Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 12/04/2008 13:10)
misy afaka manampy ahy ve?
26 ans zà, efa 5 taona zay izaho sy ny sipako no niaraka, efa be ny olana nisedraina tao anatin'zany, efa nisy ftôna nifampisintaka fa nilamina ndray (naharitra 6 volana) , marihiko moa fa izy no vo... tohiny
novalian'i danni ny 05/05/2008 19:26
xxx ( 12/04/2008 12:20)
Tena misy tokoa ny olona mifitra @ rindrina !!!!!
Sendra mbà nandalo tany @ faritra Antsirabe sy ny manodidina iny ny tena dia GAGA sy talanjona !!!fa tena misy tokoa ny olona mifitra @ zoron-drindrina!Dia nanontany tena hoe andro efa môderina be ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/05/2008 13:05
endrika01 ( 12/04/2008 05:58)
MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?
Raha i endrika01 no mpitantana ato @ty tranonkala ity,dia nahakatro grade i ainaheri.Volou satria tia mitana ny heviny mandrampahita ny marina,faharoa tsy mety mino,fahatelo sady mampalahelo no mampit... tohiny
novalian'i ainaheri ny 06/05/2008 11:46
Fody ( 12/04/2008 03:13)
Dialogue fa tsy monologue
Aoka mba ho dialogue no hatao fa tsy monologue. Misaotra!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2008 21:30
zandikely ( 12/04/2008 00:43)
FOLOALINDAHY
Fanontaniana kely izay mahalala: 1- Inona ny dikan'ny hoe Foloalindahy? 2-Iza no nampiasa io teny io voalohany?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/07/2008 10:32
xxx ( 11/04/2008 23:48)
aleo ihany mitandrina klé 8O
8O http://www.dailymotion.com/video/x412t5_grosse-dame_fun http://www.dailymotion.com/video/x412t5_grosse-dame_fun[/http://www.dailymotion.com/video/x412t5_grosse-dame_fun... tohiny
novalian'i ainaheri ny 21/04/2008 10:02
irinamihaja ( 11/04/2008 20:02)
tsaratsodrano
mitady io tonokira io aho azafady... tohiny
rajoelina ( 11/04/2008 16:13)
tsikera
[quote=milaibe]Zay wa le bandy maivan-doha manao vavan'ny tsy nahazaka ,mbola virtoaly lessy rajou dia efa zany sahady klé[/quote] ra zah elah tsy mieritreritra anah sy izy, na ny [b]mino[/b] izay l... tohiny
novalian'i Papoose ny 20/04/2008 19:15
Jeankely ( 11/04/2008 15:35)
Salopard tia hijery ny havany tsy hikiloty
:-D :-D Ny havany no tian'i Salopard jerevana voalohany miala ny trano. Ataon'ny moly midegany :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/04/2008 15:22
salopard ( 11/04/2008 15:29)
operation tsy hi-klôty hanongana an-Dravalo
mirotaka ny any haiti, côte d'ivoire, indonesie, egypte, ... nohon'ny halafon'ny fiainana, ary ny gasy ahoana? manainga antsika hilahatra tsy hi-kôlty hankeny faravohitra, sy ambohitsorohit... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/04/2008 13:08
sissa ( 11/04/2008 13:34)
neima
mba andefaso tononkira Firmin neima e... tohiny
novalian'i ainaheri ny 11/04/2008 20:18
naughtyboy ( 11/04/2008 12:39)
mampatsiaro ny tanana less tony vazo tony
ankafizo tony ,gasy ka manja http://www.dailymotion.com/video/x4bgy1_mima-anyah-bodo-poopy-kiady-luc-tov_music... tohiny
Solitikabe ( 11/04/2008 12:27)
Risorison'ny tontolo iainana eto Madagasikara
Dradraina eto amin'ny sehatry ny tontolo iainana ny hoe Bonne gouvernance, ary anisan'ny andaniam-bola. Kay... Nankatoavin'ny ONG International miasa amin'ny tontolo iainana eto Madagasikara ny fanom... tohiny
novalian'i rhina ny 15/08/2009 10:05
Jeankely ( 11/04/2008 12:13)
Na be diplaoma na tsisy tonga ao antsaina ve ny tanjona
Io tsy resaka be diplaoma sy fahaizana na tsia fa ny olana dia tsy tonga ao antsain'ny vahoaka ny tianao hatongavana dia tsy maintsy saritaka io. Manaraka ny vahoaka misaina raha toa ka takany ny lala... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/04/2008 08:33
rajoelina ( 11/04/2008 11:19)
mangalatra ve ny mpiasany paositra Madagasscar
Ahoana ny hevitrareo amin'ity entana halefa makany Mada tsy tonga ity e? :)... tohiny
novalian'i Bola ny 28/06/2008 06:25
rajoelina ( 11/04/2008 10:07)
¿¿¿¿¿¿¿¿¿¿Aiza enao cutie ah!!! ?????????
http://es.youtube.com/watch?v=XKOwGffqlbM Haleo ihany wa [b]hira vazaha hafa[/b] toy izay vazo gasy sy na vazo teny frantsay... :-* ... tohiny
novalian'i cutie ny 13/04/2008 20:49
xxx ( 11/04/2008 10:07)
Tafahaona izy mitsam
http://www.zigonet.com/actualite/l-039-homme-le-plus-grand-du-monde-rencontre-le-plus-petit_art166.html 8) ... tohiny
novalian'i tlay ny 03/05/2008 23:51
ronaldo09 ( 11/04/2008 07:43)
ROSSY:Toute la tournée à Madagascar annulée
"Les concerts de Rossy à Madagascar sont annulés » dixit Randrianarivony Jaobarison au cours d’un point de presse extraordinaire, hier après-midi. Une nouvelle qui n’en est pas vra... tohiny
novalian'i RAKVOL ny 13/04/2008 06:20
ronaldo09 ( 11/04/2008 07:21)
Dia homena tsiny ve ny filoha amin'ny zavatra toa itony !!!
Gaga aho raha namaky ny voalazan'ny gazetiko nivoaka androany fa dia hirotsaka eny amin'ny 13 mai ingahy Lecacheur ,toy izao ny ambangovangon'izany lahatsoratra izany : " Omaly tokony ho tamin’... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/04/2008 08:38
ravatorano ( 11/04/2008 07:08)
nofoanana avokoa fampisehoana saika hataon'ny tarika Rossy
[b]Fampisehoana Nofoanan’ny fanjakana avokoa ny seho saika hataon’ny Tarika Rossy[/b] Diso fanantenana tanteraka ny vahoaka izay saika hianoka ny fampisehoana hataon’i Rossy. Nofoanan’n... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 14:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.919