Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 16/04/2008 13:52)
olo_tiana!
mitady olo_tiana! ty ny adressy mailko ! xxx@mitady_olotiana.org! na mametraha afatra @ psko "xxx" io ! tovolah sady bikaina no tsara fanahy! aza matahotsa mandefa hafatra fa valiko! nb:hanao tou... tohiny
novalian'i kiadi ny 25/04/2008 11:13
julianna ( 16/04/2008 13:10)
tennis
slt daol par hasard sode mis maay tennis kay d mb mapianatr kel f za te anao e ok e :... tohiny
novalian'i kiadi ny 16/04/2008 22:05
fetrakens ( 16/04/2008 10:39)
Rehefa vandana de kary!!
Na de tsy nieritreritra ny hanakorotana aza ny mpankafy Rossy de mety hikorotana ihany izy satria te- hijery spekitakla nefa tsy misy ho jerena!! de tena tafiditra ho resaka politika koa ve ny resaka ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/04/2008 17:07
xxx ( 16/04/2008 03:59)
Mampiantrano vahiny
Raha misy malagasy, tsy fantatra fa nahita ny anarana t@ internet, manoratra aminareo hoe mangataka fanampiana fa te-hitsidika ny tanana misy anareo, inona no ataonareo? ... tohiny
xxx ( 15/04/2008 21:41)
boloky manompa
anankiray no mahay manompa dia lasa mifanompa daholo izy mianakavy :-D :-D :-D http://fr.news.yahoo.com/zigonet/20080415/tod-un-perroquet-vulgaire-apprend-jurer-17baed7.html... tohiny
novalian'i mmmhh ny 16/04/2008 15:35
tsiambaratelo ( 15/04/2008 16:37)
TANTARANA JAMBA IRAY
Teo amoron-dalàna nisy mahantra iray,niantsoantso sy nitalaho tamin\'ny mpandalo rehetra.Mba mamindra fo amiko rey olona ô,mba mamindra fo amin\'ity jamba mahantra manana zanaka dimy ambinifolo isa!... tohiny
badboy ( 15/04/2008 15:07)
Inona no misy?????
Otran'ny manotany tena a hoe misy vam sy pétrole ve any andanitra ka rehefa dangy de mitaingina vam ihany any rehefa handende. Ilay lanitra manko toa ngezabe ka raha andehanana tongotra toa tsy ho vi... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2008 21:04
salopard ( 15/04/2008 14:47)
ndao hanogam-body eny ambohitsorohitra
hi-defiler hiakanjo tsara isika dia avy eo, rehefa tonga eny ambohitsorohitradia: isa roa telo: samy manala kilaoty dia manogambody any @ ravalo tsy ampy dôzy aloha e! sao mba misy ambiny kely... tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 09:09
rariri ( 15/04/2008 13:30)
new york
Manaôna daholo nareo , sao mba misy malagasy any new york ianareo eto @ ity serasera ity , mba hanome conseil zany e! fa andeha anao vacs 15 andro any . inona ny tokony atao ahitana hotel tsy de laf... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2008 16:37
anidi ( 15/04/2008 12:16)
ahoana ny zaobavy
Mba mila témoignage-nareo manana zaoba lozabe ry reto fa ny ahy dia farany ratsy na apetraka @ toerany na tsy tenenina d miteny ratsy tsisy hoatrizany ary na ny zanako ary ampidiriny @ ady ataony mis... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2008 10:53
bouzi ( 15/04/2008 11:20)
hiran'i Mika sy Davis
Miarahaba o! Mba mitady ny hiran'i Mika sy Davis izay misy rehetra raha azo atao o! Mankasitraka indrindra e!... tohiny
nours ( 15/04/2008 11:18)
Ianao You
Mety misy manana ny tononkiran'i MARION Ianao You ve? tiako be ilay hira sao mba manana re ianareo ry namana? Misaotra mialoha Nours... tohiny
ravatorano ( 15/04/2008 09:47)
Nodimandry omaly i Romule ao @ kintana telo
[b]Misaona ny zavakanto Nodimandry omaly i Romule (Kintana telo) [/b] Banga iray indray ny mpanakanto malagasy. Banga iray ihany koa ny Kintana telo. Nodimandry omaly tokony ho tamin’ny ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/05/2008 12:08
ronaldo09 ( 15/04/2008 09:38)
CL:Lionel Messi sa Cristiano Ronaldo???
Afaka andro vitsivitsy dia higadona indray ny manasa-dalana eo amin'ny CL taranja baolina kitra aty Eoropa ,hisongadina ary anisan'ny be mpiandry ny lalao hiahaonan'ny Manch.Untd sy Barca...Ity far... tohiny
novalian'i maradona ny 26/11/2009 11:39
ronaldo09 ( 15/04/2008 08:20)
Vaovao nentin'ny filoha
Anisan'ny vaovao nisongadina nentin'ny filoha avy any ivelany ny fahatongavan'ny filoham-pirenena frantsay eto amintsika amin'ny faramparan'ity taona 2008 ity ,midika izany fa manga ny lanitra eo am... tohiny
fara ( 15/04/2008 07:32)
MITADY TRANO MAIKA ENY ANALAMAHITSY
Zah r'eto mitady trano maika hofaina ,faritra analamahitsy sy ny manodidina ,na Androhibe ,trano hipetrahana.Nareo namana zay mahita eny @ faritra eny d mbô valio eto na contacter-o mivantana : niain... tohiny
oam ( 15/04/2008 06:26)
rossy dia maninona
mba jereo ilay hirany rossy e ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/04/2008 13:34
rajoelina ( 14/04/2008 22:42)
lalantsaram-pianarana ''gasy sy vaza'' ho @ toilete
tantara tamin'ity volana avril ity 2008 [u][b]version malagasy[/b][/u] [b]vaza[/b]: aza haranty zah ry ann!!! [b]gasy[/b]: hoay!! ho any wc za, mety mitovy haleha isika fa tsy manaraka a... tohiny
novalian'i ftlozy ny 23/04/2008 17:39
xxx ( 14/04/2008 20:15)
miss avril
pissouanja =D =D ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 19/04/2008 07:15
bida ( 14/04/2008 19:41)
VARY
Efa misy fepetra ve azo ampiharina mivantana ho any firenena malagasy raha tojo ny crise momba ny vary toy ny mahazo ny firenena hafa (Inde, Haïti, ...) ???... tohiny
novalian'i soanja ny 24/09/2009 03:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9061