Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
24/04/2008 08:18)
mampirafy sa ?
efa ho valo taona zao niarahanay, samy efa manambady zahay nefa tena mifankatia be mihitsy, ndraindray aza samy msentir hoe zahay no tena proche noho les deux à cotés.
lay olona miaraka @ko fotsiny...
suite
répondu par jusain le 15/05/2008 14:08
noroharisoa
(
24/04/2008 05:13)
k'atao an zany
bjr daolo e!tena tsara kosa alo le tononkira e!sady mlaza n marna.
d aona tsika vevav @ reny tsis miala eo refa tia e
d nareso lelà kos a mo mbà endr e
ok...
suite
répondu par dziana le 24/04/2008 09:55
xxx
(
23/04/2008 21:42)
aiza no tena mety ny fiainana any dago sa aty?
te-hody aho fa vizan'ny fiaianana mirotoroto aty, nefa tsy mahasahy. ary ianareo?
toa manao sangodi-panina fotsiny fa tsy mankaiza akory
...
suite
répondu par Papoose le 29/04/2008 02:27
fijo
(
23/04/2008 21:11)
ilay boky
io boky io ve ,vao voasoratra avy dia masina???????...
suite
répondu par fijo le 06/05/2008 20:52
Angie
(
23/04/2008 20:36)
Fihaonana Namana Serasera aty Rome 14-18 aout 2008
Miarahaba ampifaliana ny namana rehetra,
Ampifaliana ihany koa no hanasana ny namana rehetra (sy ny fianankaviany)eto Europe sy ny manodidina h@ ny any Dago mba hiaraka hikorana sy hano vacances ke...
suite
répondu par jobamilay le 04/08/2008 22:01
xxx
(
23/04/2008 18:58)
nisy nampahafantatra dia mba ...
http://felakasytehaka.skyrock.com/...
suite
répondu par fijo le 15/05/2008 21:11
Rakapl
(
23/04/2008 18:34)
Tsiakoraka
... sô D misy manana tononkiran' Tarika TSIAKORAKA 'nareo :?:
Misaotra mialoha
Rakapl...
suite
répondu par tomtom le 24/04/2008 16:50
niryna
(
23/04/2008 17:40)
Toa saika misy soratsoratra izay aleha!
Inona avy no tadidinareo fa toa saika misy soratsoratra avokoa izay rehetra aleha e.
Inona ary ny soratra eny amin'ny camion ataon'ny olona
ny taxi-brousse ,ny taxi-be, ny eny amin'ny mpivarotra,ny ...
suite
répondu par niryna le 25/05/2008 18:47
kerdran
(
23/04/2008 17:05)
lasa izahay
mitady ny tonony...
suite
répondu par kiadi le 23/04/2008 19:22
xxx
(
23/04/2008 16:51)
Prevention malaria/palu
Manahoana daholo,
Ho an'ireo gasy aty ivelany mpakany Mcar: inona ny fanafody tokony ampiasaina anaovana prevention amin'ny palu (prophylaxie)? inona ny anarany? tokony vidiana aty ivelany ve sa misy...
suite
répondu par kelly13 le 25/04/2008 21:05
xxx
(
23/04/2008 16:32)
Prevention Malaria/Palu
Manahoana daholo,
Ho an'ireo gasy aty ivelany mpakany Mcar: inona ny fanafody tokony ampiasaina anaovana prevention amin'ny palu (prophylaxie)? inona ny anarany? tokony vidiana aty ivelany ve sa misy...
suite
répondu par niryna le 25/04/2008 19:52
dziana
(
23/04/2008 14:30)
fa maninona,
Salut,fa maninona kay ny akoho rehefa misy fiara mandalo dia miampita arabe izy ?( na efa any @ gauche aza de makany @ droite indray ) :lol: :lol: :?: :-P
Bisous :P ...
suite
répondu par dziana le 29/04/2008 13:59
andriho
(
23/04/2008 11:44)
Mitady tononkira
Mitady ny tononkiran'ny tarika "Ny Ainga" misy hoe Voahangy. Hira vaovao io.
Dia misaotra indrindra.
:} :°) ...
suite
ari.malala
(
23/04/2008 10:45)
zany hono raha te hahazo lahikely e
http://fr.news.yahoo.com/dstsante/20080423/thl-grossesse-pour-un-garcon-soignez-vot-be91fa4.html...
suite
répondu par mmmhh le 29/04/2008 15:02
badboy
(
23/04/2008 09:58)
Lafo, lel'afo, lelafo????
[b]COURRIER DES LECTEURS
Lafo loatra ny menaka
Dia tena manao izay danin'ny kibony tokoa ny Tiko raha ny vidin-javatra no resahina.[/b]
Ny menaka Tiko ohatra dia indroa izao no niakatra ny v...
suite
répondu par Jeankely le 27/04/2008 12:46
bravo
(
23/04/2008 09:51)
Fanampiana
Salama daôlo!Mba mila fanampiana aho fa manana tany 10ha afaka ambolena sy iompiana a nefa tsy manambola. de inona no ataoko? ...
suite
répondu par ydifas le 02/11/2008 07:36
xxx
(
23/04/2008 09:19)
DIA MISY TOKOA V?
HO ANAREO POSSIBLE VE MPISIPA TSY NANAO RAPPORT MIHINTSY NANDRITRA NY HERINTAONA NIARAHANA. EFA MISARAKA IREO ZAO...
suite
répondu par lpeter le 04/06/2008 08:25
yvanot
(
23/04/2008 08:01)
Olona mitovy
Salama daholo e.
Nifankatia t@ i H. aho, ary 45 andro fotsiny zahay no niaraka de nindaosin'ny fahafatesana izy. Nijanona tampoka ny fony ary araka ny nolazain'ny havany de naheno hono izy fa hanamab...
suite
répondu par yvanot le 24/04/2008 04:38
ari.malala
(
23/04/2008 05:03)
bonifety aby ny scout e
faly miarahaba ny scout rehetra fa tratry ny fetin'ny mpiaro azy ireo d i Md Geoerges anio 23/04/08. ...
suite
répondu par mimich le 29/04/2008 05:28
Aino
(
22/04/2008 19:13)
rahoviana indray!!
mba mangetaheta indraindray ny mba hiverenana hiforum fa tsy misy hevitra mintsy.
mba miezaka ny mijery vaovao sy mamaky de mamaly kely fa le fotoana tena fohy dia fohy, de ny azo atao de mandalo d...
suite
répondu par mbaliana le 23/04/2008 20:43
