Fankalazana ny faha FOLO TAONA SERASERA

21. ravonjison ( 24/08/2009 12:16)
raozigasy:

Ho Fankalazana ny faha FOLO TAONAn'ny SERASERA dia hisy fikoranana lehibe atao aty Paris ao amin'ny 03 rue de la Tombe Issoire , ny zoma alina 02 oktobra 2009 manomboka amin'ny 21.30 ka hatramin'ny asabotsy maraina 03 oktobra 2009.
Hisy mpanakanto avy dago ho tonga hanafana ny fotoana, ary manomboka amin'ny 01.00 maraina dia soirée DJ miaraka amin'i Infinity.
Ny fandraisana anjara amin'izany dia 25 euros (raha vidiana mialoha, 28 euros raha toa ka mividy tapakila any an-toerana : RAHA MBOLA MISY TOERANA)
Voafetra ho 120 ny toerana ka ilaina ny misoratra anarana amin'ny haja@serasera.org
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala e



Ahoana ilay resaka fatoriana ? Sa samy mitady izay tany hatoriany fotsiny ? Izahay mantsy dia tsy avy ao France ka tena mila " hebergement ".
22. fahamarinana ( 24/08/2009 12:24)
:arrow: ravonjison : :-D :-D koa ho araka kosa ve r'ise raha hitady fatoriana koa ? koa tsy manao resa-na fatoriana dieny zao ary ? :D (l)
23. diamondra27 ( 24/08/2009 12:42)
sao de le olona tsy te- hifndray kosa zany e!

rehefa ohatran'ireny ange de ianao no manantona olona koa fa tsy miandry antonina satria ny olona mety efa mikorana be e!


faha: nga ndry tena ho tonga e!
24. fahamarinana ( 24/08/2009 12:50)
:arrow: diams : samy manana ny toetrany kosa akia,tsy voatery hoe izay vaovao no hanatona !
Tsy ny mifanohitra amin'izay kosa ve ? Nareo efa zatra no mandray ny vaovao ! Asa anefa fa izay aloha no fijeriko azy e ,mety ho diso tanteraka aho eto an !!Raha za manokana dia sahalahala an'izay ,fa za zay an !
Ohatrakotrany ho tonga raha tsy misy fiovan-javatra tsy takatry ny saiko sy tsy voavahiko !Ny maniry no anjarako fa ny ambiny tsy miankina amiko ! :-) ..Tsy tafa matory any aminjy aho aloha fa lavitra loatra ,maika hody hamonjy ny akany ! :D (l)
25. tess ( 24/08/2009 13:03)
diamondra27:

sao de le olona tsy te- hifndray kosa zany e!

rehefa ohatran'ireny ange de ianao no manantona olona koa fa tsy miandry antonina satria ny olona mety efa mikorana be e!


faha: nga ndry tena ho tonga e!


zay mantsy aky ry diamondra

:-P

ni81: ka ny ankabeazan'ny mpamaly dinika eto ani tsy mande any e!...
NY BETSAKA mpamaly dinika eto zao dia avy any amdà dool ny ankabeazany :-P
raha fiaoana aty andavy aloha dia afa-po foana anay na dia tsy mitakoritsika mandritra ny alina miaraka eo aza ny retra, ny latabatra rahateo tsy omby ny rehetra de tsy maitsy misaraka, de zà kou anisan'lay sarokenatra de tsy de manatona olona fa na izany aza tsy mahita olona miavona na mifanao clan zany kosa e :-P
26. tess ( 24/08/2009 13:06)
za koa maika hody fa sao tara metro sy rer ka tsy aharitra fa adiny 2 ve tsy ho aritra ? Mba ampy izay hihaonana amin'ny namana o !

efa mba izay aza kou! ny presence no importanty e! :-P
27. tess ( 24/08/2009 13:10)
fahamarinana:

:arrow: diams : samy manana ny toetrany kosa akia,tsy voatery hoe izay vaovao no hanatona !
Tsy ny mifanohitra amin'izay kosa ve ? Nareo efa zatra no mandray ny vaovao ! Asa anefa fa izay aloha no fijeriko azy e ,mety ho diso tanteraka aho eto an !!Raha za manokana dia sahalahala an'izay ,fa za zay an !
Ohatrakotrany ho tonga raha tsy misy fiovan-javatra tsy takatry ny saiko sy tsy voavahiko !Ny maniry no anjarako fa ny ambiny tsy miankina amiko ! :-) ..Tsy tafa matory any aminjy aho aloha fa lavitra loatra ,maika hody hamonjy ny akany ! :D (l)

fa inona ar no mampanahy andry e! zà jerena de manga ny lanitra wa!

