Inona no misy?????

21. ari.malala ( 16/04/2008 13:32)
fa le lanitra nga mou toerana? d aiza hoaiza eo am planeta sa aiza hoaiza eo amzao tontolo zao le lanitra?
22. badboy ( 16/04/2008 15:01)
prime:

badboy> tsara ny mamantatra izany fa tsara kokoa ilay hoe ahoana ny ahatongavana any?

Raha ny mikasika izany fanontanianao izany dia tontolon'ny fanahy ny lanitra fa tsy ny tontolo materialy... ka na eo fotsiny aza dia tsy hitovy mihitsy ilay mari-pandrefesana sy mari-pahalalàna ny amin'ny fiainana any sy ny eto... tsy efa im-betsaka va Andriamanitra no miteny hoe ny indray mipi-paso amin'Andriamanitra dia toy ny arivo taona...???

Ary na eto an-tany aza dia misy ny tontolo tsy hita maso nefa misy olona sy fanahy maro miaina amin'izany... mbola tsy hainonao angaha ilay fanambarana mpanao "magie noire" iray fa na aiza na aiza eto amin'ny tontolo heverina ho misy dia manonona fotsiny "formule magique" izy tongany ao anatin'ny indray mipimaso... raha te-hoany Washington izao d izao izy dia tonga, raha te hoany amin'ny planeta venus izao d izao izy tonga... ka fitaovam-pitaterana inona no heverinao hahavita izany? ny hangezan'ny tontolo hitanao maso dia toa goavana satria izay no mari-pandrefesana zakanao fa ny amin'ny tontolon'ny fanahy dia kely dia kely raha izao tontolo izao heverina ity no ijerena azy...



Aiza ary enao sy fody @ ty resapanahy ty!!! Efa hoe ny rôle aza niakatra any andanitra niaraka t@ vatany ka fanahy ahoana njay ary ny miakatra anay andanitra!! :idea: :idea: :idea:
Io njay fa miverina ilay fomba fijery mitapimaso (dogmatique), f'angaha moa tsy efa voalaza hoe naharesy ny fahafatesana ny rôle ary niakatra any andanitra velona dia ny olona rehetra koa hitsangana @ maty ka hiakatra any andanitra miaraka @ vatany??? :?: :?: :?:

De ampiko ndray hoe tsy misy pra mpandamina fifamoivoizana ve zany any @ fitobian'ny voaantso any???? :^) :^) :^) :^) :^) :^)
23. niryna ( 16/04/2008 15:29)
badboy:

Otran'ny manotany tena a hoe misy vam sy pétrole ve any andanitra ka rehefa dangy de mitaingina vam ihany any rehefa handende. Ilay lanitra manko toa ngezabe ka raha andehanana tongotra toa tsy ho vita.

Sa ve hoe efa maivana ka manidina daholo ny kil any ka tsy mila zany fiara sy pétrole zany?? De raha izany ary no izy dia tsy misy ilana tany tsony zany satria efa manidina no sady tsy mila mamboly fa mitango fotsiny sisa!!! :?: :?:

