olana kely be
42. ikaretsaka
(
01/05/2008 22:33)
fijo:
fa ngah akosa rehefa tsy mihina adi atsy hafaka milaza ny heviny????ny tsy mahay milalao baolina izany tsy tokony hijery baolina????
izay mantsy.. zahay izaho tsy mahita laoniny @ izay foot fa rehefa resy i barsalonina de faly
:-D
44. lapino
(
01/05/2008 23:20)
ravakamalala:
sady ny tena mahagaga ahy dia ity e : "ahoan' ny vezetariana inona ny hena na mafy na malemy, na mamy na masira, izy aza efa milaza sy manambara fa tsy tia hena"
hanaovany fake hena avy amin'ny soja :b
47. ravakamalala
(
02/05/2008 16:08)
Misy olona tena sarotra anazavana resaka an! ary tsy hoe tsy izaho no tsy mahay manazava satria misy mahazo ihany ilay tiako tenenina! :-D :-D :-D
atao akory e!
atao akory e!
48. xxx
(
02/05/2008 16:14)
lapino:
sady ny tena mahagaga ahy dia ity e : "ahoan' ny vezetariana inona ny hena na mafy na malemy, na mamy na masira, izy aza efa milaza sy manambara fa tsy tia hena"
hanaovany fake hena avy amin'ny soja :b
:twisted: :twisted: :twisted:
:-D :-D :-D :-D :-D
49. Veloo
(
02/05/2008 16:15)
cutie [ Valio ] 02-05-2008 01:22:07:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : olana kely be
Voalaza teo :
hanaovany fake hena avy amin'ny soja :b
orera
tongava aty fa hanaovaka orera njy dia tonga dia tian-njy beuuu avy eo :-D :-D
