Zoaie versera zoky ravatorano sy sipagasy !

1. ikalamako ( 14/03/2008 22:56)
=D =D =D =D =D



:-* :-* :-* :-* :-*
novalian'i sipagasy ny 19/03/2008 16:32
2. Papoose ( 14/03/2008 23:13)
ountsonaleee le sary eee!!
bon versera eee!!
ravato oh? sary :D
3. diamondra27 ( 15/03/2008 00:08)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/3d-emoticone-msn-cadeau.gif[/IMG]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/0017.gif[/IMG]

:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. ravatorano ( 15/03/2008 06:12)
bonaniverisera enao sipagasy ah
dia mirary soa laladava ho anao ary koa hirotsaka aminao anie ny fiadanana rehetra misy eto anivon'izao tontolo izao !
=D=D=D:-*:-*:-*:-*

Misaotra betsaka an'ikalamako,diamondra27,kà papoose ary koa ireo izay mbola ho avy eo.
Mankatelina e !
Mlay be nama ty serasera ty an !
=D^:^^:^^:^^:^
:D

de nitombo ny taoana ary toy izao za reefa nnitombo iray indray ny taonako :

[URL=http://yoopix.org/photo/1/25976-mihaja3_00.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_2_25976-mihaja3_00.jpg[/IMG][/URL]

efa antitra e
:wink:
5. mitia04 ( 15/03/2008 06:43)
Zokinay, Zokinay, bon anniv toi, d refa tonga toi hi-depanner anà am lé resaka connexion-ako lent be d miandry ao lé cadeau be, bizz, bizz:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
6. tslem ( 15/03/2008 07:08)
Dia faly miarahaba anreo kounkou zany e, dia enga anie ho tratry ny fitomboan'ny taona manaraka indray!
:-*:-*:-*
7. tess ( 15/03/2008 07:13)
zoaezy aniversera ary i ravatorano sy i sipagasy e! manaova fety sambatra sy week end milay be! ho tratry ny taona mitsingerina njay ôôôô!:-*
8. ravatorano ( 15/03/2008 07:59)
sipagasy sy ravatorano dia misaotra anareo rehetra nanolotra ny firariantsoa ho azy ireo
Enga anie ka hitohy sy hihamafy hatrany ny fifankatiavana natsangana teto amin'ity serasera ity e
Samia ho ela velona aby

ravatorano sy sipagasy
:-*
9. kelly13 ( 15/03/2008 08:01)
joyeux anniversaire nareo mianadahy ô :-*
10. Angie ( 15/03/2008 08:21)
:-* Tena faly tokoa ny fo miarahaba anareo tratry ny fetinareo zao dia mirary soa hatrany anareo ary ho tahian 'Andriamanitra hatrany ary koa hifanatitra @ ankizy koa.

bisous be
de Angie et Tsiory
11. tywa68 ( 15/03/2008 09:16)
Bon anniv nareo dahy d mirary soa mitafotafo ho anareo zahay e :-*:-*
12. ainaheri ( 15/03/2008 10:33)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/annif01.gif[/IMG]nareo dahy
13. booboo ( 15/03/2008 10:35)
Joyeux anniversaire Sipagasy sy Ravatorano ô ! tsarà tontolo andro, dia mirary soa booooobaka beeeeeee mihitsy ary hombam-pahasalamana hatrany ê ! :-*:-*
14. yonikafopl ( 15/03/2008 10:40)
Bonnannif cousine sy zoky Ravato :-*:-*
15. sipagasy ( 15/03/2008 15:25)
Misaotra ny rehetra nahatsiaro sy ireo nandefa sms e!
Miaraka @ireo voatonona anarana rehetra anio ao ireo sy i dad'tou ravatorano, dia maneho ny fisaorana hatrany ny rehetra izahay e!!!
16. methode ( 15/03/2008 15:39)
Bon Anniversaire zany Ravatorano sy sipagasy! Mirary ny soa sy ny tsara rehetra!
17. endrika01 ( 15/03/2008 17:52)
Dia ho tratrin\'ny amin\'ny heritaona ndray é,Bon Anniversaire i ravatorano sy i sipagasy mirary soa lalandava de aza hadino ny gatô an\'i endrika01 sy i tsiambaratelo!!!:D:D:D
18. scarface ( 15/03/2008 18:32)
inona ary no mampikorapaka eh tsika anie amin'ity taona ity dia mbola tanora foana raha hoarina amin'ny eritaona eh (2009)
19. arialy ( 15/03/2008 19:23)
ho tanora lalandava ry zoky isany aaaaaaa:-*:*
20. glady ( 15/03/2008 19:53)
ravato sy sipagasy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/annif01.gif[/IMG] nareo midah é!!!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1299