badboy a>misaotra anao nametraka ilay fanontaniana.Mitombona tokoa io fanontaniana ataonao io ary manitikitika ho antsika tsirairay avy.
Voalohany aloha dia hoe inona no mitranga rehefa miala ety aho(maty),na hoe "life after death" no hilazako azy.
Lesona lavabe io fa ny hoe moa ve ilay olona nandray an'i Kristy ho tompo sy mpamonjy ny fanahy fony izy velona sa tsia no mipetraka ny fanontaniana?
Ahoana koa izany? Raha velona isika ka nanaiky fa i kristy no mpamonjy antsika dia ho voavonjy ny fanahintsika.Koa raha maty izany isika dia hiaraka aminy mandrakizay.Tsy misy fitomaniana,fahoriana,
fanaintainana,aretina,alahelo intsony rehefa maty isika .Ireo olona izay tsy nandray an'i kristy kosa dia hijaly mandrakizay ary dia hitomany sy hikotronify hoy ny voalaza ao anatin'ny tenin'ATra(ny baiboly izay tenin'Atra fa tsy Atra araky ny filazan'ny mpamadi-teny akory sy ny mpandika vilana ).
Koa raha mbola tsy nandray an'i kristy hianao dia omeo azy manomboka anio ny fiainanao ary dia ho voavonjy ny fanahinao ka tsy hatahotra ny ho faty fa efa manana ilay mpamonjy,mpanavotra,mpitsara anao.
Inona izany no atao any? mihira,midera an'Atra ary dia tsy vizana akory amin'izany fa manana fifaliana sy miramiran'endrika
NIryna angaha efa tany? Tsia, fa mino sy manantena aho fa ho any satria efa nomeko ho tantanan'i kristy ny fiainako iray manontolo ary tsy matahotra ny ho faty aho na anio aza aho alainy dia vonona
Araky ny filazan'ny namana teo ambony hoe maro ny olona efa tany ary maro ny boky efa nitantara ny tany ary saiky mitovy avokoa ny filazany azy na vazaha io na gasy io na aiza ny toerana nitantarainy ny fiainana tany dia mtovitovy avokoa.
Izay mahereza,ny filan'ny nofy dia foana hatreo fa dia fiderana an'Atra sisa no atao any.
Raha mbola misy fanontaniana manitikitika dia vonona hatrany aho hamaly azy raha fantatro sy aiko ,tsy manao fanontaniana adaladala izany akory hianao fa rehefa tsy fantatra sy tsy nisy nampianatra aleo manontanitany foana toy izay tsy mino dia be mokondoha fotsiny 'mahereza e
Ataovy foana ny fanandramana"
Atra o te ahafantatra anao tokoa aho raha misy hianao na tsia,tongava ato am-poko ary omeo hery aho mba ho tonga zanakao,ampio aho mba hino fa any aminao tokoa no misy ny fiainana mandrakizay ,diovy ny foko mba ho afa-keloka,sasao madio aho amin'ny ran'ny zanakao malalanao ary mamela ny heloka rehetra izay vitako,raiso aho tompo o fa omeko ho tantananao manomboka anio ny fiainako,amin'ny anaran'i Kristy tompo izay mpamonjy ny aiko manomboka anio no anaovako izany vavaka izany.Misaotra Ray o noho ny namonjenao ahy,nanekenao ho zanakao manomboka anio ,ary misaotra ihany koa noho ny nanomezanao ny zanakao sy ny fanahy masina miaraka amiko manomboka anio. Amena .
Raha tena mino izay rehetra mamaky ity vavaka kely ity ka hivavaka mitovitovy an'io ary manaiky sy omeny ho tantanany manomboka anio ny fiainany , amin'io fotoana hinoanao io no hiditra ao aminao ny fanahin'i kristy ary tsy hisy na iray aza afaka manala an'io mandrakizay,ho tonga ao aminao izy ,hiaradia aminao ,hanampy anao amin'ny fiainana ary hanoro ny lalana tokony ataonao ,hanitsy anao tsy andeha ho any amin'ny lalandratsy intsony, mipetraka ao amin'izay rehetra atao hoe kristiana na izay rehetra mino an'i kristy ho tompo sy mpamonjy izy amin'izay fotoana hinoany azy izay
Ny fahasoavan'ny tompo mahery anie hiaro antsika rehetra ary ny fiadanana avy amin'ilay ray tsara indrindra no anoro antsika hatrany ny fahamarinana.Amena
:D
24. badboy ( 16/04/2008 15:56)
niryna >>> Mahay mitory teny be ianao ary mety ho isan'ilay miakatra velona any andanitra.

Ny olana dia tsy mametraka fanotaniana aho hoe misy ve ny fiainana ao aorian'ny fahafatesana satria izaho mino fa misy, na koa hoe fanahy ve ny olona satria sady vatana no fanahy ny olona ary Jesoa ra hiakatra velona any andanitra, rehefa avy nitsangana t@ maty, dia NIARAKA T@ VATANY FA TSY FANAHY FOTSINY. :idea: :idea: :idea:

Saingy ny tiako ho fantatra sy averiko eto indray dia ilay hoe misy pra, feu rouge ary vam mpitatitra ve any andanitra :?: :?: :?:
25. rijadolly ( 16/04/2008 16:01)
Saingy ny tiako ho fantatra sy averiko eto indray dia ilay hoe misy pra, feu rouge ary vam mpitatitra ve any andanitra
niryna:
Izay mahereza,ny filan'ny nofy dia foana hatreo fa dia fiderana an'Atra sisa no atao any.
26. pissoa ( 16/04/2008 16:02)
Manana faharetana ! Rehefa tonga any ianao dia ho hitanao ... ary toa tsisy ilana dinika ity koa raha ilay teninao etsy ambony no dinihina kely
badboy:
Fanotaniana : f'anga enao efa nanelatra tany no niverina no mlalza ireo rehetra ireo hoe tena zavamarina???