:-P zà kou otrzay ihany tam vlou fa misy namana ilay mpisera aminao isan"'andro koa ao, dia iny aloha defa manja de avy eo lasa amzay ny prezantasiô ny olona de eo vao hoe hay ve e! de lasa resaka tsy msiy fiafaàrna mba mandehana raha indray mande fotsin yaza de ho hita eo e!
zà manao hoe diso tanteraka indry manahy mafy io hahaha
28. ravonjison ( 24/08/2009 14:40)
fahamarinana:

:arrow: ravonjison : :-D :-D koa ho araka kosa ve r\'ise raha hitady fatoriana koa ? koa tsy manao resa-na fatoriana dieny zao ary ? :D (l)



Ka inona moa no azo atao fa rehefa tsy misy fikarakarana trano fiantranoana dia ao anaty train izany no matory ( 18h).

Ankoatr\' izay, ny sasany moa etsy miahiahy hoe ho tsara ve sa ho ratsy ilay fihaonana ?
Matetika aloha dia sy maintsy misy foana ny antokon\' olona miresaka mitokatokana satria efa nifankahalala.Noho izany tsy atao mahataitra iny.
Izaho aloha dia tia mihaona ary ampy ahy raha toa ka ohatra hoe mba tafaresaka t@ olona 5 na 6 aho. Tsy voatery ahalala ny rehetra aho.
Tiako kokoa ny ahy raha tafaresaka @ olona 5 aho ohatra 4 ora, toy izay niresaka t@ olona 100,isaky ny 5 minitra.
Ankoatry ny fifampafatarana @ ankapobe izany dia anjaran\' ny tsirairay izany no mba mitady izay tandrify azy, sy izay antokon\' olona mba tiany hifankahalalána.
29. ni81 ( 24/08/2009 17:19)
sao de le olona tsy te- hifndray kosa zany e!
rehefa ohatran'ireny ange de ianao no manantona olona koa fa tsy miandry antonina satria ny olona mety efa mikorana be e!

faha: nga ndry tena ho tonga e!
mba asio mpiandraikitra mandray ny vahiny kosa e! Manahirana ihany mantsy raha toa ka vahiny tsy mahalala izay bi sy ba no mangaihay...
30. fahamarinana ( 24/08/2009 17:58)
:arrow: ni : k'efa hoe ny olona variana mikorana be knouh ! :wink: (l)
31. ni81 ( 24/08/2009 18:14)
ni : k'efa hoe ny olona variana mikorana be knouh !
8) ka raha toa ange vahiny (manam-pahefana ohatra :-P ) no tonga dia tsy maintsy tsenaina na dia mikorana toa inona aza e! :)
32. tywa68 ( 24/08/2009 18:15)
ka efa nisoratra anarana v injy ry Fahamarinana an ! zahay tsy afaka mankaiza fa lavitra loatra e ! (mahatsiaro anjy an'eritreritra zany e) : i Tess zany no be mahafantatra ao d mba aza misalasala nareo sy ni81 :-* :wink:
33. rakaroka ( 24/08/2009 18:23)
Heu...sanatria amiko ny hifanala-baraka eto! satria tsy izay akory ny tiana hahatongavana, tsy afaka ny itompon-teny fantatra tahaka an'i Tess aho
satria je dis simplement ny "Nisy niainana fa tsy noforonina akory sanatria!" simplement ny hamisavisana ny ratsy iavian'ny soa!
Heu...Matetika misy ny "initiativen'olon-tokana na olom-bitsy tsy mahasahaka akory ny zava-mitranga, na tsy naha-prévoir izay misy, vokany: mi-subir izany ny "invités!" . Deraina aloha ny "initiative" efa misy fa , "ANDRANDRAINA" indrindra ny "bonne organisation" , indrindra moa hoe "FAHAFOLO TAONA" hono!
I Tess aloha suggerer-ko hoe "hotesy" mandray olona izany! Dia raha misy hafa tsara!...Sa ahoana tsy mety ny propo-ko?...
34. ni81 ( 24/08/2009 18:37)
I Tess aloha suggerer-ko hoe "hotesy" mandray olona izany! Dia raha misy hafa tsara!...Sa ahoana tsy mety ny propo-ko?...
io mihitsy koa no saika ho lazaiko hoe tsy aleo ve mba asiana ôtesy mandray olona e! Dia efa aoka ianao ra-tess hilaza hoe: "tsy hiamboho adidy aho" :D
ka efa nisoratra anarana v injy ry Fahamarinana an ! zahay tsy afaka mankaiza fa lavitra loatra e ! (mahatsiaro anjy an'eritreritra zany e) : i Tess zany no be mahafantatra ao d mba aza misalasala nareo sy ni81
zà akia ry tywa lavitra be a! satriko mba handeha fa tsy tafa e! :?
35. tess ( 24/08/2009 18:41)
ari i ni81 manao hoe
Raha toy fihetsiky ny "olona sasany" eto @ famaliana dinika aloha no toetran'ny olona mandeha any dia tena ho izany e! , satria misy olona eto mametraka dinika, dia avy ianao mba miresaka mamaly (tsy mijery hoe ito mpiresaka amiko matetika na tsia) fa tsy te ahalala mihitsy izy na dia kely aza.
Fa mino aho ry faha fa tsy ho voan'izany akory ndry a!


