Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Mio21
(
20/04/2008 09:55)
Zé mahafantatra
Mankaiza ny manga sy ny papay rehefa miady?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 27/04/2008 10:43
xxx
(
20/04/2008 06:06)
vidina tany
:arrow: hono a zareo sao mba misy afaka milaza hoe tokony ohatr'inona ny vidin'ny tany tsy lavitra laotra any tananarive ny metatra ,ohatra tanimbary na tanimboly ,tsy hamoron-dalana a,misaotra zay m...
tohiny
novalian'i colline ny 13/02/2009 09:41
rakotoline
(
20/04/2008 05:59)
adivory
:( miarahaba ny rehetra na ela aza noho ny andraikitra maro, misy mahalasa saina ahy ka sao mba pmisy mahalala ny tantara momban'ny adivory,misy milaza fa ny mpanjaka taloha no mipetraka amin'iireny ...
tohiny
novalian'i Zomahenina ny 24/10/2013 09:34
tslem
(
19/04/2008 20:18)
nareo koa ve?
asa nareo raha mba hametrahan'ny oul ao aminareo fanontaniana ôtranah?angamba efa in-dimy isanandro farafahakeliny ny fanontaniana mipetraka amiko rehefa manokatra ny forum serasera ah hoe:
[b]"pour...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 21/04/2008 07:00
tsiambaratelo
(
19/04/2008 17:37)
RAHA MAHAFANTATRÔ!!!
Mpiandry ondry iray handeha hamonjy foara lavitra ny tanana misy azy niaraka t@andian\'ondriny(lalao saina izy ty an,)nandalo tao @tanana voalohany izy ,dia nivarotra ny atsasaky ny ondry nohentiny ar...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 24/04/2008 11:25
zandikely
(
19/04/2008 13:05)
Maninona sakasakana foana ny Fampisehoana ataon'i Rossy e?
Mba mandinika iany ny saina keliko fa tsy azoko mihitsy hoe inona ary no antony hisakana ny fampisehoana ataon'i Rossy e ! Ny artiste vahiny anefa sy teratany hafa afaka manao izany malalaka tsara. La...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/04/2008 11:19
kiadi
(
19/04/2008 09:51)
iza @ izy mitsam indray aza no bôgôsy eh!!
[img]http://img138.imageshack.us/img138/2654/mi2h2466ky2.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 00:13
xxx
(
19/04/2008 09:34)
Toe -tsaim-boalavo ny gasy ka mila ovaina!
RADAMA II,RANAVALONA III,....simbao ,ravao ..poteho
MPANJANAKA FRANTSAY,....simbao ,ravao...
TSIRANANA,....simbao ,ravao,poteho...
RATSIRAKA,.....simbao ,ravao....
ZAFY ALBERT ,...simbao,...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/04/2008 15:37
Jeankely
(
19/04/2008 04:18)
Beazo ahalala ny tokony ho fidiana ny olona raha mahay
Raha tena mihevitra ny hampandroso ny firenena ary dia beazo ahalala ny tokony ho fidiany ho solontenany ary ahavita ny hampandroso ny tanindrazany ny vahoaka. Raha resaka taitaitra hanongana nefa tsy...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/04/2008 13:28
Fody
(
18/04/2008 23:34)
Pli vava
Fomba kristiana ve ny pli vava amin'ny Soratra Masina?
Misaotra anao maneho hevitra....
tohiny
novalian'i Ilo ny 13/05/2008 05:35
Belami
(
18/04/2008 23:04)
Mamono akoho
Iza amizay mipetraka aty ivelany no efa mba namono akoho atao laoka tao antranony ? Dia ny ran'akoho le araraka eo ambony vary amilay manapaka ny tendany iny dia atao rony sady asina sakamalao; :roll:...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 21/04/2008 06:51
ratonga
(
18/04/2008 22:08)
melky klipy djodjopil
http://www.dailymotion.com/related/7338919/video/x4sccj_melky-aza-manahy_music fa mlay an!...
tohiny
novalian'i kiadi ny 05/05/2008 19:10
rajoelina
(
18/04/2008 21:24)
mba hampio kely
Nihinana trondro zah de kendany taolana, ary mbola henoko tavela ato @ tendako ato lay taolana.
inona no mety ho fanafodiny?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 26/04/2008 23:07
xxx
(
18/04/2008 20:58)
handeha mba hiomehy kely....
Tao amin'ny Hopitaly:
H: Fa naninona ianao rangahy ity no naratra be ohatr'ity?
F: Voan'ny eksidan zà e !
H: Marina mafy hoe
F: Voadonan'ny tômambila klo zà !
H: kiiiiiii !
F: Dia vao...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 29/04/2008 14:21
raoz84
(
18/04/2008 18:01)
mitady recette na kk pigeon
manao ahoana daholo
saika mba hitady recete na kk pigeon aho
mba atoroy re raha mahay enao...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:21
niryna
(
18/04/2008 17:36)
Inona no ataonao raha hianao no eo amin'ny toerany?
Mananjanaka lahy mbola tanora ity rangahy ary manana sakaiza izay efa niteraka ilay sakaizany.Io zanany lahy io hoy izy no miambina ilay zaza rehefa mandeha mianatra ilay ramatoa ary amin'izao fotoana...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/04/2008 17:34
anidi
(
18/04/2008 16:13)
Bienvenue chez les ch'tis
ahoana ny fahitanareo an'io film io fa izaho nihevitra hoe tsara b tsy nihomehy du début hatramin'ny farany a , ny histoire banal b dia gaga b a hoe mi-battre record...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2008 13:07
sytl
(
18/04/2008 15:08)
ny mampiady ny mpivady
slt daolo! @ hevitrareo ,in no tena mampiady ny mpivady:ny sakafo tsy vita ve?sa ny trano mikorontana?sa ny zaza tsy voakarakara?raha resaka ny ao antrano no asiana kôzy!sa ny tsy fifanampiana? :) sa...
tohiny
novalian'i ni81 ny 13/08/2008 16:35
mimih2009
(
18/04/2008 13:00)
fanontaniana
Mba maniry hahalala ny hevitrareo aho:
- inona kay no mahatonga ny vehivavy tsy tonga fotoana kanefa tsy bevoka?
- misy mahafantatra tisane mirégulariser règles ve nareo?
Efa nande dokotera mants...
tohiny
novalian'i ravaomariakely ny 05/05/2008 16:57
azamanadino1
(
18/04/2008 12:32)
mety andeha ty bizna eritreretiko ty
miarahaba antsika gasy rehetra aho , manana projet aho ka de mba mangataka sosokevitra avy any aminareo rehetra. te hanokatra magasin ana grossite any dago za , ny tiko lazaina de grossiste na entana ...
tohiny
novalian'i techl ny 03/05/2010 09:14
