka koa @ireo efa nisoratra an :lol: )
74. ni81 ( 26/08/2009 11:05)
ni81 > isika efa fantatra fa tsy handeha ! fa raha misy te hisoratra d miala mora izy mahita ny resaka ato (asa mety misy tsy ho afaka tampoka koa @ireo efa nisoratra an
ka rehefa vonona na misy an'io resaka io aza tsy mankaiza akia a! Fa angaha moa zava-baovao teto @ tantaran'ny tany ny halatra! :-D :-D Tafiditra eny foana ny mpangalatra rehefa hanao azy :D
75. fahamarinana ( 26/08/2009 11:18)
tywa sy ni : :-D :-D ,eny oah e! :-P (l)
76. tywa68 ( 26/08/2009 11:19)
sady misy mety angalarina koa angambany e :-D :-D
77. ni81 ( 26/08/2009 11:23)
tywa sy ni : ,eny oah e!
eny akia ry faha
sady misy mety angalarina koa angambany e
:lol: izay indrindra mantsy ange e!
Raha ny mpangalatra sy ny mpangaro-paosy eto analakely ve akia no tsy handehanana hiantsena ao intsony, dia atao ahoana ity fiainana? Dia tahaka izany koa ilay fety e!
Tandremo ry faha fa sao njy misy mangalatra any fa bedinay sy tywa an! :-* :-*
78. tywa68 ( 26/08/2009 11:58)
azonjy zany ry Faha a (alaina sary sy film njy d hendry tsara) :-D :-D
79. ni81 ( 26/08/2009 12:09)
azonjy zany ry Faha a (alaina sary sy film njy d hendry tsara)
=)) =)) dia andefaso zahay sy tywa ho jerenay
80. tywa68 ( 26/08/2009 12:44)
:lol: :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1989