Misy vehivavy tsy misy lalan-jaza

1. ni81 ( 09/04/2008 19:48)
Nisy mpiray tanàna taminay tany dago, noresahin'ny olona fa hoe tsy misy lalan-jaza (vagin). Tsy ninoako io fisian-javatra io t@ zany fotoana izany, fa noheveriko fa resa-be ataon'ny sasany fotsiny, nefa na ilay tovovavy voalaza fa iharan'io zavatra io aza dia miaro tena (somary manova resaka) raha vao resaka fananahana no tantaraina. Kanjo androany, nisy mpiara-miasa tamiko narary kibo (règles) dia lasa teo ny resakay, ary dia nitantara izy fa ny zokiny vavy hono tsy nisy ovaires (tsy haiko ny filaza an'io @ teny gasy), dia tsy nisy lalan-jaza koa. Izy 3 mirahavavy zanaky ny reniny hoy izy, dia samy manana olana daholo eo @ taova-mpananahan'izy ireo. Ny hany azo natao hono ho an'io zokiny io dia nodidiana, ary afaka manambady izy izao, fa kosa mazava ho azy fa tsy afaka hanana taranaka.
2. kiadi ( 09/04/2008 20:56)
ovaire ve tsy tranonjaza no dikany eh?
3. simplex ( 09/04/2008 21:14)

sahirana be mintsy i ni miteny gasy an :)
vagin -> fivaviana
regles -> tonga fotoana (avy @ le hoe periods ozy ny anglisy), fitsipika 8)
ovaires -> tsy haiko :°) tranon'atody ve? :roll:
tranon-jaza-> mety hoe "trompe" io ngambany

afaka manambady izy zao -> afaka manao (firaisana) izy izao

=> enganie mba hamokatra "hormone" an'ny vevavy koa izy... :°) 8) 8)
4. ni81 ( 10/04/2008 05:15)
sahirana be mintsy i ni miteny gasy an
vagin -> fivaviana
regles -> tonga fotoana (avy @ le hoe periods ozy ny anglisy), fitsipika
ovaires -> tsy haiko tranon'atody ve?
tranon-jaza-> mety hoe "trompe" io ngambany

Tsy sahirana izany aho miteny gasy fa tsy dia fanonona andavan'andro loatra ireo hoe ovaires ireo, satria tany am-pianarana t@ teny frantsay no nianarana ny taovam-pananahan'ny vehivavy. Ny règles koa dia fantatro tsara hoe tonga fotoana (satria fiteny mahazatra be mihitsy). Ny tranon-jaza dia UTERIS.
5. ari.malala ( 10/04/2008 08:08)
dis be i simp! trompes lalan'atody, ovaires tranon'atody, tranon-jaza io voalazan' i ni io fa uterus, vagin dia lalan-jaza, ny fivaviana dia sexe (chatte raha argot):-P
6. simplex ( 10/04/2008 09:30)

:D :D :D
diso le trompe ee, tsy ananako le izy manko dia tsy haiko tsara :°) :lol::lol:
Fa le lalan-jaza aloha tsy resy lahatra aho e.
Zavatra hafa zao mety mandalo ao imbetsaka noho ny zaza ve dia hoe lalan-jaza. 8)
7. booboo ( 10/04/2008 10:55)
:-D :-D

