LAHATRA SA ANJARA SA SAFIDY NY FANAMBADIANA?
21. vololomanitra91
(
18/03/2008 06:13)
dé aona kou zany lé fanambadina azo avy @ fanafody gasy ireny ka??? RENY angé tsy fitiavana avy @ a/tra e!!!!???? dé aona????
23. tsiafoi1
(
18/03/2008 10:43)
Ari-malala:
Ny ANJARA miankina amin'ny SAFIDY, fa rehefa NISAFIDY ny HISARAKA de FOANA ho azy koa NY ANJARA.
Andriamanitra no nanome retsy fa Balita no tsy ambinina a, na koa we Andriamanitra no nandahatra fa Balita no tsy nila hahahah...
de refa misaraka ndray zany le olona 2 d ts anjara tampoka ndray zany le fanambadiana? sa aona?
Ny ANJARA miankina amin'ny SAFIDY, fa rehefa NISAFIDY ny HISARAKA de FOANA ho azy koa NY ANJARA.
Andriamanitra no nanome retsy fa Balita no tsy ambinina a, na koa we Andriamanitra no nandahatra fa Balita no tsy nila hahahah...
24. tsiafoi1
(
18/03/2008 11:13)
Ari-malala tsy hainjy nga le oha-bolana we: Misao-bady tanora ka manome Zara=Anjara ho an'ny sasany
25. naughtyboy
(
18/03/2008 13:32)
safidy ihany no andraisako an'io otrany hafa isafidy
anao masera na mopera ,ny safidy tsinona anisany mahaolona ny ts1.1 malalaka fa tsy azo esorina na lavina ankoatrany terena ngah
anao masera na mopera ,ny safidy tsinona anisany mahaolona ny ts1.1 malalaka fa tsy azo esorina na lavina ankoatrany terena ngah
26. vololomanitra91
(
18/03/2008 15:29)
naughtyboy, fa nga ny manao mopera na masera tsy antson'a/tra? fa anjaranao fotsiny no mandanjalanja na iroso enao na tsy????? Ao iany marina kay zany lé safidy fa tsy tena mibahana klé!!!! lol:-D^^:{:^):lol:
27. penina
(
18/03/2008 15:53)
Safidy ho an'izay afaka misafidy. Dia lahatra sy anjara ho an'izay tsy afaka misafidy.
Dia aza misafidy eo ary koa. Ataovy hoe lahatra. Andriamanitra efa nanome anao safidy. :°)
Dia aza misafidy eo ary koa. Ataovy hoe lahatra. Andriamanitra efa nanome anao safidy. :°)
28. pskl
(
19/03/2008 06:12)
Amiko Atra no mandahatra sy mi-propose oé itsy na itsy.
Fa ianao no misafidy oé eny na tsia, dé mi-assumer ny vokatry ny safidinao ianao.
Ny fisarahana dia safidin'ny olombelona. Tsy sitrak'Atra nefa raha izay ny safidin'ilay olona dé anazy ny azy dé mizaka ny vokany eny izy na tsara na ratsy.
Fa raha mbola misy koa ny azonareo mpivady hatao dé mialà nenina fa aza misaraka zany. D ataôvy miarak'amin'Atra ny zavatra rehetra satria izy no manoro oé aiza ny fiainana dé aiza ny fahafatesana.

30. misaotrazato
(
20/03/2008 06:17)
Raha ny evitro manokana aloha dia miakina @ tsirairay satria raha tsy christianina ilay olona dia hafa ny fiheverany fa raha christianina kosa izy dia mazava ho azy fa lahatra satria Atra no mandahatra ny raha jiaby
31. reve
(
20/03/2008 08:25)
naLAHATR'Andriamanitra hanana ANJARA isika olombelona
rehefa ni SAFIDY e!:-*:*:P(l)
rehefa ni SAFIDY e!:-*:*:P(l)
32. naughtyboy
(
22/03/2008 12:58)
vololomanitra91 >ny safidy nge malalaka fa tsisy iankinany @ antso na inn e,refa tsy anaiky ny oul 1 na ambanana basy aza oe vadio za ratsy zany vonoko eo enao ..tsisy fika ee :°)afatsy ny alana ny safidy nga de lasa terena zay
33. Kwasi
(
24/03/2008 21:46)
Raha amiko indray dia Safidy aloha ny voalohany. Raha tsy nisafidy ny hivady ry zareo tsy raikitra ilay fanambadiana.
Ny anjara na lahatra indray dia tsy dia mino izany loatra aho.
Dia aiza moa izany no misy ny anjara sy ny lahatra raha ireto mpilalao sarimihetsika miovaova vady isaky ny mihetsika ireto no jerena?
Ny anjara na lahatra indray dia tsy dia mino izany loatra aho.
Dia aiza moa izany no misy ny anjara sy ny lahatra raha ireto mpilalao sarimihetsika miovaova vady isaky ny mihetsika ireto no jerena?
34. vololomanitra91
(
29/03/2008 11:58)
ka ny sary mihetsika angé lalao fotsiny fa tsy tena izy e!!!!
lol
lol
35. Tsiaritra
(
02/04/2008 19:41)
Tsotra fotsiny io ry reto a! ANJARAnareo no miSAFIDY, efa firy zay no isan'ny olona nisafidianareo niarahana? Efa fanimpiriny vao naazo vady? Nefa isak'izay nahazo sipa vaovao dia otran'ireny tsy hisaraka intsony ireny ary dia nieritreritra fa tena hoe io no ANJARA satri SAFIDIn'ny tena. Dônky LAHATRA rangahy io.
36. peugeot
(
08/04/2008 12:34)
sady tsy lahatra no tsy anjara io fa safidy e ,oh we manaklema ilay olona iarahanao de safidinao io ,mety mieritreritra ianao we manambola io hihihi safidy io eee
38. zoky
(
09/04/2008 11:44)
@ le oe safidy no voalohany, amiko alo d Safidy alohan ' ny anjara , mila misafidy alo enao, zay vo mipetraka ny oe anjaranao in olona iny sa tsia, ny Lahatra an'Andrimanitra irery iany ho an zay MINO, mety bitsika mangina avy @ Andriamanitra nahatonga anao hifidy le olona, na nanaiky le olona, fa ny zava-dehibe dia mila misafidy enao arka zay safidi-mponao
39. xxx
(
09/04/2008 15:46)
Bita:
Valiako araka ny hevito fotsiny fa isika Malagasy moa mino ny baiboly ka toa tsy nisy safidy ho an'i Addama teo fa natolotra azy ny vadiny ka na tiany iny natsy tiany dia nekeny foana. Ary hoy Atra t@ izay tsy tsara raha irery ralehilahy.......Ka asa na lahatra no handraisanareo izany na safidy fa toa tsy nisy safidy ary ohatry ny hoe tsy baiko koa fa toa hoe: eritreritr'Atra teo fa toa tsy tsara raha nirery ny Lehilahy ka NOMENY vady sahaza ho azy izy......Tohizo azafady fa ny hevitrareo koa tsatratsara kokoa
ndana makany ampiangonana e
:roll: :roll: :roll: :roll:
40. ikaretsaka
(
10/04/2008 02:46)
Valiako araka ny hevito fotsiny fa isika Malagasy moa mino ny baiboly
eo d'efa polemika be..
aza generaliser-na sy atao safo be mantsina hoa le zavatra