kanefa ignorén'i faha vfoana izay soratako :^)
i Tess zany no be mahafantatra ao d mba aza misalasala nareo sy ni81

kou zà aza tsy valiny kou :?
i Tess zany no be mahafantatra ao

tsy misy hoe be mpahalala sy tsia fa zà kou nande tokana tam vlou tsy nisy hoe ahoana sy ahoana mitsy reh ao ah!
ni81: c sur misy mpitsena eo ambaravarana normalement
32. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 24-08-2009 20:23:21
Lohateny : Re : Fankalazana ny faha FOLO TAONA SERASERA
Heu...sanatria amiko ny hifanala-baraka eto! satria tsy izay akory ny tiana hahatongavana, tsy afaka ny itompon-teny fantatra tahaka an'i Tess aho
satria je dis simplement ny "Nisy niainana fa tsy noforonina akory sanatria!" simplement ny hamisavisana ny ratsy iavian'ny soa!

rakaroka: eny e! zà anie tsy manohitra ny volazan'i rakaroka hoe any am soiré gasy tena tsary mande mitsy aho satria otrzay daholo ny ao mifampitazana de mifampiavonavoana eo fa ny ato am sera no tiko resahina reh rakaroka ah :-D
mba tsy te hanakivy anareo am tsaho mande fotsiny aho fa ny namana sera nahafinaritra foana ny fety annif e! ny dj milay ry sefo mahavita azy, ny namana afa-po mba mitaongava dool de ahita e!
36. tywa68 ( 24/08/2009 18:42)
asaivo ataon'i Faha anaty valiziny njy e :-D
37. tess ( 24/08/2009 18:43)
I Tess aloha suggerer-ko hoe "hotesy" mandray olona izany! Dia raha misy hafa tsara!...Sa ahoana tsy mety ny propo-ko?...
avec plaisri :wink:
38. tess ( 24/08/2009 18:48)
ilay izy izany dia izao e! fety ny serasera ny hahatongavana any ary matoa mazoto tonga any di hiserasea kely ao izany
misy ny efa mpifankahalala taty am forum na karajia ary misy ao no vao mifankahalala, dia mazava ho azy raha ohatra ka ilay mpifankahalala mafàna resaka kokoa fa tsy midika fa manao anilabao ny tsy nifankahlala,
tena misy surprise izany ao hoe hay ve ianao ilay zao e! de mafinaritra ery vao maika aza nahazo namana vaovao fantatra de mifankafantatra eo
raha ny fety ho aho an! fa ny vacs natao niaraka no tsy haiko na nisy anzany na tsia ry rakaroka :P zà indroa no nande fety sera fa afa-po ka!
misy namako izay tsy de mpiditra eto am forum tsy mpiditra karajia fa mpikambana fotsiny aza nande indray mande fa tamàna be de hoe andeha amity indray izy, nefa izy avy lavitra kou! de jreo amzany.... :-P
39. tess ( 24/08/2009 18:53)
io mihitsy koa no saika ho lazaiko hoe tsy aleo ve mba asiana ôtesy mandray olona e! Dia efa aoka ianao ra-tess hilaza hoe: "tsy hiamboho adidy aho"

BIEN organisée tsara anie ny fety isataona fa tsy misy sy mivoaka otran'ny bal mbolavo ao e :-D
vao miditra ao nareo de manja be dool ny hôtesy mitsena ao tsy iza fa ireo admin ireo ihany ny vavy na ny lahy de omeny vonikazo kely apetaka am tratra miloko ny lokon'ny serasera, toy izay alou ny tam taona lasa an!
de miaraka maka maka sary eo! de lasa amzay ny resadresaka sns....
FA i faha sy i ni no tena matawatsa mafy fa tsary misy nin nin ao e! kozé :-P
40. sipagasy ( 24/08/2009 19:12)
miarahaba ny rehetra!

Dia tonga tokoa ity ny andro nandrasantsika rehetra izany e! dia samia mivonona daholo e!

Araka ny voalaza io ambony dia tongava maro daholo fa dia ho afa-po tanteraka e! minoa fotsiny ihany hoa ry rakaroka ann hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2429