lalan-jaza ny utérus @ teny malagasy kah
8. ni81 ( 10/04/2008 11:06)
Diso fanoratra aho fa UTERUS no izy fa tsy Uteris e! Hay tsy misy UTERUS koa io rahavavin'ny namako io (ireo taova anaty mahavavy rehetra) fa ny nono izy dia misy.
9. kiadi ( 10/04/2008 11:20)
andao atao oe lalan'ilery refa hiadivanareo eh :-D :-D
10. tess ( 10/04/2008 12:24)
tranon-jaza= matrice :-P tadidiko mandrakizay io :°)
11. ni81 ( 10/04/2008 16:08)
samy izy daholo e! matrice = utérus
12. xxx ( 11/04/2008 09:23)
ni81 >>> zavatra mety mitranga izany , ohatrann'y hoe zaza tsy ampy ratsa-tanana na ratsa-tongotra , olona tsy misy afa-tsy voa 1 (rein) ... etc
13. ari.malala ( 11/04/2008 14:30)
booboo, uterus ny tranonjaza ka! refa le manao echo reny d atoron'ny doko na gygy tsara mitns we uterus tranonjaza fa vagin ny lalanjaza
14. Veloo ( 11/04/2008 18:37)
ni81 [ Valio ] 10-04-2008 13:06:49
Lohateny : Re : Misy vehivavy tsy misy lalan-jaza
Diso fanoratra aho fa UTERUS no izy fa tsy Uteris e! Hay tsy misy UTERUS koa io rahavavin'ny namako io (ireo taova anaty mahavavy rehetra) fa ny nono izy dia misy.


dia ahona aky izany? otrany drole be kle
15. rush ( 14/04/2008 11:17)
betsaka @ zao fotoana zao no manana olana toy zao ny vehivavy,miova tokoa ny teotr'andro, misy izy reny manaranaka,misy le atao oe tsy mbola "fini" ny taova rehetra, tsy mbola matotra zany satria teraka tsy tonga volana ny zaza, misy ndray ny "malformation congenitale" mitsy, d reo heredité ,misy azo didiana fa misy ihany ao anaty ao fa midy ny aty ivelany,afaka miteraka,afaka manao reletion sexuelle tsara,misy reo tena tsisy mitsy, mampalahelo fa tsy hanan-janaka mandrakizay fa manangana no mety azo atao,misy reo vehivavy fa misy organe otrany lehilehy zao, somary kely sy fohy, nefa misy vagin zao, eo @ clitoris no misy azy io,io zany no solony e,azo atao oe sampona ihany,misy ndray lehilehy zao fa misy nono, volombava, ny feo koa gara, mahavariana ny zava-boary.
16. sakaizakely ( 14/04/2008 14:23)
tsy ilay vhv distilbène ve ireo ? malformation congénitale satria nihinana fanafody tam bevohoka. Efa elabe taty aorina vao fantatra fa hay io traitement distilbène io no nanimba ny zaza ao ankibo.
17. arialy ( 15/04/2008 19:23)
:roll:
sakaizakely
18. sakaizakely ( 15/04/2008 20:19)
filles distilbène no iantsoana ireo vhv. Nisy fotoana antaonany maro (1950-1977) natao fiarovana ny fausses couches izy io fanafody io. Miisa 160 000 eo ny vhv nihinana azy tamin'izany fotoana izany. Nony tonga ny fotoana itondran'ny zanak'ireo vhv ireo vohoka, en gros autour de 1980 eo vao hita ny effets négatifs n'ilay fanafody

Misy ny tsy misy fitaovampananahana
misy manao malformation des glaires cervicales izay manakana tsotra izao ny otrikain'ny lhl tsy ho tafakatra any am tranonjaza
misy tranonjaza tery (utérus en T) manasarotra ny fipetrahana sy fizoran'ny vohoka
misy tsy manao ovulation
misy tsentsina ny trompes
sns sns...

Ireo rehetra ireo dia mitarika fahasarotan'ny fanananjanaka, fahafahanjaza matetika (fausses couches multiples et/ou tardives), zaza sosonkoditra, zaza tsy tonga volana, voire cancer aza

misy ihany koa anefa amin'izy ireo afaka mitondra vohoka aradalana

ny effets ny fihinana an'io fanafody io dia possible mbola miantraika am zafikely (3è génération)

Tam 1977 vao nivoaka ny fandrarana ny fampiasana azy ho an'ny vhv bevohoka. Izany hoe mbola misy betsaka ny vhv mbola milanja ny vokany vers 2017 any, zany hoe 40 ans après la dernière interdiction

Ca s'appelle de l'erreur médical
:{ :{ :{ :{ :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.399