Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 28/04/2008 09:34)
Volo
Manahoan adaolo o Za zany mba naika hanontany hoe za iany no manao ny voloko, fa refa vita le izy d refa tsofin'ny rivotra de mivadika orrera otran'ny tsy natao akory e! inona ny astuce?... tohiny
novalian'i kiadi ny 11/05/2008 09:36
majesty ( 28/04/2008 08:50)
Ave Maria
Fanontaniana kely: Inona no tena hevitry ny hoe "Ave Maria" ? Misaotra sahady!... tohiny
novalian'i pissoa ny 18/05/2008 14:19
zoky ( 28/04/2008 08:36)
Fa dia Inona loatra?
Fa dia Inona loatra no antony mahatonga ny Raim-pianakaviana hanao izany @ zanany vavy (dia miala tsiny fa @ teny frantsay e!) http://www.lexpress.fr/info/infojour/reuters.asp?id=69840&0903 ts n... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 11:22
badboy ( 28/04/2008 07:42)
anaty eritreritra
Rehefa misy olona tianao hiaraka aminao dia tsaratsara kokoa ve ny mieritreritra hoe tiako izy fa tsy tenenina azy, noho ilay sahy miteny hoe tiako izy fa tsy mieritreritra dia mahazo fetaka aveo??? :... tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/05/2008 12:05
dziana ( 28/04/2008 05:57)
Fantatrareo ve?
Salut ndray nareo.Misy mahay ve izao zavatra lazaiko izao ? Laratikahifha ky limamao liahaka alikaheo gavy lalhirolery lalaky ky damiky ametakaheo.Labofoa varomo e! Bisous :wink: ... tohiny
novalian'i dziana ny 05/05/2008 10:39
xxx ( 28/04/2008 00:01)
fanontaniana
Ahoana kay zany hoe mitia an'Atra zany?... tohiny
novalian'i fijo ny 02/05/2008 21:39
xxx ( 27/04/2008 20:13)
ISPM
Manana takelaka amin'ny aterineto ve ny ISPM ao Mada ? Mba omeo rohy raha misy mahalala. Misaotra o.... tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2008 16:42
badboy ( 27/04/2008 17:32)
Fivavahana tahaky ny ahoana no tonga any ampototsofon'A/tra?
Izay fivavahana atao rehetra ve de tafita any @ A/tra?? De @ fomba ahoana no hahafantarana hoe nivaly ilay vavaka ka A/tra no namaly??? Ary ny vavaka asandratry ny malagasy ve, raha toa ka tena ton... tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 14:04
booboo ( 27/04/2008 17:30)
" spam " @ finday (frantsa)
Sao mba misy mahafantatra kay, azafady, ny tokony hatao tsy hahazoana hafatra intsony @ tél. portable avy @ ity numéro ity : 20270 ? Asainy miantso numero 0899machintruc izay fa tsy niantso zà ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/05/2008 10:57
lagoon ( 27/04/2008 16:25)
Ho an'ireo Katolika(tohiny) sy ikaretsaka
Ity ilay tohiny ilay boky "Les Deux Babylone" ry ikaretsaka.Film izy ity ary ho hitanao ao hoe iza ilay Nimrod; Mazotoa e! http://www.dailymotion.com/relevance/search/illuminati/video/x4jhkg_zeitg... tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2008 21:34
natiora ( 27/04/2008 13:49)
TGV
Misy Tanora Malagasy Vonona eto France, raha tsy misy dia andao hanangana e! ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2008 17:18
boots ( 27/04/2008 12:57)
Shyn Mahatsiaro aho
Tononkira aza fady... tohiny
novalian'i ikotoleta ny 28/04/2008 12:31
faralah ( 27/04/2008 12:19)
biz'oroka azony AINAHERY
misy sa milaza eto ve nareo zay nanome biz'oroka an'i AINAHERY. :evil: DEVOLY :evil: zay mpandainga.... tohiny
novalian'i lazounet ny 09/05/2008 16:58
tsiambaratelo ( 27/04/2008 09:41)
RAHA MAHAFANTATRA ô !
Zao ndray ary ô! (hatsikana lalao saina foana) Ao anaty ny efitrano efa-joro iray misy saka maromaro. isaky ny zoro-trano misy saka iray avy,eo alohan'ny saka tsirairay misy saka,misy saka ira... tohiny
joanniehajaina ( 27/04/2008 06:55)
tsy mendrika
atolotra ho an'i Tiana ,I anja sy Ndrenja anh LYON... tohiny
novalian'i ainaheri ny 27/04/2008 12:45
razafy4 ( 27/04/2008 06:03)
Fanontaniana
Salama daholy é ! misy fanontaniana ity . Tamin'iny fitsangatsanganana taona 2007 iny manko dia narary zah nefa mba maniry ny andeha , ny tenako manko olona avy aty à Mjg ka mba ohatrinona izany ny... tohiny
novalian'i glou ny 02/05/2008 14:06
Belami ( 26/04/2008 22:02)
TIANJAMA - Pitira oaka
Sao dia mba misy manana io hirany Tianjama io , na mahay ny tonony :?: :?: :-w :-w :-w ... tohiny
novalian'i Belami ny 16/05/2008 21:53
Belami ( 26/04/2008 21:49)
Soa toavina
Manahirana ahy io teny io satria tsy azoko tsara ny tena dikany, inona ny tena heviny @ teny frantsay ry reto :?: ... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:26
harinah7 ( 26/04/2008 19:01)
mitady ami perdu de vue
Manahoana daholo. Misy namana iray izay asa raha mba mi-surfer amin'ity forum ity. Malala no anarako ary nipetraka tany Toliara (sud de mada) aho taloha. Raha misy mahatadidy na mahalala an'i cécili... tohiny
novalian'i harinah7 ny 28/04/2008 06:15
kanota ( 26/04/2008 14:54)
Tsy ampy V rabaradaka dia mitony hiala. Kaikaikai
Fa tsy ampy firy ny V n'i baradaka. Saika haka ny irain'ny sasany ve ? Mangina zaza o. Aza mibaradaka e :lol: :lol: :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/04/2008 23:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.2685