Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
badboy ( 10/04/2008 06:51)
Mihamaro andro amanalina ny antso atao ny vahoaka
[u]Vaovao farany tonga masiso hoy ny sasany, na manitra hoy ny hafa, dia ny fiantsoan'ingahy Lecacheur ny vahoaka. Aoka ianareo no hamaky azy.[/u] [b]Henri Lecacheur Hitarika vahoaka an-dàlambe ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/04/2008 13:06
kanota ( 10/04/2008 00:19)
Andriana Vendrana + Andevo Nandra = Vahoaka tsy Mandroso
Gaga sa tsy gaga fa matoa tsy mandroso ny toerana dia ny mpitarika tsy mahavoa ary ny taritina pahana. Andriana Reraka miampy Andevo Nandra midika vahoaka resy tsy hety hivoatra aingana. Hampandrosoy ... tohiny
novalian'i penguin ny 24/04/2008 06:20
simplex ( 09/04/2008 21:29)
RRRRRRRRRRR
fa ahoana kou reny sipa mamonjy mi-rouler r reny refa miteny gasy eeee?? mi-snob bandy sa in no tena tanjona? :) sa mikoty, discretement :P ... tohiny
novalian'i ratonga ny 11/04/2008 20:17
RAKVOL ( 09/04/2008 20:25)
Masoandro
mba manotany olona zay mahalala ny tokony hatao fa tena tsy mahatanty taninandro mihitsy aho; mangidihidy ka rehefa haorina d maratra d ohatry lasa eczéma , efa nandrama daholo ny lotion; créme... tohiny
novalian'i RAKVOL ny 17/08/2008 19:41
ni81 ( 09/04/2008 19:48)
Misy vehivavy tsy misy lalan-jaza
Nisy mpiray tanàna taminay tany dago, noresahin'ny olona fa hoe tsy misy lalan-jaza (vagin). Tsy ninoako io fisian-javatra io t@ zany fotoana izany, fa noheveriko fa resa-be ataon'ny sasany fotsiny, ... tohiny
Jeankely ( 09/04/2008 17:26)
Politika tsy mivoaka fa mi-nanananas kara loha tapaka
Minanananas fotsiny fa malaza tsy hinananas toy ny vilian-tsahona... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 23:40
salopard ( 09/04/2008 16:44)
J.O Pekin: On va foutre la merde
ankotran'ny, Darfour, Birmanie, Tibet, Ouigours, sy Tibet dia victime koa ny lambahoany SOTEMA, sy ny soga COTONA, ary ny friperie ambodin'Isotry, sy sab-nam D'ailleurs ny filoha hajaian Ravalom... tohiny
novalian'i zoky ny 14/04/2008 05:20
xxx ( 09/04/2008 16:37)
vohoka
mitondra vohoka eo amin'ny 2 volana mahery aho izao, tsy mety mahazo aina fa reraka lava, matory foana no tiako atao, ny vavony mamely mafy dia mafy, nefa rehefa mihinan-kanina dia maloiloy. Tsy mahav... tohiny
novalian'i ni81 ny 19/11/2008 11:49
rajoelina ( 09/04/2008 16:11)
mety marina ve ity lainga be?????? ''FANASANA''
[b]Nisy sipa gasy zay tonga teto barcelone, NASAIKO.[/b] [b]Tamin'ny voalohany[/b], fampisehoana fotsiny aloha... ( izaho [b]rajoelina[/b] izy [b]xxx[/b] ) hafaliana ny azy tsy misy ôtrizany, vao ... tohiny
novalian'i Papoose ny 16/04/2008 10:39
hery ( 09/04/2008 15:12)
Vakansy kely :-)
Araka ny hitanareo dia mijanona kely aloha ny fanamboarana isankarazany fa vakansy kely mandritra ny 3 herinandro eo ho eo :-) Dia eny Analamanga Parc mihaona izay tratra e... Miadana be le conn... tohiny
novalian'i ikalamako ny 10/04/2008 09:14
Jeankely ( 09/04/2008 14:11)
Efa tsy miklaoty ve Salopard mianakavy ????
Efa tsy mikilaoty ve Salopaka mianakavy isany sa tia hijery ny an'ny namana fotsiny sa hararaoty hararaoty fa tsisy kilaoty :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i rurik ny 27/04/2008 15:35
Jeankely ( 09/04/2008 14:06)
Prezida RAVALOMANANA >>>> tgv
Aza mamitovy ny samihafa. Tsy mba misy azo atao Preizida angaha any @ Faritany sa ho Tana foana @'izay ????... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 23:46
koioty ( 09/04/2008 12:31)
fangatahana
mba mangataka ny tonon'iny hiran'i FIRMIN "lay JESOSY be fitiavana" raha mba misy manana azafady .dia misaotra mialoha no mankasitraka e!... tohiny
ari.malala ( 09/04/2008 11:44)
contrat CDI
Miarahaba, Ahoana kay ny fandehan'ny fahataperan'ny contrat CDI?... tohiny
novalian'i xxx ny 01/07/2008 20:01
xxx ( 09/04/2008 10:19)
souvenir tany am-pianarana
Kilasy dia 4 eme anay tamin'izay fa le jeux de Faritany io no tena tsy afaka tamin'ay mpiraikilasy kahie 50 pages tamin'izany herinandro dia lany .Nijaly mpampianatra sy ny RAD Mba tantarao indray ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 02/05/2008 18:01
fetrakens ( 09/04/2008 10:19)
RAVALOMANANA << TGV
Satria nahoana? TGV olona nianatra hatramin'ny fahakeliny, olona mahay, Ravalo kosa nianatra ihany, fa saingy oe ny angady sy ny penina fotsiny no tsy mampitovy azy!! mety hahavita be lavitra noho i R... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 00:02
andozo ( 09/04/2008 09:07)
te hiara-dia
hiran'i mage 4 farany iny o... tohiny
willi ( 09/04/2008 08:58)
Rocco-Nefa,Anaka
Mangataka an'ireo hiran'iRocco ire raha toa misy,izay hira anisan'ny nalaza,efa 15,taona tany hoany.Misaotra betsaka ho anareo mpikarakara ny serasera.Veloma indray tompoko!... tohiny
novalian'i Belami ny 18/04/2008 22:38
rakapy ( 09/04/2008 07:46)
Anarivo taona maro nivavahana
Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mif... tohiny
novalian'i fijo ny 25/04/2008 20:30
softgirl ( 09/04/2008 07:36)
ny tena fitia
:D slu doly!Zay mba manana tononkiran'MAHALEO:Ny tena fitia reto d mba ampidiro ah! Meçi d'avance!biz :) ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.9054