Prezida RAVALOMANANA >>>> tgv

1. Jeankely ( 09/04/2008 14:06)
Aza mamitovy ny samihafa. Tsy mba misy azo atao Preizida angaha any @ Faritany sa ho Tana foana @'izay ????
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 23:46
2. todisoa2 ( 09/04/2008 14:25)
Mbola hoavy izany raJean a. Betsaka ny relèves rehefa mody any Dago isika e
3. Jeankely ( 09/04/2008 14:41)
Ny avy any atsimo izao mbola tsy nitoko sa tsy mahavoa ve ny akama avy atsimo ???
4. kiadi ( 09/04/2008 15:33)
zay vô nisy tana depuis independence de manin?
anga ko io resaka faritany fa tsy zay tin'ny vahoka eh!
5. salopard ( 09/04/2008 16:58)
atsimo iza, fianar, tulear,

ho avy aho, dia hangony ko daholo ny fananana, ho roasiko daholo ry jean-kely, daka vody ra-kiadi

sniff, sniff, tchouff...
6. Jeankely ( 09/04/2008 17:10)
Ra-Salopard ary @ eritritra mandalo miantso ny namana hiala kiloty. Izay koa ve no entina eto @ politika. Politika tsy mikloty ve ra-Salopaka ???
7. Veloo ( 09/04/2008 17:35)
:roll:
8. kiadi ( 09/04/2008 17:54)
tapaka eo ty tongotra ry salopard fa aza mirediredy daka vody aty :-D :-D :-D
9. badboy ( 09/04/2008 19:32)
Jeankely:

Aza mamitovy ny samihafa. Tsy mba misy azo atao Preizida angaha any @ Faritany sa ho Tana foana @'izay ????



Zay fa miainga any ny vorondolo mpandripaka. Zahavo tsara atr@ niaviny ve mba hampikorotana azy tsara????? :-D :-D :-D :-D
10. Jeankely ( 09/04/2008 23:48)
Salopaka sy kiady ary amin'ny fampiderana tafondro sy ravin-daisoa manazava betsaka. Sa io koa no entina aty @ Politika. Aza mikloty fa azonareo haingana ny fitondrana. Vorondolo Ngaha mandripaka ? Ny endriny no hafa fa tsy misambotra akoho izy ? Izahay izany vorondolo fa ianareo voromanga ?
Aleo mba hijoro ny tanora @ faritra fa mba misy olona madio any e.
11. todisoa2 ( 10/04/2008 15:45)
Jeankely:

Ny avy any atsimo izao mbola tsy nitoko sa tsy mahavoa ve ny akama avy atsimo ???


Zahay bôka atimo koahe
12. Jeankely ( 10/04/2008 23:46)
Omeo ny matotra ary fa aza manimba tena na manimba ny olona avy @ faritra. Mba asio favy mitsangana avy @ faritany satria nasian'Andriamanitra loha daholo ny olona rehetra eran'izao tontolo izao. Aoka mba tsy ny resaka mandany andro no mba taratry ny favy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0583