zarina mihaino fa tsy mijery

1. Bigma ( 04/04/2008 11:51)
Rehefa mandinika ity clip mameno télé inty aho dia mieritreritra hoe: tokony averina zarina mihaino mozika ny gasy fa tsy mijery clip, tsy tena hita izay kalitao marina. Sa ahoana hoy nareo? ny an'ny vahiny fin de carrière vao mamoaka Dvd na Vcd.
novalian'i sariaka ny 05/04/2008 09:08
2. andryrabe ( 04/04/2008 13:51)
ka io ange ry ise ny teknaolojia no malalaka be de afaka manao klip dooly izay te hanao rehetra e, fa anjaran'ny mpijery ny mankafy na tsia izay miseho eo
3. kiadi ( 04/04/2008 14:43)
anga ze ataon'ny vahiny no tsy maintsy atao?
4. vale ( 04/04/2008 19:06)
hita oà! mdrrrrr
5. Bigma ( 05/04/2008 07:09)
Aiza kosa e! Tsy de hoe izay ataon'ny vahiny no arahana! Ny an-dry zareo zao mateza rohitina kokoa ny lazan'ny artistany satria hainy tsara ny mi-gerer ny lazany. Ny antsika malaza kely dia tsy hita satria efa ho im-polo enao mahita azy ao anatin'ny 1 andro. Asa aloha e! :roll: :roll: :roll:
6. sariaka ( 05/04/2008 09:08)
Raha tsara na miverimberina aza ho ahy tsy mankaleo izany. raha tsy te hijery azy matetika dia tsy jerena kely indray aloha e, avy eo misy tsirony indray. Safidin'ny tsirairay io :) :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0905