Vaovao nentin'ny filoha
1. ronaldo09
(
15/04/2008 08:20)
Anisan'ny vaovao nisongadina nentin'ny filoha avy any ivelany ny fahatongavan'ny filoham-pirenena frantsay eto amintsika amin'ny faramparan'ity taona 2008 ity ,midika izany fa manga ny lanitra eo amin'ny fifandraisana amin'ny any ivelany ary matoky ny filoha malagasy ny avy any ivelany satria tao anatin'ny fotoana nitondrany dia roa no filoham-pirenena frantsay tonga sy ho tonga any dago !!! Misy lanjany eo amin'ny fandrosoan'ny firenena ny fahatongavana filoham-pirenena tahak'itony ary mety hangina sy hipirina amizay angamba ry tsy maty voalavo ankibo !!!!
novalian'i lemenakely ny 15/04/2008 20:16
2. lemenakely
(
15/04/2008 09:29)
ronaldo09:
Anisan'ny vaovao nisongadina nentin'ny filoha avy any ivelany ny fahatongavan'ny filoham-pirenena frantsay eto amintsika amin'ny faramparan'ity taona 2008 ity ,midika izany fa manga ny lanitra eo amin'ny fifandraisana amin'ny any ivelany ary matoky ny filoha malagasy ny avy any ivelany satria tao anatin'ny fotoana nitondrany dia roa no filoham-pirenena frantsay tonga sy ho tonga any dago !!! Misy lanjany eo amin'ny fandrosoan'ny firenena ny fahatongavana filoham-pirenena tahak'itony ary mety hangina sy hipirina amizay angamba ry tsy maty voalavo ankibo !!!!
Fa angaha moa ny fahatongavan ny filoha iray ao @ ilay firenena ve no mahatonga ny fiainana handroso?Ataoko tany @ firenena afrikanina maro i BUSH vao volana vitsivitsy izay fa tonga ve dia lasa natanjaka be ireo firenena novangiany ireo?
Ary raha ny zavatra voadiniko dia tsy misy mijanona ela izany izay tonga eto MADAGASIKARA fa indray andro raha be indrindra aleondry i CHIRAC mijanona 1 semaine ao la REUNION na MAURICE na SEYCHELLES ....
3. kiadi
(
15/04/2008 09:56)
tsy mazava amiko le rôrô ty!!mpanohitra gaigy be t@ fifidihanana de zao tô lasa misolelaka an'i ra8? :-D :-D
4. lemenakely
(
15/04/2008 10:06)
kiadi:
tsy mazava amiko le rôrô ty!!mpanohitra gaigy be t@ fifidihanana de zao tô lasa misolelaka an'i ra8? :-D :-D
mety havandry mpamadika palitoa isany angamba na zanany e! fa dia miomàna indray izany ny mahantra sy ny 4 mi fa vao maraina dia voaroaka fa mahamenatra andry SARKO an !
