Fivavahana tahaky ny ahoana no tonga any ampototsofon'A/tra?

21. Ilo ( 30/04/2008 08:56)
raha nisy tonga any,efa nilamin aizao tontolo izao.fa tsy misy mihaino ,matoa mbola toa izao isika.

I Kor 15:19 \"Raha amin\'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an\'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika.\"
22. ikaretsaka ( 30/04/2008 17:12)
izao sy ny any ankoatra hono

aza adino ilay heo koty koa izao fiainana izao.. amin'io teny io.. dia koty koa ilay fiainan-ko avy an...
23. fijo ( 30/04/2008 20:46)
eo indriindra le be mpanonofy .ka tsy mahit aintsony ny eto fa avy dia ny ary???
24. xxx ( 10/05/2008 14:04)
badboy [ Valio ] 27-04-2008 19:32:35
Lohateny : Fivavahana tahaky ny ahoana no tonga any ampototsofon'A/tra?
Izay fivavahana atao rehetra ve de tafita any @ A/tra?? De @ fomba ahoana no hahafantarana hoe nivaly ilay vavaka ka A/tra no namaly???

ie
refa misy miracle :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1174