Fa naninona no nibanaka nofenoiny ny kapoakanao???HIHIHIHIH
1. Jeankely
(
04/04/2008 08:57)
Nihirahira tsy mahalala niheritreritra angaha ary naninona no navela nofenoiny ny kapoakanao. Sa kapoaka very sy nihahaka dia nalainy ary nofenoiny zavatra tsy ilaina? :-D :-D :-D
Sao mba tia hameno ny kapoakan'ny mbola tsy feno koa ianao :-D :-D :-D
Sao mba tia hameno ny kapoakan'ny mbola tsy feno koa ianao :-D :-D :-D
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 23:05
2. kanota
(
04/04/2008 09:03)
Fa ahoana? Aza omena fenoiny tokoa ny kapoakanao tsy mbola tataka. Tandremo sao fenoiny rano maloto. harovy tsara
3. VVS2008
(
04/04/2008 09:08)
Mihevitra aho fa teny malagasy tsy anampiana tsy analana io tompoko, mino aho anefa fa azonao ihany ny tiako hambara aminao na dia raisinao tsy dia misy lanjany aza ry Jeankely (io no mahavoa antsika malagasy mba miaina amin'itony internet itony, manamaivana ny zavatra ambaran'olona)
Natao ho an'ny rehetra izy io fa tsy ho anao irery rahateo.
Misaotra amin'ny famaliana hafatra na izany aza
Natao ho an'ny rehetra izy io fa tsy ho anao irery rahateo.
Misaotra amin'ny famaliana hafatra na izany aza
4. kiadi
(
04/04/2008 10:06)
(io no mahavoa antsika malagasy mba miaina amin'itony internet itony, manamaivana ny zavatra ambaran'olona
ka tsisy lanajany ny zavatra lazaina ko aiza no tsy amaivanina! hanonga-mpanjakana ve de eto no hidradradradar tsy mehezan'ny ol!andana makeo @13may miaraka @ megaphone de eo midradradradra :-D :-D
5. yonikafopl
(
04/04/2008 10:40)
tsy maharaka za fa njaso kalou we hijery izay voalaza ao ambany ao :roll:
6. yonikafopl
(
04/04/2008 10:45)
oopss vo nahita an le izy lava be za de niala kalou fa mbola tsy manampotoana, fa inn no nolazainy ao ry kiadi ??
7. Jeankely
(
04/04/2008 10:50)
Ary manome hafatra koa nareo izany an? Angaha eto misy ankisaotra Ra-WS2008. Ompa ary mahazo eto konga izy ity lalan'ny marary fo ? Ny kapoakako aloha tsy nomeko nofenoiny :-D :-D :-D
8. abcdefg
(
04/04/2008 13:56)
mody zafy no potsirina eto fa ndeha re ry WS dia fenoy ty kapoaka, tandremo ihany sao mangidy no voango re!
10. milaibe
(
04/04/2008 19:20)
Efa nipirina ry zalahy ny mpanomgana,eto no te-hanao propangady eo!!!
11. Jeankely
(
04/04/2008 23:57)
Mahazo manongana raha mahavita sy tian'ny vahoaka. Rahefa tena tsy mahatohitra ny vahoaka tonga foana izany. Saingy misy antony matoa tsy maha-koty KIL ny mpanohitra. Mila mampiasa saina tsara izy ary mandinika ny nataony.
12. yonikafopl
(
05/04/2008 21:36)
fa misy tady hanongana nga ilay kapoaka feno sa ahoana no fandehany?? sa ilay kapoaka feno ho ahongan'ny mpanohitra handena ny vahoaka??? :roll:
13. Jeankely
(
05/04/2008 23:05)
Samy manana ny kapoakany Ka. Ny kapoakanao anao raha avelanao ataon'ny mpanao politika fandrorana paraky dia anjaranao tia hanome io. Ka raha miraraka any aminao ny rora-parakin'ny mpanao politika dia kapoakanao io. Ny ahy ny kapoakako tsy avelako kitihany ary fenoko ny finoako sy ny herimpoko. Tsy hanenenako na mamy na mangavoka na masimasina na manganana.