:-D :-D :-D :-D :-D
27. rakaroka ( 16/04/2008 16:51)
badboy:

niryna >>> Mahay mitory teny be ianao ary mety ho isan'ilay miakatra velona any andanitra.

Ny olana dia tsy mametraka fanotaniana aho hoe misy ve ny fiainana ao aorian'ny fahafatesana satria izaho mino fa misy, na koa hoe fanahy ve ny olona satria sady vatana no fanahy ny olona ary Jesoa ra hiakatra velona any andanitra, rehefa avy nitsangana t@ maty, dia NIARAKA T@ VATANY FA TSY FANAHY FOTSINY. :idea: :idea: :idea:

Saingy ny tiako ho fantatra sy averiko eto indray dia ilay hoe misy pra, feu rouge ary vam mpitatitra ve any andanitra :?: :?: :?:



Mitombina kosa aloha ilay fanontaniana raha basé-na amin'ny hoe nitsangana amin'ny maty mbamin'ny vatana e. Tena "Intelligentboy" :wink: ^:^
28. badboy ( 16/04/2008 18:42)
pissoa:

Manana faharetana ! Rehefa tonga any ianao dia ho hitanao ... ary toa tsisy ilana dinika ity koa raha ilay teninao etsy ambony no dinihina kely
badboy:
Fanotaniana : f'anga enao efa nanelatra tany no niverina no mlalza ireo rehetra ireo hoe tena zavamarina???


:-D :-D :-D :-D :-D


Io njay kou fa tonga ny mpanohana ny "tsy mandalina sy tsy mila tia karokaroka fa andraso ho azy eo". Ny fiainana eto antany dia fanontaniana vao valiny, fa tsy ny mifanohitra @ izay!! Io no mahasamy hafa ny olombelona @ biby satria ny olona misy fanahy, dia afaka mandalina, dia afaka manotany, vao izay vao afaka manome ny valiny @ farany. :idea: :idea: :idea: :idea:

Ka averiko njay hoe mety misy pra, vam, mpandrindra fifamoivoizana ve any @ireo voaantso???? :^) :^) :^) :^) :^)
29. pissoa ( 16/04/2008 19:13)
Misaotra betsaka amin'ny fanamarihana :-D :-D :-D :-D :-D

Fa disoy ny teniko raha mahita handisoana azy ianao ! Ny fitenintsika angamba no tsy mitovy - fa raha ny famalianao hoe :
Fanotaniana : f'anga enao efa nanelatra tany no niverina no mlalza ireo rehetra ireo hoe tena zavamarina???

dia tsy hitako izay mahasamihafa azy amin'ny teniko ! Satria na hiketrika hitady valiny ho anao aza ny olona dia tsy hisy hahafa-po anao raha tsy efa tany ! Ka - averiko indray - rehefa any ianao mahita fa manana faharetana :-D :-D :-D
30. badboy ( 16/04/2008 19:43)
pissoa:
dia tsy hitako izay mahasamihafa azy amin'ny teniko ! Satria na hiketrika hitady valiny ho anao aza ny olona dia tsy hisy hahafa-po anao raha tsy efa tany ! Ka - averiko indray - rehefa any ianao mahita fa manana faharetana


Mety misy manana valiny tsy ataingina kosa any. Ary raha toa ka tsisy manana valiny @ io fanotany izay tsotra indrindra io dia ho inona ny valin'ny @ hafa (ohatra hoe mila miasa vao homana ve, mila matory ve, misy ve ny andro sy ny alina, misy ve ny taona, ny cyclone, ny rano, ny tany........)!! :^) :^) :^) :^) :^)
31. pissoa ( 16/04/2008 19:47)
badboy:
Mety misy manana valiny tsy ataingina kosa any. Ary raha toa ka tsisy manana valiny @ io fanotany izay tsotra indrindra io dia ho inona ny valin'ny @ hafa (ohatra hoe mila miasa vao homana ve, mila matory ve, misy ve ny andro sy ny alina, misy ve ny taona, ny cyclone, ny rano, ny tany........)!!

