contrat CDI
2. mignone
(
09/04/2008 12:13)
Tsy misy fahataperany raha tsy oé mikatona ny orinasa , durée indeterminé
3. iaboba
(
09/04/2008 13:54)
miala tsiny fa teny frantsay no misy
Art. 18 du CT al.1. Loi n° 2003-2004
Le contrat à durée indéterminée peut cesser par la volonté de l'une des parties.Cette résiliation est subordonnée à un préavis donné par la partie qui prend l'initiative de la rupture.La rupture d'un contrat à durée indéterminée peut intervenir sans préavis en cas de faute lourde prévue dans le règlement intérieur ou , à défaut, laissée à l'appréciation de la juridiction compétente.
Ity ndray hevitro: tapaka ny CDI raha
-maty ny 01
-retraite
merci.

4. ari.malala
(
09/04/2008 14:10)
merci iaboba. Raha aazoko tsara zany de afaka mi resilier contrat na ny mpiasa na ny mpampiasa, fa ra ts maitns mandoa preavis? d aona ny fandean'le preavis?
5. ravakamalala
(
09/04/2008 16:00)
afaka manapaka cdi ny mpiasa, rehefa mi "démissionne", ny mpampiasa kosa, rehefa manao "licenciement" ( pour faute, na faute grave, na économique )
6. mignone
(
09/04/2008 16:39)
ari.malala , miankina am convention ny preavis , jereo am contrat nao
7. ari.malala
(
10/04/2008 06:10)
mignone, ilay preavis efa nangatahako fanazavana teto d efa nisy nitondra raha hoan'ny mpiasa manao demission, sa ve mitovy iany na hoan'ny mpiasa na hoan'ny mpampiasa?
8. iaboba
(
10/04/2008 10:37)
Ari.malala: efa azonao le izy, zany hoe na ny mpiasa na ny mpampiasa izay manapaka ny contrat no manome préavis. Ny préavis de miakina indrindra @ ancienneté-nao sy ny classification misy anao amin'ny fotoana ahatapahan'ny contrat, mitovy iz io ho an'ny 2 tonta fa ra ny mpampiasa no mandroaka de matetika payé-ny lay préavis , ra ny mpiasa kosa no mi-démissionnede manonitra ny préavis miasa mandrapatapitrany fa tandremo an! mandray karama foana ianao na de mamita préavis aza, de efa misy lalàna vao2 koa mikasika ny délai de préavis fa lalàna eto M/KARA io sao de any andafy ianao.
Elefako ra ilainao .
Mazotoa
Elefako ra ilainao .
Mazotoa
9. ari.malala
(
10/04/2008 12:46)
iaboba, za aty Mada ka, eto Tana, ka mba alefaso raha azonao atao azafady fa ilaiko ho fantatra, misaotra mialoa
10. Belami
(
16/04/2008 19:50)
hanapaka contrat ndray ari.malala fa nahita sôsy bebe an!!! :-P :-P :-P
12. ds
(
23/04/2008 14:25)
Efa nohazavain'iaboba daholo. Fa raha te hiala tsy te hanao préavis, dia ataovy tsirambina ny asa dia ho roahina...:-)
Raha tafahaona isika dia mety afaka nisolovava aho ;-)
Misaotra betsaka tamin'ilay antso an-tariby :-*
Raha tafahaona isika dia mety afaka nisolovava aho ;-)
Misaotra betsaka tamin'ilay antso an-tariby :-*
13. ari.malala
(
24/04/2008 09:15)
ds, sarotra b zany ko! ty tsy omeny eo ny certificat de travail ko d 8taona very ftsn d aona... aoka izao iany fa refa tena anjara misosa ftsn ny rehetra :) de tsis fisaorana fa za kou faly nahare ny feonao d am manaraka indray e!:-*:-*
14. xxx
(
24/04/2008 09:21)
ari. enao ngah tsy manana fiches de paie dépuis enao niasa 8 taona tao zay ? Misy koa ny contrat de travail. Anananao daholo izany raha asa en règle no ataonao!! afaka mi porouver enao fa niasa 8 taona tao @ io orin'asa io raha manana an'reo!!!
15. ds
(
24/04/2008 12:17)
ari.malala:
ds, sarotra b zany ko! ty tsy omeny eo ny certificat de travail ko d 8taona very ftsn d aona...
Ny mpampiasa tsy maintsy manome "certificat de travail" sy "solde de tout compte" rehefa tsy miasa ao aminy intsony ny mpiasa. Raha tsy manome izy, dia azo toriana sy angatahana onitra eny amin'ny tribonaly.
16. ds
(
24/04/2008 12:18)
hadinoko teo :
Tsy azo atao ny manaratsy mpiasa ao anaty "certificat de travail".
Tsy azo atao ny manaratsy mpiasa ao anaty "certificat de travail".
17. badboy
(
24/04/2008 15:31)
ds:
hadinoko teo :
Tsy azo atao ny manaratsy mpiasa ao anaty "certificat de travail".
Fa azo atao ny manome fihetsempo momba ny asa nataon'ilay mpiasa rehefa mangataka "référence" eo anivon'ilay mpampiasa taloha ilay mpampiasa vao².
Ka tandremo ihany.
ari.malala>>> f'angaha tsy afaka mangataka "départ négocié" izany hoe "licenciement négocié"?????
18. ari.malala
(
25/04/2008 11:06)
badboy, inona ilay licenciement negocié fa ts azoko?
(tsy hoe izao d zao anie no hiala e! fa tsy maintsy omanina mba ho fantatra izay tokony hatao rehefa mahita ny tsaratsara kokoa)
(tsy hoe izao d zao anie no hiala e! fa tsy maintsy omanina mba ho fantatra izay tokony hatao rehefa mahita ny tsaratsara kokoa)
19. badboy
(
25/04/2008 15:45)
Le départ négocié consiste dans la volonté commune de l'employeur et du salarié de mettre fin au contrat de travail sans que la rupture ne soit imputée plus à l'un qu'à l'autre. Ainsi, l'indemnité de licenciement est maintenu mais son taux sera minoré, en fonction de la négociation intervenue sur le montant final, par rapport à un licenciement classique. Cela revient à une certaine forme de transaction. L'employeur et le salarié y gagnent respectivement : l'un paye moins et l'autre ne perd pas son indemnité de départ.
20. xxx
(
01/07/2008 20:01)
Salama daholo, manararaotra an'ity fanotanian'i Ari ity aho
Mety mitovy ve ny mode de calcul ho an'ny orinasa rehetra raha mandefa olo ny société raha "départ négocié" na koa io voalaza hoe: pbm économique de afaka fantampatarina ve raha + d 10 ans de service ohatra d salaire firy mois ?
Miasaotra mialoha