Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i yvanot, milahatra araka ny daty
yvanot ( 10/06/2008 08:27)
resaka sentiment
Ny olona hono rehefa maketsy sy makeroa, mampirafy be zany, de tsy mahatsiaro intsony zany atao hoe sentiment. Tsy mahatsiaro na tsy mi se sentir intsony ny atao hoe FITIAVANA. Tsy voa mafy ve izany? ... tohiny
yvanot ( 10/06/2008 06:12)
Lolo vokatra
Mino ny fisian'ny lolo vokatra ve ianareo? Voalaza mantsy fa any atsimo any de misy an'io lolo vokatra io, izany hoe olona efa maty nefa velona indray, ary impito maty vao tena maty. Ny mahagaga d... tohiny
yvanot ( 23/04/2008 08:01)
Olona mitovy
Salama daholo e. Nifankatia t@ i H. aho, ary 45 andro fotsiny zahay no niaraka de nindaosin'ny fahafatesana izy. Nijanona tampoka ny fony ary araka ny nolazain'ny havany de naheno hono izy fa hanamab... tohiny
novalian'i yvanot ny 24/04/2008 04:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086