Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
papala ( 09/04/2008 05:49)
LOTERY INTERNATIONAL
mandefa an'ity filazana ity za fa sao misy voafandrika! fa izay manana adiresy mail yahoo de andefasan'io lotery hoe "félicitation" fa nahazo vola oh hoe 200 000 euro ianao, de rehefa avy eo de omeny... tohiny
soanja ( 09/04/2008 05:07)
Ilay Fiangonana tsy manan-drindrina.
Tany amboalohany dia tao anaty natiora no nanompoan'ny rehetra ilay andriamaniny. Io no fiangonana voalohany nisy ary natetika naneho ny momba azy tokoa Andriamanitra tamin'izany. Taty afara anefa d... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2008 22:14
ikaretsaka ( 09/04/2008 01:09)
sekta sy ny pedofila (lasa lamaody indray)
HO an'ny miteny anglisy http://news.yahoo.com/s/ap/20080409/ap_on_re_us/polygamist_retreat;_ylt=AnZOtp9PfTuJ_LLICInd3oes0NUE HO an'ny miteny frantsay http://cf.news.yahoo.com/s/05042008/3/world... tohiny
novalian'i fijo ny 11/04/2008 20:47
Jeankely ( 09/04/2008 00:10)
Ny fahakiviana no tena mitondra ny FAHARESENA SY FAHANTRANA
Raha mpianatra dia milofo ary mankarary loha ny mampiditra zavatra maro antsaina, mankarary maso ny mamaky boky sy mikaroka lesona anaty "Internet", mandreraka ny manao fanadinana sns... Rehefa kivy d... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 17:14
kiranil ( 08/04/2008 16:58)
mpaminany sandoka.
Miarahaba, Hoy Jesosy Kristy: [quote][b]Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy. [/... tohiny
novalian'i pissoa ny 12/04/2008 11:17
niryna ( 08/04/2008 16:14)
ha,ha,ha ,i i i i i
Anado aloha hihomehy kely hanalana sorisory ha,ha,ha, i.i.i http://www.youtube.com/watch?v=MqeJq3yokaw oops ,teny anglisy ilay izy kanefa na tsy misy feo aza dia mety ho fantatra ihany ny tian'ila... tohiny
novalian'i niryna ny 14/04/2008 01:17
tenagasy ( 08/04/2008 16:13)
Tonon-kiran'i Samoela
Mankamamy ô! Raha mba misy afaka manome anie ny tonon'ilay hiran'i Samoela iny misy hoe: Ô r'i anon'e! Ô r'i zazavavy! Raha tsy eo anilanao aho, tô manavinavy! .... Mbô liana te-hikalo... tohiny
lemenakely ( 08/04/2008 15:41)
Kivy ny gasy ary tsy mahatoky n iza n iza intsony !
Kivy ,ketraka,...ary tsy mahatoky n'iza n iza intsony ny gasy : -Mpanao pôlitika:niaraha-nahita ny valim pifidianana farany teo -Fanatanjahantena:raha ny baolina kitra fotsiny ohatra MAHONENA -Zan... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 23:56
keich ( 08/04/2008 14:09)
Ataovy zay mety
rewrtttd... tohiny
novalian'i zoky ny 09/04/2008 06:09
pupuce ( 08/04/2008 14:05)
izany ve no atao hoe mpivavaka?
mpivavaka be ireo rafozako ,tsy maintsy mivavaka maraina atoandro hariva ,tsy matory raha tsy mahavaky baiboly Nefa mitsikera izao karazan'olona rehetra izao ,manenjika ireo tsy mitovy finoana aminy ... tohiny
karinah ( 08/04/2008 13:29)
Mba mitady re7-na ovy (pomme de terre)!!!
Slt!Mba mangataka re7 _na pomme de terre reh an! ho an'izay mahalala hafa ankoatry ny frittes,ny catlès,gratins... 'sotra betsaka mialoha!!!... tohiny
manouella ( 08/04/2008 13:24)
firmin evangelique
mba mangataka io hiran firmin vao2 io za azfd zay manana le misy oe jesosy be loats e fitiavanao ahy e fa nomenao ahy d ts haiko tsony fa any aminareo ny tohiny merci... tohiny
novalian'i sariaka ny 11/04/2008 16:47
xxx ( 08/04/2008 10:31)
Manahy silipy eny andavarangana!
Mbà ahoana kay ny hevitrareo momba surtout ny vehivavy manahy slipy eny andavarangana ireny surtout raha amoron dàlana ny trano?Amiko aloha tena vulgaire ilay izy tsy tokony mbà hijery toerana hafa... tohiny
novalian'i jujul ny 03/09/2008 06:58
xxx ( 08/04/2008 10:26)
Mety efa nisy v
Ho anareo .mety efa nisy ve ny hoe lehilahy efa niaraka tamin'ny cousine.na vehivavy niaraka tamin'ny cousin possible v aloha izany .raha nisy dia mba lazao hoe... tohiny
novalian'i RAKVOL ny 16/04/2008 20:42
Fody ( 08/04/2008 10:14)
Fitsapana!
FITSAPANA! FITSAPANA!... Misy ve ? Azo lazaina ve fa Andriamanitra dia mitsapa ny olona ? Raha eny satria nahoana ? Raha tsia omeo re ny antony e! Manasanao indray àry hitafa sy hidinika... tohiny
novalian'i Fody ny 05/05/2008 16:18
volatsara ( 08/04/2008 09:56)
mpakafy
miarahaba ny mpiserasera rehetra, betsaka loatra ny hira mivoaka eto Madagascar amin'izao nefa tsy misy sori-dalana mazava hoe ho aiza? de in no tanjona,? de hanao in? ireo mpihira fa hira 5 fara fa... tohiny
novalian'i milaibe ny 08/04/2008 19:32
bida ( 07/04/2008 21:22)
Natao hotohizana ity tononkira ity
Vata vy nidiny gadànà no nanangonany fananana... tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/04/2008 12:20
niryna ( 07/04/2008 18:16)
Ny fatahorana an'Atra (Jehovah ) no voaloham-pahendrena
Ny teny ao amin'ny soratra masina(Ohabolana 1) dia manambara fa ny fatahorana an'Atra no voaloham-pahendrena.Nomeny fahendrena(wisdom) daholo isika ka tsy hoe akory Atra dia biby fampitahorana toy ny ... tohiny
novalian'i Fody ny 05/05/2008 16:08
tsiambaratelo ( 07/04/2008 17:10)
Handeha hijery baolina i bôlida sy ny rainy.Nahazo toerana soamatsara,i bôlida mou dia nipetraka teo aloha fa ny rainy kosa tato afara.Nafana dia nafana ny lalao;tsitapitapitr'izay nisavaona le baolina,nanitsy tany amin'ny tandrifin'izy mianaka!=))hi hi h
Alefaso... tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/04/2008 10:41
naughtyboy ( 07/04/2008 16:53)
Inn ary zany o ankamantatra
misy faritra 1 mahafinaritra ao aminao ,mahateho tia lalandava ra mikantona tery de tery ra misokatra mandomando,tiko jerena lalandava .. anareo ny manaraka... tohiny
novalian'i Mio21 ny 15/04/2008 20:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2451