LAHATRA SA ANJARA SA SAFIDY NY FANAMBADIANA?

41. mangidy ( 15/04/2008 15:50)
Araka ny maha olombelona antsika: de azontsika raisina @ izay itiavantsika azy ilay we anjarana safidy na lahatra ny Fanambadiana.Rehefa tsy mety de lazaina fa izao no anjara......Misy ny tsy ifanarahana de lazaina we atao awoana fa tsy anjara =(( fa raha Kristiana ianao dia tsy tokony ipetraka ny fanontaniana ^:^
42. cutie ( 19/05/2008 21:16)
LAHATRA SA ANJARA SA SAFIDY NY FANAMBADIANA?

izy rehetra :)
43. safidyandrianantenaina0 ( 28/05/2016 05:37)
amiko, ny vady dia anjara miampy lahatra ary safidy koa. olona iray raha tsy anjaranao, tsy lahatra avy @ Andriamanitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0572