Zoaie versera zoky ravatorano sy sipagasy !

21. ratonga ( 15/03/2008 19:56)
zoaiézaniveraséra ravatorano sy sipagasy! Mirary soa bdb :-*
22. Samoana ( 15/03/2008 21:20)
Miarahaba an'i "kambana" mitsam izany e! hihihi Toa niarakaraka teraka nanafana lanonana sy nanome torohevitra samihafa tato @ serasera tokoa mantsy ianareo e?:wink:
Soava tsarà e:-*
23. lazounet ( 16/03/2008 03:44)
Agnay moa izany reha mandray ny resaka dia miala tsiny fa tsa zokiny fa zandriny ary tsa rainy fa zanany.
Koa miarahaba anareo zoky ray aman-dreny nahitana maso andro, kitapo nifonosana nitondra folo volana amin'izao andro iray toa zato izao.
Laza
24. sakaizakely ( 16/03/2008 08:41)
Ravatorano

[center]



[/center]
25. diamondra27 ( 16/03/2008 08:42)
26. sakaizakely ( 16/03/2008 08:43)

[size=13px]sipagasy[/size]

27. sakaizakely ( 16/03/2008 08:46)

[size=13px]sipagasy[/size]

hadino ny zoaié zaniversera

http://img176.imageshack.us/img176/9288/2fqp7yi8rr6.gif

de asio sary oatran'i zoky Ravatorano koa. Mahafinaritra ilay mahita sary @ forum manko ;-)
28. tsiambaratelo ( 16/03/2008 10:07)
efa nisolo tena anah i endrika01,dia tsy maninona fa haverina eto ihany ny fiarabana an,Bon annif i ravatorano sy iSipagasy .Zahay tsy mba manana cadeau fa ny cadeau avy aty aminay dia vavaka!dia hotratra antitra ,hoambinina amin'izay rehetra atao,ho mamy hoditra eo anivon'ny fiaraha-monina!!!Dia ho tratrin'ny amin'ny herintaona ndray é! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
29. sipagasy ( 16/03/2008 12:33)
izahay mianadahy sy ireo tompom-pety rehetra dia maneho etoana ny fisaorana atsika rehetra e!!!!
Sitraka ho enti-matory ny firarian-tsoa nataonareo ka ho valiana raha mahatsiaro e!!!

Misaotra indrindra,

Ravatorano, Sipagasy, sy ny maro tsy ho hary voatanisa etoana tompom-pety omaly 15/03/08
30. sipagasy ( 16/03/2008 12:39)
euuhhhh sakaizakely ndraso aloha haka paika any @ i ravato aza à ilay hanaovana sary ero fa tsy haiko kouuh

31. rapala ( 16/03/2008 13:35)
bon annif i ravatorano sy sipagasy izany e:-*:-*
32. Vitsikakely ( 17/03/2008 04:53)
Bon Annif a :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
33. ravatorano ( 17/03/2008 05:35)
misaotra betska anareo namana rehetra nanolotra ny firariantsoa fa sitraka enti matory ka valian raha matsiaro !
misaotra é !
:-*
34. ari.malala ( 17/03/2008 07:57)
tonga ndrya ny tara train lava fa miala tsiny e! hihihi! miarahaba an'i sipagasy sy ravatorano nahatratra ny tsingerin-taona nahaterahany d mirary soa hoanareo o! d mba omao ambina gatô ra mbola mis ô :P
35. ravatorano ( 17/03/2008 10:04)
nalaza be koa izany veriserako zany tamin'ity ah
misaotra éééééé
:-*:-*:-*:-*
36. betty ( 17/03/2008 10:09)
ouuupsss!!!!!! tara kely fa na zany aza de bon anniversaire nareo roa kely (ravato sy sipagasy)hihihihihih bisouxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx.
37. rrasoa ( 17/03/2008 10:52)
de bon annif zany nareo menadah fa somary tara train kely bizzzzz
38. ftma ( 17/03/2008 10:54)
joyeux anniversaire ianareo dahy :-* tara foana za fa na izany aza mahatsiaro anareo :-*:-*
39. sipagasy ( 17/03/2008 11:56)
betty:

ouuupsss!!!!!! tara kely fa na zany aza de bon anniversaire nareo roa kely (ravato sy sipagasy)hihihihihih bisouxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx.



mmhhh, efa fety beh akia ny tel lavabentsika annn, misaotra akia annn

bizz nareo any e!
40. nikopol ( 17/03/2008 15:22)
zoaeu ao Doly e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1292