Inona no misy?????
1. badboy
(
15/04/2008 15:07)
Otran'ny manotany tena a hoe misy vam sy pétrole ve any andanitra ka rehefa dangy de mitaingina vam ihany any rehefa handende. Ilay lanitra manko toa ngezabe ka raha andehanana tongotra toa tsy ho vita.
Sa ve hoe efa maivana ka manidina daholo ny kil any ka tsy mila zany fiara sy pétrole zany?? De raha izany ary no izy dia tsy misy ilana tany tsony zany satria efa manidina no sady tsy mila mamboly fa mitango fotsiny sisa!!! :?: :?:

novalian'i fijo ny 22/04/2008 21:04
3. Fody
(
15/04/2008 15:44)
badboy: Mba misy fanontaniana kely aminao ity:
Rehefa maty ve ny olona moa mbola voafehin'ny lalan'ny tontolo azo tsapaina sy hita maso ?
Fanontaniana hafa: Iza no mila ny Vary haninao isan'andro: ny vatanao ve sa ny fanahinao ?
Ny fanahy tsy mba maty hoy ny finoana malagasy, midika io fa tsy miankina amin'ny matière ny fahaveloman'ny fanahy...
Misaotra.
4. rakaroka
(
15/04/2008 15:48)
:-D :-D :roll: 8O =)) =)) =)) Dia tena badboy marina tokoa (vazivazy)
:-D :-D :-D
Fa mahafinaritra mbô mikaroka izany ny saina koh! :-D :-D :-D

7. badboy
(
15/04/2008 18:43)
Fody:
badboy: Mba misy fanontaniana kely aminao ity:
Rehefa maty ve ny olona moa mbola voafehin'ny lalan'ny tontolo azo tsapaina sy hita maso ?
Fanontaniana hafa: Iza no mila ny Vary haninao isan'andro: ny vatanao ve sa ny fanahinao ?
Ny fanahy tsy mba maty hoy ny finoana malagasy, midika io fa tsy miankina amin'ny matière ny fahaveloman'ny fanahy...
Misaotra.
Fanotaniana : f'anga enao efa nanelatra tany no niverina no mlalza ireo rehetra ireo hoe tena zavamarina???
9. pissoa
(
15/04/2008 19:04)
badboy : Toa mbola fanontaniana ho anao ny sasany amin'ireo notenenin'i Fody ireo fa jereo tsara. :-D :-D :-D :-D :-D
10. Fody
(
15/04/2008 19:21)
badboy
Fanotaniana : f'anga enao efa nanelatra tany no niverina no mlalza ireo rehetra ireo hoe tena zavamarina???
Dia fanontaniana hafa koa no hapetrako aminao:
Misy ve ny lanitra ho anao? (Ny lazaiko eto dia ilay fiainana ao aorinan'izao fiainana izao).
Raha milaza ianao fa tsy misy, dia hoy aho hoe: dia fanontaniana adaladala izany ny fanontaniana napetrakao io ambony io, satria zavatra tsy misy fotony, ka tsy hitako izay iadina hevitra momba azy.
Raha milaza ianao fa misy kosa dia mba valio ireo fanontaniana mipetraka aminao ireo.
Misaotra!
11. badboy
(
15/04/2008 20:03)

