Fivavahana tahaky ny ahoana no tonga any ampototsofon'A/tra?
1. badboy
(
27/04/2008 17:32)
Izay fivavahana atao rehetra ve de tafita any @ A/tra?? De @ fomba ahoana no hahafantarana hoe nivaly ilay vavaka ka A/tra no namaly???
Ary ny vavaka asandratry ny malagasy ve, raha toa ka tena tonga any, tena sur oe tonga any aminy @ teny gasy sa @ teny hebreo rehefa avy avadiky ny interprète??? :roll: :roll: :roll:

novalian'i xxx ny 10/05/2008 14:04
2. rakaroka
(
27/04/2008 18:13)
8O :-w :-w :-w : :roll: :roll: :roll: :-$
Lay faniriana "TANTERAKA" ouzy izy :)
Lay faniriana "TANTERAKA" ouzy izy :)
4. ikaretsaka
(
27/04/2008 19:30)
ze vavaka tian'Atra henoina, tsy isika no mi imposer eo fa isika..
izy no mihaino fa tsy isika no mi imposer hoe ity henoina ry Atra fa aza iny!
trasposer-o hoe hira ohatran'ny inona sy ahoana no tian'i badboy henoina? tsy i samoelana i rossy na i miles davis na i mozart no mi imposer an'i badboy fa i badboy manokana..

5. rakaroka
(
27/04/2008 20:49)
ikaretsaka:
ze vavaka tian'Atra henoina, tsy isika no mi imposer eo fa isika..
izy no mihaino fa tsy isika no mi imposer hoe ity henoina ry Atra fa aza iny!
trasposer-o hoe hira ohatran'ny inona sy ahoana no tian'i badboy henoina? tsy i samoelana i rossy na i miles davis na i mozart no mi imposer an'i badboy fa i badboy manokana..
Heu...Dia raha mbô tafiditra amin'ny lé henoiny anie 'zany dia tsy very fotoana nivavaka, fa raha 'tany tsy henoiny dia ahoana? :roll: :roll:
6. pissoa
(
27/04/2008 21:03)
Andriamanitra ve tsy maheno tsy fidiny ao foana na dia tsy te hihaino aza :-D :-D :-D :-D :-D
7. ikaretsaka
(
27/04/2008 23:11)
Rakaroka> pissoa> izy ange mihaino e.. fa izay fantany fa metimety sy hitany fa mahasoa an'ilay "mpivavaka" no ataony
Amiko ny fandraisako azy dia ataoko fanoharana tsotsotra hoe ohatran'ny mihaino mozika ihany io dia samy mandefa ny mozikany aby ny mozisianina, samy mivarotra ny cd sns... aminao... ... dia ianao no mandahatra ny heo tsy mbola fotoanan'ny jazz izao fa classic lo no tiako henoina, izoa ndray reggae, izoa jazz @ zay....
tahakatahakan'iznay io fa saingy plus complicated kokoa @ le hoe izy Atra

8. ikotoleta
(
27/04/2008 23:28)
badboy:
Izay fivavahana atao rehetra ve de tafita any @ A/tra?? De @ fomba ahoana no hahafantarana hoe nivaly ilay vavaka ka A/tra no namaly???
Ary ny vavaka asandratry ny malagasy ve, raha toa ka tena tonga any, tena sur oe tonga any aminy @ teny gasy sa @ teny hebreo rehefa avy avadiky ny interprète??? :roll: :roll: :roll:
nde ivavaka nga elà
9. ni81
(
28/04/2008 05:47)
Ny vavaka rehetra atao dia henon'Atra avokoa. Misy anefa ny mahazo valiny, satria mahasoa anao, misy koa ny tsy mivaly eo no ho eo fa maharitra ela tokoa, ary misy aza ny tsy mivaly mihitsy. Arakaraka ny fanaovana fanandramana no ahitana azy io. Arakaraka ny finoanao koa io, satria misy mangataka dia tonga dia efa manome valiny sahady koa hoe: atao aloha fa izany ve dia ho tanteraka e ! Izaho aloha dia tena efa nahita fanandramana maro t@ alalan'ny vavaka, ary nisy vavaka nataoko fa tsy nivaly raha tsy efa 20taona taty aoriana. Noho izany dia mila faharetana ny zavatra rehetra.
10. andya
(
28/04/2008 10:29)
Andriamanitra dia mahalala izay mahasoa ny olony ary ny lalam-piainantsika dia efa voasoratra ka izay mahasoa anao ihany no omeny anao ary ny zavatra ataony dia tsy hotakatrintsika fa mila miresaka (mivavaka) foana isika dia hoy koa izy hoe sambatra izay mino nefa tsy mbola mahita dia mazotoa foana mivavaka fa aza miandry valiny foana fa henony sy fantany daholo izay teneninao na tsy miloa-bava akory aza ianao dia efa fantany.
11. dziana
(
28/04/2008 10:44)
Marina fa mpamaly vavaka A/tra nefa tsy izay rehetra angatahinsika dia omeny avokoa.Izay heveriny fa mahasoa an'ilay nangataka no omeny.Matoa koa anefa tsy mivaly ny vavaka dia tsy hoe tsy mpamaly vavaka Izy fa misy zavatra ataonao tsy mbola mahafapo Azy ary tiany mbola hitodika aminy kokoa isika.Matetika isika ao anatin'ny zava tsarotra vao mahatsiaro Azy fa rehefa mandeha ny fiainana dia samy variana.Mila mahatsiaro AZy foana anefa isika ary mila mihaino Azy; tsy manao foana hoe "Omeo".Izy koa mamgataka amintsika fa isika no matetika tsy mihaino izay mba angatahiny.Ny mivavaka dia tsy mangataka fotsiny fa mihaino koa dia manatateraka
12. Ilo
(
28/04/2008 11:32)
Rom 8 : 26 : "Ary toy izany koa, ny Fanahy no mamonjy ny fahalementsika: fa tsy fantatsika izay vavaka tokony hataontsika; fa ny Fanahy no mifona amin'ny fitarainana tsy azo tononina."
13. ikaretsaka
(
28/04/2008 14:08)
Ilo:
Rom 8 : 26 : "Ary toy izany koa, ny Fanahy no mamonjy ny fahalementsika: fa tsy fantatsika izay vavaka tokony hataontsika; fa ny Fanahy no mifona amin'ny fitarainana tsy azo tononina."
le mitsimpona sy manao pli vava soratra masina ve izany no poinsa?
8)
14. MAVITRIKATAX
(
28/04/2008 15:34)
Manao ahoana daholo e!
Tsy misy diso ny voalazanareo rehetra fa izao misy tenin'Andriamanitra milaza hoe : "NY TANAN'IJEHOVAH TSY FOHY FA MAHAVONJY ARY NY SOFINY TSY LALONDALOVANA FA MAHARE FA NY HELOKANTSIKA NO MANAKANA NY VAVAK'ATAONTSIKA" jereo isaia 59/1 ary izao no tadidio an'Andriamanitra avokoa ny zavatra rehetra ka azony omeny antsika raha toa ka mahatoky Azy antsika fa mila mianatra mandeha miaraka aminy ary mila mahatoky Azy hatrany.
Veloma dia mahereza daholo !

