Sabotsy mafana

1. raozigasy ( 17/05/2010 23:26)
sabotsy mafana,
tsy misy voatana,
hijanona an-trano,
fa andao hiala hamohamo ...

ny vera hifandona,
amin'ny 5 jona,
any Neuilly-sur-Marne,
ny revy no itarina ...

tongava maro,
fa ao no hifangaro ,
ny fy sy ny tsara,
tandremo sao tara ...

ireo Dj milay,
no hampirevy indray,
hampisy ny ambiansa,
de bonne sansa !!!!
novalian'i sipagasy ny 18/05/2010 17:27
2. sipagasy ( 18/05/2010 17:27)
milay e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0957