Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo
(
30/04/2008 21:50)
olana kely be
resaka finoana no ataontsika eto.ary tena miroborobo tokoa ity dinika iray ity.
misy zavatra tsapako anefa amin'ny namana katolika eto amin'ny forum eto.
raha miserasera eto isika,dia matetika mandr...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:51
Belami
(
30/04/2008 20:57)
Mitoraka @ kapa
Iza aminareo no karazan'olona le nanahirana be reny t@ mbola kely ka raha sendra narary dia tsy mety mihinana fanafody fa enjehina, misy aza vao mahita le olona manantona hanome fanafody de [b]mitorak...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 15:11
kiadi
(
30/04/2008 20:06)
ty indray fa nisy eritreritra sendra nandalo!
resaka xxx ihany!manin moa raha ohatra ka azo atao ko ny manao xxx refa mitsikera sary,na koa oe refa mametraka sary de atao xxx fa tsy mipoitra ny anarana?
amizay mijery sary fotsiny de samy maminav...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 06/05/2008 13:28
ratonga
(
30/04/2008 19:24)
Bodo: Izaho sy neny
http://www.dailymotion.com/flash/dmplayer/loader.swf?rev=1198003828&uid=dc7f618dca286b981087e969001600cf&lang=fr&preview=http%3A%2F%2Fak.static.dailymotion.com%2Fdyn%2Fpreview%2F320x240%2F6596184.jpg%...
tohiny
novalian'i melody ny 01/05/2008 16:41
endrika01
(
30/04/2008 18:33)
NY PENTEKÔSTA(Pentecôte)
Miarahaba ny namana tsirairay avy!Dia mirary fetin\'ny Pentekôsta.Mila ny fanampian\'ny namana!Iza amin\'ireto zavatra telo voalaza ireto no tena hamaritana ny atao hoe pentecôte é---fankalazana an...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/05/2008 12:31
endrika01
(
30/04/2008 18:07)
NY RAZANA!!!
Mba lasa dia lasa ho\'aho ny saiko hoe:Mba iza no namorona io teny io hoe RAZANA io,teny fohy nefa mamparikoditra ihany koa ny mandré na ny miresaka azy!!!...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2008 14:27
xxx
(
30/04/2008 16:11)
brrrrrrrrrrrrrrrRRRRRRRR
fahasalama ve ny mangetotra?...
tohiny
novalian'i Bigma ny 14/05/2008 13:03
nofy74
(
30/04/2008 15:56)
Ny TOAKA
Toa malaza mahery misotro toaka hono isika Gasy ?
Marina ve zany ?...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/05/2008 07:47
nygasysoafifameno
(
30/04/2008 14:43)
Madagasikara Manentana ny kolontsaina ho fampivoarana
MIARAHABA MIANTSO MANASA anareo Malagasy eto Madagasikara na aty ivelany mba hamangy amaky ny site
http://www.madagascar-animation-culturelle.net
Mila aina vaovao hay fijery fandinika fitondrana f...
tohiny
novalian'i kantolalaina ny 08/02/2009 07:24
ikotoleta
(
30/04/2008 13:01)
tarta vokazo
Zavatra ilaina:
-pate brise
-atody 4
-siramamy
-creme 20cl
-vokazo votetika
Fitaovana:
-vilia bol
-fikapoana, forsety
-moule boribory
-laforo
Fanovana azy:
Afanaina 150° ny laforo
Ve...
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 09:48
tsiambaratelo
(
30/04/2008 11:55)
RAHA MAHAFANTATRA Ô !
Tovolahy roa sy tovovavy roa,no hasain\'ingahibe Rangory isankerin\'andro.Hanomanany lalao hafakely hijereny ny fahaizan\'ireto zatovo mandresy lahatra!Nalahatrany mahitsy ireto zatovo,ary indro eny a...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 03/05/2008 11:26
xxx
(
30/04/2008 10:48)
Mal-aimé
Fa zao le zava-misy, henoy tsara fa tantara izy ity::::
Miaraka hono zah sy i ....., efa ho 2 mois eo ho eo angamba izay, hono hoy aho satria, tsy haiko intsony ny famaritana ny hoe miaraka, efa n...
tohiny
novalian'i foosa ny 18/06/2008 10:19
rakapy
(
30/04/2008 08:20)
Ireo mpitory ihany no nanimba ny hasin'ny baiboly
Notoriana sy novakina ary nodradradraina eran-tany sy ny elakela-trano , gazety, internet eny na any @ toerana tsy tokony hitoriana azy aza dia ahitana ny teny avy @ baiboly. Natao toy ny tracte sy...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:53
Jeankely
(
30/04/2008 06:00)
Politika ve izany midika resaka adala sa mpanamoly ?
Na voalaza fa manao ny tsy mety aza ny mpitondra Malagasy araka ny fijerin'izay tsy mankatoa dia mihevitra kosa reo fa manao ary mihezaka ny hampandroso. Tsy mety kosa anefa ny mitsara tena ary izay a...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 01/05/2008 01:09
xxx
(
30/04/2008 04:06)
FAdio ny mividy Vista
Tena tsy mamely rey olona ny windows vista, fa aza mividy mihintsy aloha hatreto an. Indrindra raha ny fitaovana ao aminao na ny zavatra ananao teo aloha mandeha amin'ny XP sy ny midina. Tena tsy fant...
tohiny
novalian'i Kwasi ny 02/05/2008 19:00
ainaheri
(
29/04/2008 22:13)
Namana vaovao
Misy namana vao² tsy latsaky ny 10 no misoratra anarana isan'andro,ra tena vao² marina mou maninn..........................
tohiny
novalian'i ainaheri ny 02/05/2008 04:59
tlay
(
29/04/2008 22:03)
zavatra vita gasy
hono oa, tsika gasy maninona no manaratsy ny zavatra vita gasy iany e! ohatra oeeee, kiraro vita gasy be tssss, alika gasy be, nefany anie hotrany makafy mofogasy doly e!!!! :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i mangabe ny 09/07/2008 17:07
xxx
(
29/04/2008 21:11)
vonjeo!!!!
Lelafiko anie hataoko madio ny faladianao
Tsetsafiko anie izay azo tsetsafina rehetra eny aminao
Mandadilady e! mba azafady e!
mila fofombady!!
vonjeo!!!! vonjeo!!!
xxx@mitady_olotiana.org!
tess...
tohiny
novalian'i kiadi ny 03/05/2008 23:39
lazounet
(
29/04/2008 21:07)
Eritreritra mandreraka
Nitady aho ka nitady! Nikaroka aho ka nikaroka! Nangady aho ka nangady! Niava aho ka niava ... fa hatramin'izao dia tena tsy azoko mihitsy ré ray vahoaka... Maninona i MADAGASIKARA no antsoinareo hoe...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 21:26
ikotoleta
(
29/04/2008 20:17)
@volana mai
aongatsika ny kofboay be taboara sady porofotsika fa ny firaisankina no hery
:arrow: manome bizoroka i milaibe daoly :!: :!:
raikitra zany?...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 03/05/2008 11:27
