Fankalazana ny faha FOLO TAONA SERASERA

41. ni81 ( 24/08/2009 19:20)
BIEN organisée tsara anie ny fety isataona fa tsy misy sy mivoaka otran'ny bal mbolavo ao e
vao miditra ao nareo de manja be dool ny hôtesy mitsena ao tsy iza fa ireo admin ireo ihany ny vavy na ny lahy de omeny vonikazo kely apetaka am tratra miloko ny lokon'ny serasera, toy izay alou ny tam taona lasa an!
de miaraka maka maka sary eo! de lasa amzay ny resadresaka sns....
FA i faha sy i ni no tena matawatsa mafy fa tsary misy nin nin ao e! kozé
Matahotra inona moa fa:
rehefa ohatran'ireny ange de ianao no manantona olona koa fa tsy miandry antonina satria ny olona mety efa mikorana be :) e
42. tess ( 24/08/2009 19:25)
ka zay anie e! sady eto aza efa mifankahalala eto de inona no tokony hatahorana hanatona ???? hihihih
na mifanao fotoana kely ao ivelany ao de miaraka miditra ny mpinamana efa mifankazàtra tsy olana, io! tam eritaona zao samy teo ambaravaravana dool no niandry niara tonga dool na nifankazàtra tato na tsia fa tonga de miresaka be dool , hummmm

43. rakaroka ( 24/08/2009 19:35)
sipagasy:


tongava maro daholo fa dia ho afa-po tanteraka e! minoa fotsiny ihany hoa ry rakaroka ann hihihih


Draissssss :lol: :lol: :lol: hay tokoa moa tsysipa vazaha no ao koa!
Dia efa manantena kaly hahafa-po izany! Mino e sy MANANTENA e :wink: :-D :-D :-D
44. rakaroka ( 24/08/2009 19:42)
tess:

I Tess aloha suggerer-ko hoe "hotesy" mandray olona izany! Dia raha misy hafa tsara!...Sa ahoana tsy mety ny propo-ko?...

avec plaisri :wink:



:D :D :D 'zay mihitsy anie no tsy ahafoizako an'i Tess : cooooooolllll !!!!
Dia 'njy izany no repère e! :roll: :-w :-w :-$
Ahoana aloha, ilay kapa karôkarô misy kopetra ve no hanaovandry?...
mba manampy ny repère-ko mantsy fa raha manao solomaso sy miova coiffure, maquillage sns...sao very repera aho an :?: hi!hi!hi!
45. ni81 ( 24/08/2009 19:52)

kanefa ignorén'i faha vfoana izay soratako
Voalaza teo :
i Tess zany no be mahafantatra ao d mba aza misalasala nareo sy ni81

kou zà aza tsy valiny kou
Voalaza teo :
i Tess zany no be mahafantatra ao

tsy misy hoe be mpahalala sy tsia fa zà kou nande tokana tam vlou tsy nisy hoe ahoana sy ahoana mitsy reh ao ah!
ni81: c sur misy mpitsena eo ambaravarana normalement
asaivo ataon'i Faha anaty valiziny njy e
tywa :^)

Io izany hono ry faha a! Mety tsy tazany t@ izy nandalo teto io resaka io e!
46. tess ( 24/08/2009 20:04)
i diams angah hande????
Io izany hono ry faha a! Mety tsy tazany t@ izy nandalo teto io resaka io e!

FA hita fa hatreny amboalohany mitsy ginorée zà de! :? tsy koi! e
'zay mihitsy anie no tsy ahafoizako an'i Tess : cooooooolllll !!!!
Dia 'njy izany no repère e!
Ahoana aloha, ilay kapa karôkarô misy kopetra ve no hanaovandry?...
mba manampy ny repère-ko mantsy fa raha manao solomaso sy miova coiffure, maquillage sns...sao very repera aho an hi!hi!hi!

rakaroka: ouiiii! aza manahy e! :-D lay kapa karôkarô misy kopetra iny no repère afantarana ahy e! :-D coooool
47. tess ( 24/08/2009 20:05)
rakaroka ah! ary inona no hi répèreko andry! ilay zipety nanaovandry tary am plage tanaty fasika tary ve? :^)
48. sakaizakely ( 24/08/2009 20:13)
shhh za ranga tsy andeha a ! hanao inn any ah :�)
49. ni81 ( 24/08/2009 20:16)
shhh za ranga tsy andeha a ! hanao inn any ah :�)
:? fa ahoana e?
50. ni81 ( 24/08/2009 20:26)
FA hita fa hatreny amboalohany mitsy ginorée zà de! tsy koi! e
nareo koa akia tsssss :?
51. tess ( 24/08/2009 20:37)
:-P
52. hery ( 25/08/2009 10:25)
O ry tywa68 a, nareo ve dia ho lavitra noho izahay e. Izahay anefa izao 3 mianaka be izao ho avy daholo tsss
53. tywa68 ( 25/08/2009 10:35)
sarokenatsa no lavitra be hoa :lol:
54. ari.malala ( 25/08/2009 11:07)
Zà koa hoavy :-P fa an'eritreritra ;)

Faha, ndry aza matahotra, fa i Tess olona cool b sady tena mahay mandray namana b io.
55. fahamarinana ( 25/08/2009 11:34)
:arrow: D'efa misaotra any Tess sy rakaroka zany fa mba ahita azy roa vavy aho rehefa any,sy ny sisa ho avy moa fa tsy haiko loatra hoe iza avy ankoatran'ny admin ,mazava ho azy ! :)
ari : f'angaha moa tahotra akia fa io fahamenarana io efa tandra mipetaka mandrakizay,efa nivoatra nefa koa mbola tsy ampy na arahana tsiky zato taonina aza ! :-D :-D ,fa eo tsika mahita izy an !
Tywa si ni : iraisana ihany io toetra io kouh ,samy lavitra daholo isika kouh ! fa mbola ho avy ilay andro moa o ? :-P (l)
56. ni81 ( 25/08/2009 11:39)
Tywa si ni : iraisana ihany io toetra io kouh ,samy lavitra daholo isika kouh ! fa mbola ho avy ilay andro moa o ?
eka ouz e! :) :-*
57. tywa68 ( 25/08/2009 11:55)
mbola ho avy lay fotoana e :-* :wink:
58. fahamarinana ( 25/08/2009 12:38)
:arrow: mailaka ery nareo roa mamaly ahy an ,aza atao miandry fa gasy arô ! :-P :wink: (l)
59. booboo ( 25/08/2009 12:57)
Ny hamisavisana ny ratsy hiavian'ny soa tokoa, na izany aza, raha be loatra ny fanahiana euh...sahia manao dingana lehibe ouz hihihihihihi. Dia tsy hahafantatra ve na singan'olona iraika aza any klé !

Zà @ ity taona ity ihany no tsy afaka fa bory tongotra sady kamo be lé sôfera-ko hihihihihihihi.
60. tywa68 ( 25/08/2009 13:26)
Booboo : mety mbola hiova hevitra izy d'ici là :-D :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.812