Risorison'ny tontolo iainana eto Madagasikara

1. Solitikabe ( 11/04/2008 12:27)
Dradraina eto amin'ny sehatry ny tontolo iainana ny hoe Bonne gouvernance, ary anisan'ny andaniam-bola. Kay...
Nankatoavin'ny ONG International miasa amin'ny tontolo iainana eto Madagasikara ny fanomezana certification ny fanondranana hazo ataon'ny zanaky ny filoha. Nefa ity farany tsy manana toerana trandrahana sy anaovana fitantanana ny ala akory, fa dia zanaky ny filoha dia nomena aloha
Ny antony dia satria mba te hihina maharitra eto amintsika ireot ONG ireto.
Koa amin'izao fotoana izao dia tsy misy afa tsy ny zanaky ny Filoha Hajaina Ra8 no afaka manondrana ireo hazo sarobidy avy eto Madagasikara mandeha any Asia.
Noho ny tsy maha ampy ny hazo ananany anefa dia atao saise daholo ireo hazo ananan'ireo mpitrandraka taloha mba amenoana ny quotas. Ary dia manampy amin'ny fanaovana ireo saisie ireo ny ONG.
Izany tokoa no ataoa hoe bonne gouvernance
Ho ela velona anie ny fitondrana misy, ny WWF ary ny CI sy ny MIARO
novalian'i rhina ny 15/08/2009 10:05
2. pifa ( 05/06/2008 14:17)
Miombon'kevitra za. Fa hay koa tsy za irery ihany no maharaka ny tena ao ambadiky ny atao oe "fiarovana ny tontolo iainana". Io no tena fanaovana vola na hoan'iza na ho an'iza, blanchiment na business, etc. (ONG inter éé, Bailleurs interx éé, etc.).

3. rhina ( 15/08/2009 10:05)
d zao zany ry reto a tokony mba ho jereny fitondrana ankehitriny ny sazy homena ireo olona ireo. Manao asa anterivozona ho famerenana ny tontolo nosimbainy izy ireo. Mamboly azao 10 eny noho ireo nalainy izay atao ao anatin'ny fotoana voafaritra.
Tena tampona lo ny masonay tamin'iny e!!
misy olona mpanondrana azo mantsy eto akaikinay taoloha fa hoe manimba tontolo iaianana hono d natsahatra ny permis d'exploitationy.
kay ve zany no tany.

tokony ho sazina hamboly hazo izy ireo sa ahoana hoy nareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.137