olana kely be

1. fijo ( 30/04/2008 21:50)
resaka finoana no ataontsika eto.ary tena miroborobo tokoa ity dinika iray ity.
misy zavatra tsapako anefa amin'ny namana katolika eto amin'ny forum eto.
raha miserasera eto isika,dia matetika mandray anjara (ary isaorana azy ireo izany )ry fody ,ika ary ry hery.ary dia milaza matetika hoe ny katolika dia toa izao sy izao.*(tsy laviko koa izay)
fa ny olana kely be dia izao,ry zalahy ireo dia olona nianatra sy nandalina ilay finoany.ka matetika dia manadino,fa ny mpino katolika rehetra anie tsy nandalina azy io e.hany ka lasa ilay fitenenana indraindray hoe mpisandoka sns.

ka hoy aho hoe mba tsinjovy ry zalahy ny sasany tsy nandalina toa anareo an.
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:51
2. pissoa ( 30/04/2008 22:00)
:-D :-D :-D

Tamin'ny mbola vao 6 taona izahay dia efa nampianarina Ave Maria :-D
3. ikaretsaka ( 30/04/2008 22:12)
fijo:

resaka finoana no ataontsika eto.ary tena miroborobo tokoa ity dinika iray ity.
misy zavatra tsapako anefa amin'ny namana katolika eto amin'ny forum eto.
raha miserasera eto isika,dia matetika mandray anjara (ary isaorana azy ireo izany )ry fody ,ika ary ry hery.ary dia milaza matetika hoe ny katolika dia toa izao sy izao.*(tsy laviko koa izay)
fa ny olana kely be dia izao,ry zalahy ireo dia olona nianatra sy nandalina ilay finoany.ka matetika dia manadino,fa ny mpino katolika rehetra anie tsy nandalina azy io e.hany ka lasa ilay fitenenana indraindray hoe mpisandoka sns.

ka hoy aho hoe mba tsinjovy ry zalahy ny sasany tsy nandalina toa anareo an.



raha tena katolika hoe devot ilay olona dia mandala ary mahalala ny inoany aby ka...
misy anefa koa le katolikalika foana... :wink: ary ireny no anaovanay le hoe "ny katolika dia toy izao sy toy izao"
4. kiadi ( 30/04/2008 22:46)
io indray i pissoa sy fijo! :-D :-D :-D :-D
5. ikaretsaka ( 30/04/2008 23:01)
marina kosa ny an'i pipiso kle
6. LazaDaddy ( 30/04/2008 23:17)
fijo> io resaka naroson'ise io dia tsy amin'ny finoana Katolika Romanina ihany fa mitranga matetika amin'ny mpino Kristianina rehetra koa.

Ny "olana kely be" (raha azo atao hoe olana) amiko dia ny tsy fahaizana mihaino sy mijery hoe aiza ho aiza ny misy ahy, sy aiza ho aiza ny misy ireto namako. Ny finoana dia toy ny "hazakazaka" ka samy manana ny hafainganam-pandehany ny tsirairay. Ankoatr'izay dia ao koa ireo vao manomboka, misy ny efa akaiky ho tonga, misy eo an-tenantenany, ary misy mivily na diso lalana .... Ny zava-dehibe indrindra dia hoe eo an-dalana ny olona iray fa tsy diso lalana. Tsy misy lanjany mihitsy ny hoe haingam-pandeha izy sa miadam-pandeha satria samy mahazo loka, tsy vokatr'ilay hazakazaka fa vokatry ny famindram-pon'Andriamanitra, izay tsy diso lalana.

Ny tsy fahafantarana hoe aiza ho aiza amin'ireo dingana ireo ny misy ahy sy ny namako matetika no miteraka "fitsarana ivelany". Ilaina faharetana sy fitiavana ary fanetre-tena lehibe izany, izay indrisy fa vitsy dia vitsy ny mpino manana an'ireo toetra ireo.
7. ikaretsaka ( 01/05/2008 00:09)
ny tena gravy amin'io ry zalahy dia ireo olona efa teo @ le "lalana" no nivily lalana fa tratran'ny "panneau fosika" hoe aty ny raccourci..
izya no ilaina ilay hoe ianarana azy sy hanazavana ny hoe "izahay dia toy izoa sy toy izao" fa tsy hoe iny ny lalana eeeeeee alefaso.....
8. dadabe ( 01/05/2008 02:04)
dia ny tsy katolika ahoana ? :°) :°)
9. ikaretsaka ( 01/05/2008 13:55)
ahoana ahoana?
rafaka mandeha tohatohabato sy elakelatrano lavitry ny arabe ialahy raha hitan'ialahy ny lalana ka :wink:
10. cutie ( 01/05/2008 14:05)
raha tena katolika hoe devot ilay olona dia mandala ary mahalala ny inoany aby ka...
misy anefa koa le katolikalika foana... ary ireny no anaovanay le hoe "ny katolika dia toy izao sy toy izao"

tsy mazava :roll:
11. ikaretsaka ( 01/05/2008 15:14)
manontania ange i cutie tena @ hoe
ahoanana ny maha vehivavy ny olona tsy misy fivaviana e
dia tahakan'izay
12. pissoa ( 01/05/2008 15:47)
=)) =)) =))
13. cutie ( 01/05/2008 15:54)
Voalaza teo :
raha tena katolika hoe devot ilay olona dia mandala ary mahalala ny inoany aby ka...
misy anefa koa le katolikalika foana... ary ireny no anaovanay le hoe "ny katolika dia toy izao sy toy izao"


ika
ny finoana katolika ihany nga no misy eto an-tany?
14. pissoa ( 01/05/2008 16:03)
:-D :-D :-D :-D :-D
15. ikaretsaka ( 01/05/2008 17:24)
tsy hitako ny ifandraisan'ilay fanontaniana @ le sujet!

centre sy carde @ katolika ange le sujet e..

raha te hanao hoe tsy ny katolika irery ny finoana eto an-tany ianao ka te hiresadresaka momba izay isika dia mamorona sujet hafa! sa?


16. cutie ( 01/05/2008 18:25)
ika
ka zay ny fandraisako an'io koa :-D :-D :-D
17. ikaretsaka ( 01/05/2008 18:29)
ka tsy nhy fandraisanao azy ange no mikaonty fa ny fifandraikan'ilay sujet e
18. cutie ( 01/05/2008 18:30)
ka zany ny antony nilazako we tsy mazava e :-D :-D :-D :-D
19. ikaretsaka ( 01/05/2008 18:34)
cutie:

ka zany ny antony nilazako we tsy mazava e :-D :-D :-D :-D


ianao ihany no toa minia tsy mampazava azy ko
20. pissoa ( 01/05/2008 19:31)
Grave be ny fomba fandraisan'i cutie izay voasoratra kle ! :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1621