Ka ny fanotaniako aza tsy valinao f'enao marina. Misy ve ny vam sa manidina tahaky ny fody ny kil any sa mitaingitsoavaly mananelatra......rehefa handende????
Sa koa ry zareo tsy mandende satria fanahy???? Ary raha izay indray dia tsy misy antony koa zany ny nitsanganan'i Jeso t@ maty sy ny niakarany any andanitra niaraka t@ vatany??? Sa ahoana hoy fody?????? :^) :^) :^) :^) :^)
12. Fody
(
15/04/2008 20:26)
raha hitady vam no handehananao any an-danitra satria izay no tsy ampy aminao zao, dia diso adresy ianao fa tsy misy an'izany any. Saingy misy kosa ny zavatra tsara mihotra an'izany.
Misaotra!
13. fijo
(
15/04/2008 21:27)
inona le tsara misy any???????efa nisy nahita ve nitantara sa vinavina izany?
15. rakapy
(
16/04/2008 08:38)
O ry zalahy a sy zavavy a! samy tsy misy mahalala izay any isika eto.Ry zareo lasa tany tsy tafaverina intsony.Tsy fantatra na tamana be na voagadra ka tsy afaka miverina intsony???. Ka tsotra ny ahy ny toro-hevitro.Raha tena liana te hafantatra ny zava-misy marina misy any ianao dia mamonoa-tena dia ho hitanao ny fahamariany. Fa raha mbola olombelona no anotanianao ,dia lainga foana no valiteny ho azonao. :-D :-D :-D
16. prime
(
16/04/2008 10:34)
rakapy> Kristy efa tany no niverina, ary lasa any indray... Elia sy Mosesy efa any nefa nandalo tety an-tany...
Kristy olombelona nefa tsy nandainga ary mbola tsy nanome valin-teny lainga na indray mandeha aza...
Nenilava (Volahavana Germaine) efa voaantso tany ary tsy indray mandeha nefa dia niverina teto namita ny missions nampanaovina azy...
Tsy vitsy ny olona efa tany no niverina ary nijoro vavolombelona ny amin'ny fisian'ny lanitra sy ny fiainana any... finoana sisa ny ambiny fa tsy resaka ny fisian'izany sy tsy fisiany intsony...

17. badboy
(
16/04/2008 11:41)
Fody:
raha hitady vam no handehananao any an-danitra satria izay no tsy ampy aminao zao, dia diso adresy ianao fa tsy misy an'izany any. Saingy misy kosa ny zavatra tsara mihotra an'izany.
Misaotra!
Inona ary ty mitsipatsipaka tahaka ny fody voan'ny bakaplesy ty!!! Voadona anga ilay hevitra hoe fanahy ny miakatra any andanitra nefa ny rôle niakatra velona niaraka t@ vatany????
:-D :-D :-D :-D :-D
Vam (véhicule à moteur)= fitaovampifamoivoizana, ao anatin'io avokoa na bus na metro na tram na train na avion......fa tsy voatery hoe fiarakodia ihany. Ary rehefa jerena ny lanitra dia ngeza be ka tsy maintsy mipetraka ny fanotaniana hoe ahoana ny fomba hifamoivoizana!! :?: :?: :?:
Dia ampiko mitsy aza hoe misy feu rouge ve any???? :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
18. prime
(
16/04/2008 12:12)
badboy> tsara ny mamantatra izany fa tsara kokoa ilay hoe ahoana ny ahatongavana any?
Raha ny mikasika izany fanontanianao izany dia tontolon'ny fanahy ny lanitra fa tsy ny tontolo materialy... ka na eo fotsiny aza dia tsy hitovy mihitsy ilay mari-pandrefesana sy mari-pahalalàna ny amin'ny fiainana any sy ny eto... tsy efa im-betsaka va Andriamanitra no miteny hoe ny indray mipi-paso amin'Andriamanitra dia toy ny arivo taona...???
Ary na eto an-tany aza dia misy ny tontolo tsy hita maso nefa misy olona sy fanahy maro miaina amin'izany... mbola tsy hainonao angaha ilay fanambarana mpanao "magie noire" iray fa na aiza na aiza eto amin'ny tontolo heverina ho misy dia manonona fotsiny "formule magique" izy tongany ao anatin'ny indray mipimaso... raha te-hoany Washington izao d izao izy dia tonga, raha te hoany amin'ny planeta venus izao d izao izy tonga... ka fitaovam-pitaterana inona no heverinao hahavita izany? ny hangezan'ny tontolo hitanao maso dia toa goavana satria izay no mari-pandrefesana zakanao fa ny amin'ny tontolon'ny fanahy dia kely dia kely raha izao tontolo izao heverina ity no ijerena azy...

19. cutie
(
16/04/2008 12:28)
Inona ary ty mitsipatsipaka tahaka ny fody voan'ny bakaplesy ty!!! Voadona anga ilay hevitra hoe fanahy ny miakatra any andanitra nefa ny rôle niakatra velona niaraka t@ vatany
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. rakaroka
(
16/04/2008 13:05)
:-D :-D :-D =)) =)) =)) 'Nareo rangahy mampmé ka.
Tohizana any an-koatra koa ny serantsika raha izany :-D :-D :-D