15. Ilo
(
29/04/2008 10:31)
le mitsimpona sy manao pli vava soratra masina ve izany no poinsa?
Tsy hoe mitsimpona sy manao pli vava soratra masina akory fa ny tiako ambara dia tsy misy ny vavaka tonga lafatra fa ny fanahy masina no mifona ho antsika @ fitarainana tsy azo tononina mba hamonjena izany fahalementsika izany.
16. Ilo
(
29/04/2008 10:45)
Ny valin-tenin'A/tra @ vavaka fangatahana dia mety ho Eny, Tsia na Andraso fa Izy dia mihaino ny vavaka, na dia mbola tsy niteny aza ianao fa Izy mahalala ny ao am-pon'ny tsirairay. Ka fantany foana na tena mivavaka @ fo tokoa isika na mihatsaravelatsihy fotsiny.
Lioka 20:47 "...ary mandany ny tranon'ny mpitondratena sy manao vavaka lavareny mba ho fiolahana; ireo dia hahazo fahamelohana mafimafy kokoa."

17. niryna
(
29/04/2008 15:13)
misaotra ry Ilo ,dziana,Andya ary ni81 .Mitombona avokoa ireo teneninanareo ireo.
Ny tsara ho fantatra aloha raha mivavaka isika dia ny finoana an'ilay ray hivavahana no voalohany indrindra,ny finoana fa nomeny antsika ny Zanany lahitokana mba hamonjy ny fanahintsika ,ny finoana fa maty tokoa i kristy ,ary nitsangana tamin'ny maty tokoa.Ary ny fanekena Azy ho tompo sy Mpanavotra antsika amin'ny fiainana.MIno izany aloha,ary dia miaiky ihany koa fa olo-meloka,tsy mendrika hiantso ny anarany akory,mangataka aminy ny famelankeloka izay ratsy rehetra natao,ary mangataka aminy ihany koa ny famelankeloka ireo izay nanao ratsy tamintsika sy nataontsika .Tena mino an'izany ary tena mino koa fa voadiony avokoa ny ratsy rehetra (ny ran'i kristy no nanadio antsika ny fahotantsika).
Na inona na inona zavatra angatahintsika ka atao amin'ny Anaran'i kristy dia izy no hihaino,ny fanahiny no hitondra azy any amin'ny rainy,ary raha mino isika dia efa nomeny sahady ny valimbavaka.
Araka ny tenin'ny namana rehetra dia tsy ny sitrapontsika no omeny fa izay mahasoa antsika sy izay efa nifanaraka ny lalana nomeny antsika.Minoa fotsiny ihany ary ataovy daholo ireo fanandramana ireo fa ho hitanao ny vokany .mahereza e

18. fijo
(
29/04/2008 22:47)
raha nisy tonga any,efa nilamin aizao tontolo izao.fa tsy misy mihaino ,matoa mbola toa izao isika.
19. naritsimba
(
30/04/2008 05:27)
9 Koa amin'izany mivavaha toy izao hianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao.
10 Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
11 Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.
12 Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay.
13 Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin'ny ratsy.
14 Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra.
15 Fa raha tsy mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo.
16 Ary raha mifady hanina hianareo, aza mety ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy, izay malahelo tarehy; fa mampisotisoty ny tavany izy mba ho hitan'ny olona fa mifady. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
17 Fa hianao kosa, raha mifady hanina, dia hosory ny lohanao, ary sasao ny tavanao,
18 mba tsy ho hitan'ny olona fa mifady, fa ho hitan'ny Rainao, Izay ao amin'ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina, no hamaly anao.
19 Aza mihary harena ho anareo ety an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra manamitrano sy mangalatra.
20 Fa miharia harena ho anareo any an-danitra, izay tsy misy kalalao na harafesina manimba, sady tsy misy mpangalatra manamitrano na mangalatra.
21 Fa izay itoeran'ny harenao, dia ho any koa ny fonao.
MATIO 6 Mazava angamba io voalaza io.

20. Ilo
(
30/04/2008 08:10)
raha nisy tonga any,efa nilamin aizao tontolo izao.fa tsy misy mihaino ,matoa mbola toa izao isika.
I Kor 15:19 \"Raha amin\'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an\'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika.\"