Prevention malaria/palu

1. xxx ( 23/04/2008 16:51)
Manahoana daholo,
Ho an'ireo gasy aty ivelany mpakany Mcar: inona ny fanafody tokony ampiasaina anaovana prevention amin'ny palu (prophylaxie)? inona ny anarany? tokony vidiana aty ivelany ve sa misy any Mcar?
Misaotra mialoha.
novalian'i kelly13 ny 25/04/2008 21:05
2. fahamarinana ( 24/04/2008 09:45)
:arrow: tsara kokoa raha vidina aty ivelany,eny na tsy remboursé aza satria any dago dia tena amina-1000 be dia be,ny vidinà-lariam io lazaiko io an.
Tsara kokoa raha manantona dr spécialiste-na voyage tropical aloha fa ndraindray miovaova ilay fanafody .Tam 2005 io lariam io,nefa ny 2003 tany aho dia paludrine ndray no azoko fa zay aloha no conseil nomeny dr-ko ahy an.Dia bon voyage e,tsara tokoa aloha ny mihinana fanafody sady in-1 isakerinandro ihany fa mandritra ny voyage sy 1semaine avant depart+1semaine après depart.Tam 2005 izay an fa izao ndray tsy haiko. (l)
3. xxx ( 25/04/2008 13:24)
Misaotra namaly ny fanontaniako.
Ilay Lariam/mefloquine io tokoa no re-commander-ny specialiste-n'ny maladie tropicale aty ivelany ho an'ireo olona mankany Mcar. Kanefa tena misy effets secondaires be tamiko ilay lariam/mefloquine, ka mijery fanafody hafa mety mahasolo ilay lariam aho. Sao dia misy mahafantatra?
4. kelly13 ( 25/04/2008 21:05)
t@ za tany farany nefa d oe tsisy risk palu any satria efa hiver! za mantsy mois de juin no tany. donc tsy nanao prevention izahay :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4401