Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ratonga ( 04/04/2008 12:53)
misy sy tsy misy
[b]misy[/b] ny lavarangana [b]fa tsy misy[/b] ny foirangana [b]misy[/b] ny tongobolo(bwatina paraky)[b]fa tsy misy[/b] ny tanambolo tohizo ........ tohiny
novalian'i Papoose ny 13/04/2008 08:11
kalamy ( 04/04/2008 12:07)
hitady anilé tonokira !!!
bjr, mba ataovy ato anie lé tononkira an'i Elsie oe: FA TIAKO LOATRA IANAO, TSY FOIKO TOKOA ^^ :x :°) (l) ... tohiny
novalian'i Belami ny 18/04/2008 22:48
Bigma ( 04/04/2008 11:51)
zarina mihaino fa tsy mijery
Rehefa mandinika ity clip mameno télé inty aho dia mieritreritra hoe: tokony averina zarina mihaino mozika ny gasy fa tsy mijery clip, tsy tena hita izay kalitao marina. Sa ahoana hoy nareo? ny an'n... tohiny
novalian'i sariaka ny 05/04/2008 09:08
xxx ( 04/04/2008 10:55)
Ho anilay vadiko izay
efa eo amoron fisarahana izahay zao, miady mafy aho satri efa 16 ans niarahana ary 7 ans de mariage. Mbola misy fitiavana kely anao za saingy mafy loatra ny nataonao ry E... tsy mety decidee hanao d... tohiny
novalian'i Belami ny 20/04/2008 20:19
ravatorano ( 04/04/2008 10:07)
lozam-pifamoivoizana nahatsiravina omaly maraina
[b]Namono olona indray ny RN 7 14 no maty tany Ambohimandroso[/b] Namono olona indray ny RN 7 14 no maty tany Ambohimandroso 14 no indray namoy ny ainy ka tao no maty tsy tr... tohiny
Jeankely ( 04/04/2008 08:57)
Fa naninona no nibanaka nofenoiny ny kapoakanao???HIHIHIHIH
Nihirahira tsy mahalala niheritreritra angaha ary naninona no navela nofenoiny ny kapoakanao. Sa kapoaka very sy nihahaka dia nalainy ary nofenoiny zavatra tsy ilaina? :-D :-D :-D Sao mba tia hamen... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 23:05
VVS2008 ( 04/04/2008 08:41)
Feno ny kapoaka, asehoy ny fitiavan-tanindrazana
(l) (l) (l) :?: :?: :idea: :idea: Entanin'ny fo amin'ny fitiavana an'ity tany ity ka manoratra, tsy hatetipiavy anefa fa ity ihany dia ampy , afon'apombon'ny VVS no manosika, mila mpitantana te... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/04/2008 10:13
majesty ( 04/04/2008 06:51)
Fitia te ahalala!
Nahita an'ilay lohahevitra napetrak'i rabingobilabanga tatsy aho ilay hoe "Kristy no ambony indrindra" dia nanaraka hatrany koa ny valin-tenintsika rehetra izay namaly an'iny dinika iny,ka nahatonga a... tohiny
badboy ( 04/04/2008 06:23)
tsy mety mody ny Malagasy any an-dafy fa menatra noho ny fia
[b]Menatra ny hody ve ny Malagasy any an-dafy ? Lasa resaka indray tato ho ato ny hoe tsy mety mitodi-doha an-tanindrazana ny Malagasy any an-dafy fa menatra noho ny fiainany any : tsy manana antonâ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/04/2008 07:29
rajoelina ( 03/04/2008 21:30)
zay vao tena kakan-alika!!!
...Kay ny Belgique tsy mandray anjara @ EURO'08 ihany koa. ^:^ ^:^ ... tohiny
novalian'i euh ny 04/04/2008 13:56
laotsy ( 03/04/2008 19:24)
anjara sa safidy
ny anjara ve sa ny safidy no mitondra ny fiaina rehetra @ntsika? - raha hiandry ny ajara sao de taraiky be. - nefa ndray raha ny safidy mety hisy lesoka! mety marina ve zany eritreritro zany sa....... tohiny
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 21:38
xxx ( 03/04/2008 14:45)
Mitady olon-tiana @ internet
[center] http://img297.imageshack.us/img297/2713/binsingleladenil1.gif [img]http://img201.imageshack.us/img201/1737/tlbngf0.gif[/img] [/center]... tohiny
xxx ( 03/04/2008 14:30)
Ny fiainana hiainanao.....
Hono ho aho??? ianao kay mba karazan'ny olona manao ahoana eto ambonin'ity tany ity.... - ilay olona miaina ny anio tsy mivaky loha , tsy mijery ny ho avy, izany hoe manararaotra isan'andro ny fiai... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 07/04/2008 07:49
xxx ( 03/04/2008 13:38)
Fiaraha-monina xxx
Raha tena natao ny kajy dia hay misy tena tsy mahatanty ny fiaraha-monina xxx an! ;-) :-D kanefa rehefa misy manao xxx manenjika sy manompa dia lasa izao.....tiana ihany, ahoana ary izany fiaraha-m... tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2008 12:00
rajoelina ( 03/04/2008 12:54)
mitady akama aho :D
[b]France[/b]. Izaho dia mitady akama gasy na frantsay na hafa fiaviana mipetraka amin'ireto tanàna ireto: Angers, Saumur, Le puy Notre Dame, Doue-la-foutaine, Cholet, Vihiers, Thouars. Lahy na Vavy... tohiny
novalian'i Papoose ny 06/04/2008 01:58
iaboba ( 03/04/2008 12:51)
Ampela soa
Mba mangataka ny tonon'ilay hiran'NY AINGA AMPELASOA iny azafady .Merci... tohiny
novalian'i iaboba ny 07/04/2008 13:55
saranga ( 03/04/2008 11:48)
Tsy mety mahazo laka
Atahoran'ny moderateur TIM ve sa tsy mahatanty demokrasia ny TIM fa mba sendra nijery ny sity oeban'ny TIM aho dia tsy afaka nijanona mihoatra ny 1 andro ny hevitry rabaradaka. ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/04/2008 17:03
yonikafopl ( 03/04/2008 11:32)
Tahiry biz'oroka
Miarahaba oo, Fanontaniana ho an'ny mpiandraikitra izy ity. Za tamin'iny volana marsa iny de nampitombo ny tahiriko tam le bizoroka 1 isaky ny roa andro iny, de manindry foana za isanando, nanana ta... tohiny
novalian'i kiadi ny 08/04/2008 08:50
xxx ( 03/04/2008 11:04)
Tsy maintsy toriana ny Evanjely?
"Tsy maintsy toriana ny Evanjely!" Iarahan'ny Kristiana manaiky io. Fa mialohan'io koa dia tsy maintsy iainana izy. Izany hoe: izay iainana no zaraina, ary izay zaraina dia iainana. Tsetsatsets... tohiny
novalian'i pissoa ny 18/04/2008 20:44
Fody ( 03/04/2008 10:44)
Didy folo.
Misy namana moa milaza fa novaina ary tsy mifanaraka amin'ny Baiboly (Soratra Masina) ny Didy Folo voasoratra ao amin'ny katesizy katolika. ka indreto izy: http://www.vatican.va/archive/FRA00... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2008 21:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6395