Fankalazana ny faha FOLO TAONA SERASERA
![](https://avatar.serasera.org/f436cb417e8e9251f9238379ee7113c7.jpg)
122. Papoose
(
28/08/2009 18:46)
ka ohatran'ny hafahafa be le hijaonjaona be rery @ zao any koa! :oops:
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
123. ni81
(
28/08/2009 19:12)
ka ohatran'ny hafahafa be le hijaonjaona be rery @ zao any koa!ka sao dia asaina miaraka amin-dry ary koditra dia mba tsy mijaonjaona e! :D
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
124. rakaroka
(
29/08/2009 04:47)
Heu...mikasika "fandraisana olona avy lavitra!"
Dia tsorina fa ny "fandriana hatoriana dia misy" olona roa na telo! saingy mbola miasa 'za io ny tontolon'ny andro, tsy mirava raha tsy @ enina hariva, dia ny ankizy mianatra. Ny sabotsy aho no tsy miasa. Dia izay ny possibilité-ko sy ny dispo raha misy ilana izany!
Dia tsorina fa ny "fandriana hatoriana dia misy" olona roa na telo! saingy mbola miasa 'za io ny tontolon'ny andro, tsy mirava raha tsy @ enina hariva, dia ny ankizy mianatra. Ny sabotsy aho no tsy miasa. Dia izay ny possibilité-ko sy ny dispo raha misy ilana izany!
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
126. rakaroka
(
29/08/2009 12:51)
Tsy dia lavitra ka! Raha RER dia "ticket" iray tsy mihoatra ny 2,5 Euros dia Arrét "Grande Arche La Défense" . Dia maka RER B dir Robinson st Rémy les Chevreuses , miala arrét manaraka Chatelet les Halles dia maka RER A
dir St Germain en Laie na Cergy Poissy , dia aorian' i Auber sy Charles de Gaulles étoiles ny "Grandes Arches la Défense"!
Izany hoe "arrét fahatelo miala ao Chatelet les Halles" dia tonga!
Sssss raha manahirana moa dia miandry ao @ gare ao ilay olona fa dia mifampitady @ "circulation, embouteillage, fitadiavana parking koa" !
tsy hay mihitsy ilay ahatongavana na afaka 30 mn 50, nefa efa nisy 120 mn satria tsy mahita parking !,sns , matetika raha tsy dia mavesatra dia tsenaiko vata-tenako ny olona !
dir St Germain en Laie na Cergy Poissy , dia aorian' i Auber sy Charles de Gaulles étoiles ny "Grandes Arches la Défense"!
Izany hoe "arrét fahatelo miala ao Chatelet les Halles" dia tonga!
Sssss raha manahirana moa dia miandry ao @ gare ao ilay olona fa dia mifampitady @ "circulation, embouteillage, fitadiavana parking koa" !
tsy hay mihitsy ilay ahatongavana na afaka 30 mn 50, nefa efa nisy 120 mn satria tsy mahita parking !,sns , matetika raha tsy dia mavesatra dia tsenaiko vata-tenako ny olona !
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
127. rakaroka
(
31/08/2009 21:53)
Dia efa nisy namana nireserve ny ho aty izany ka efa feno ilay 3 places!
![](https://avatar.serasera.org/a48016e9bf305e2688b09fe3749a20a4.jpg)
129. kelly13
(
02/09/2009 11:10)
za mou zany d le miandry sary sisa kou! dommage b le izy natao octobre :?
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
130. rakaroka
(
02/09/2009 19:35)
Tess, tsss toa maro ihany anie ny namana eto Paris-ile de France.
Ka "condition hanaovan'ny sasany réservasiô billet hono raha afaka mampitrano aho!

![](https://avatar.serasera.org/f54e6b4ea7458c3b1ecd5554105310f1.jpg)
132. raozigasy
(
06/09/2009 02:07)
Ity amin'izay izany ilay pub e
http://pub.serasera.org/2009/09/10-eme-anniverserasera-03-octobre-2009.html

![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
133. booboo
(
09/09/2009 11:54)
miandry sary é...hihihihihi ny octobre aza tsy tonga akory hihihihihihihi
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
135. ni81
(
09/09/2009 17:12)
miandry sary é...hihihihihi ny octobre aza tsy tonga akory hihihihihihihi
booboo : lasa aloha be njy an !zà koa mitovy hevitra @ booboo e! :D
![](https://avatar.serasera.org/f54e6b4ea7458c3b1ecd5554105310f1.jpg)
137. raozigasy
(
12/09/2009 20:15)
entanina daholo na isika aty ampita na ianareo any tanindrazana e
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
139. sipagasy
(
19/09/2009 17:01)
fampahatsiahivana kely fotsiny e!
mbola misy ambiny ny t-shirt serasera aty dia entina any hamidy indray ka 10.00€ ny sandan'izany souvenir beh izany ô! ny vola ho azo moa dia efa hainareo ihany fa mandeha any à asa soa any an-tanàna ihany.
misaotra ny rehetra dia any izany mihaona e!

![](https://avatar.serasera.org/25456381c4c68a08a516c9b3a5214181.jpg)
140. mangidy
(
19/11/2009 19:25)
Araka ny nolazaina teny amboalohany raha nanomana ny faha folotaona ny serasera,, dia mitohy atrany ny fankalazana izany vanin'andro izany,,, koa manainga ny be sy ny maro iara mitotorebika sy milanonana @ Faran'ny taona ho avy izao,, ho lazaina eto ihany ny andinindininy momba izany Alimpandihizana izany lol
miandry ny sosokevitry ny namana rehetra,,