Zoaie versera zoky ravatorano sy sipagasy !

41. tsiafoi1 ( 18/03/2008 10:10)
mieux vaut tard que jamais...

BON ANNIF nareo mianadahy, de mirary ny fahasoavana rehetra ho aminareo hatrany!

Ravato a, ariroa ny karamako manala volofotsy 50, mora be... :D:):o:lol::wink::-*:-*:-*:-*
42. Ralay ( 18/03/2008 10:44)
Arabaina ianao ry akama milay zany fa nampitombo taona iray indray dia ho tratrin'ny fitomboana manaraka indray izany e.
43. mihanta ( 18/03/2008 18:45)
mirary fety sambatra foana izany klou é.
ho tanora lalandava é
44. ANARIM ( 19/03/2008 07:08)
mirary soa hatrany e!
!fihina ravatorano
!mofo sipagasy
45. ravatorano ( 19/03/2008 10:04)
misaotra e!
misaotra ! misaotra ! misaotra !

^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
:-*
46. sipagasy ( 19/03/2008 16:32)
hihih anarim, menatss beh zah fa manaraka hatraty ny mofo hihihih
misaotra ny rehetra e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.066