Raha nomarihinao tsara dia tsy mbola valiny raikitra akory no nomen'i Fody fa mbola fanontaniana ho anao - hitaritana ny resaka dia efa io no navalinao ! Ka azo inoana ve fa hisy valiny tsy taingina araka ny hevitrao ... ankoatra ny valiny avy amin'ny olona efa tany ? :-D :-D :-D :-D :-D

Ny valin'ny fanontaniana hafa rehetra - raha toa ka ny olona efa tany ihany no ho heverinao fa tsy taingina ny valiny omeny dia tsotra : Manana faharetana - rehefa any ianao mahita =)) =)) =))
32. fijo ( 16/04/2008 21:34)
prime,ianareo no mino fa efa nisy tafaverina,fa tsy ny rejhetra.aza terena hino izany izahay.

ari malala,tena marina ilay hoe:"
ndefa : ari.malala [ Valio ] 16-04-2008 15:32:00
Lohateny : Re : Inona no misy?????
fa le lanitra nga mou toerana? d aiza hoaiza eo am planeta sa aiza hoaiza eo amzao tontolo zao le lanitra?"
33. badboy ( 17/04/2008 11:42)
pissoa:


Raha nomarihinao tsara dia tsy mbola valiny raikitra akory no nomen'i Fody fa mbola fanontaniana ho anao - hitaritana ny resaka dia efa io no navalinao ! Ka azo inoana ve fa hisy valiny tsy taingina araka ny hevitrao ... ankoatra ny valiny avy amin'ny olona efa tany ? :-D :-D :-D :-D :-D

Ny valin'ny fanontaniana hafa rehetra - raha toa ka ny olona efa tany ihany no ho heverinao fa tsy taingina ny valiny omeny dia tsotra : Manana faharetana - rehefa any ianao mahita =)) =)) =))


DIso be ianao satria hoy i fody hoe :
fody:
Rehefa maty ve ny olona moa mbola voafehin'ny lalan'ny tontolo azo tsapaina sy hita maso ?

Fanontaniana hafa: Iza no mila ny Vary haninao isan'andro: ny vatanao ve sa ny fanahinao ?

Ny fanahy tsy mba maty hoy ny finoana malagasy, midika io fa tsy miankina amin'ny matière ny fahaveloman'ny fanahy...


Mametraka taterak'i fody fa fanahy no miakatra any andanitra ary tsy mila velomina!! Tsy diso fa tsy ampy!
Nahoana??? dia satria rehefa nitsangana t@ maty ny rôle dia niaraka t@ vatany sy ny fanahiny izy niakatra tany, fa tsy hoe ny fanahy irery!!!

Ka hoy aho hoe raha toa ka ny vatana no miakatra any, ny vatana izay voafehin'ny tontolo iainany, mila rivotra, rano, sakafo, vam, .... dia azo eritreretina ve hoe misy ireo rehetra ireo any @ iantsonan'ny voaantso????
:^) :^) :^) :^) :^)
34. fijo ( 17/04/2008 21:06)
mitombona koa izay .fa di atehirizo ny fiara sao ho vizana any an
35. badboy ( 18/04/2008 06:22)
fijo:
mitombona koa izay .fa di atehirizo ny fiara sao ho vizana any an


Aiza kosa eh!! Eto atany ve efa mitaingina occase lalandava de any andanitra koa mbola hirirotra fiara arafesina??? Sao de kosa hoe mba misy usine fanamboarana vam, beks, akanjo, steak haché....... any ohatra???? :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
36. fijo ( 18/04/2008 20:17)
ahhh ary hoany aho rah amisy any ireo kle?kozy e
37. badboy ( 18/04/2008 20:48)
Ka io mitsy le tena tiana ho fatatra oe lojika ve raha ny nofo no iakatra any dia misy an'ireo any???? :^) :^) :^)
38. fijo ( 22/04/2008 21:04)
hoany aho wa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1678