olana kely be

21. fijo ( 01/05/2008 21:14)
ika an,ny filazana sy ny fahatsapako ny fahamaroan'ny toa ity mihintsy no nahatonga ahy hanao ity resaka ity.
:"misy anefa koa le katolikalika foana."
mety nampianarina ave maria izy vao 6 taona,fa ankoatra izay dia maro ny zavatra tsy azony akory rehefa resahina.

ny protesy izao be no miteny foana hoe "hoy ny baiboly"ny baiboly dia efa nilaza fa.."
tany mahajanga indray ny akama kato dia tsy ny baiboly no ataony fototra fa mopera."mopera efa niteny fa ...hoy mopera hoe....."izany hoe tsy mila fandinihana intsony fa hoy mopera hoe dia vita.
22. cutie ( 01/05/2008 21:17)
na we papa we de vita =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. fijo ( 01/05/2008 21:18)
hihi hi bedy eo ndry
24. cutie ( 01/05/2008 21:20)
:-D :-D :-D :-D :-D
25. fijo ( 01/05/2008 21:23)
ary mety hovoarangotry ny saka
26. cutie ( 01/05/2008 21:25)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
efa haiko alou le valin'ny le fanontaniana ry fijo
tapaka mitsy ny tsinaiko :-D :-D :-D :-D :-D :wink:
27. fijo ( 01/05/2008 21:30)
tandremo ihanyfa mandrangotra be ny saka
28. cutie ( 01/05/2008 21:34)
za nga matahotra :-D :-D :-D :-D
29. fijo ( 01/05/2008 21:35)
hummmm sao maratra eo ko
30. cutie ( 01/05/2008 21:37)
rangotra saka ve de handratra :-D
31. pissoa ( 01/05/2008 21:38)
fijo:

ika an,ny filazana sy ny fahatsapako ny fahamaroan'ny toa ity mihintsy no nahatonga ahy hanao ity resaka ity.
:"misy anefa koa le katolikalika foana."
mety nampianarina ave maria izy vao 6 taona,fa ankoatra izay dia maro ny zavatra tsy azony akory rehefa resahina.

Maninona hoa raha mba tonga dia mitsotra rehefa miresaka e ? =)) =)) =))
32. ikaretsaka ( 01/05/2008 21:39)
fijo:

ika an,ny filazana sy ny fahatsapako ny fahamaroan'ny toa ity mihintsy no nahatonga ahy hanao ity resaka ity.
:"misy anefa koa le katolikalika foana."
mety nampianarina ave maria izy vao 6 taona,fa ankoatra izay dia maro ny zavatra tsy azony akory rehefa resahina.

ny protesy izao be no miteny foana hoe "hoy ny baiboly"ny baiboly dia efa nilaza fa.."
tany mahajanga indray ny akama kato dia tsy ny baiboly no ataony fototra fa mopera."mopera efa niteny fa ...hoy mopera hoe....."izany hoe tsy mila fandinihana intsony fa hoy mopera hoe dia vita.

ka io mihitsy ange no mahatonga le resaka eto sy mahatonga anay sy ry fody sy ry hery sy ry pissoa sns.... hanazava e le hoe tsy mivavaka @ sary vongana izany e, tsy ampy ahalalana ny momban'andriamanitra rehetra raha baiboly fotsiny e, tsy fomba kristianina ny pli vava e, ny Ave maria e, ny karemy e, sns....

au lieu de le manao pli vava fotsiny

33. cutie ( 01/05/2008 21:41)

ka na hanazava impolo amanjato eo nga ho foana mitsy ny filazana fa mivavaka @ sary ny katolika :-D :-D :-D :-D :-D
34. fijo ( 01/05/2008 21:41)
azoko mihintsy le fanazavanareo.fa ny olan awa dia maro ny mpino,izay mino,nefa tsy mahazo izany akory,anyle olana.
35. cutie ( 01/05/2008 21:43)
fijo [ Valio ] 01-05-2008 23:41:21
Lohateny : Re : olana kely be
azoko mihintsy le fanazavanareo.fa ny olan awa dia maro ny mpino,izay mino,nefa tsy mahazo izany akory,anyle olana.

fijo
fa nga voatery hitovy koa ny finoana e :wink:
36. fijo ( 01/05/2008 21:48)
tsy voatery,fa tokony hoay tsara kosa ny hinoana
37. ravakamalala ( 01/05/2008 21:49)
za zao hitsotra :
taloha nahafinaritra ny niditra tato amin ity dinika finoana sy fivavahana ity, satria na dia ataoko aza hoe samihafa ny finoan'ny namana rehetra eto, dia samy mahita izay tandrify azy ny tsirairay, ny te hianatra mianatra, ny te hanamafy ny finoany manamafy ny finoany, ny te hitory , mitory, dia samy mandray izay tandrifiny, tsy misy arakaraka, fa tato ho ato dia manomboka misy zavatra mankaleo be, satria misy olona mampiseho ny talentany amin ny lafiny fanenjehana, sy fitsikerana maimaim-poana, ary tena tsy mitombina fa hita hoe filam-banona tsotra izao.
"stérile" ilay ady hevitra, tena tsy mitondra mankaiza

sady ny tena mahagaga ahy dia ity e : "ahoan' ny vezetariana inona ny hena na mafy na malemy, na mamy na masira, izy aza efa milaza sy manambara fa tsy tia hena"
38. cutie ( 01/05/2008 21:51)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-05-2008 23:48:23
Lohateny : Re : olana kely be
tsy voatery,fa tokony hoay tsara kosa ny hinoana

ka ry zareo kato efa milaza fa mandalina sy mahay ze inoany koa :-D
39. fijo ( 01/05/2008 21:52)
fa ngah akosa rehefa tsy mihina adi atsy hafaka milaza ny heviny????ny tsy mahay milalao baolina izany tsy tokony hijery baolina????
40. cutie ( 01/05/2008 21:54)
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.149