Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
unicam
(
05/05/2008 11:13)
samy bandy!!!
za zany maita fa milay kou ny fitiavana entre na bandy samy bandy eh!itako fa tsisy maharatsy azay!
mahafinaritra ery ny mahita an-dry zalahy eny an_dalana zany saingy izy tsy de sahy mifampitantana ...
tohiny
novalian'i kyel ny 02/08/2017 20:59
rajoelina
(
05/05/2008 08:48)
tena tsy hitako zay hatao ra vao we gasy le ol
Misy joba gasy mitady hiditra amiko, kanefa izaho tsy afaka intsony amzany.
Efa mietsiketsika ihany anefa ny tena fa tsy hitako ntsony zay hatao aminy, na hametrahana azy, sahalany we mahamenatra ko...
tohiny
novalian'i Belami ny 13/05/2008 23:10
saranga
(
05/05/2008 08:32)
Hay ve mahay mihaino ihany Ravalo e
Efa hitan-dRavalo fa miharatsy ny resaka politika dia mba nihaino ny feon'ny sasany ihany izy, hay ve mahay matahotra ihany ilay ranamana e ! fa izao ireo mpisolelaka sy fanao tohatra fiakarana mba ma...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2008 00:54
rajoelina
(
05/05/2008 07:53)
EURO'08
Allez les bleus!
Maka Frantsay zah, @ (l)
ary elisany?...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 08/05/2008 06:52
sytl
(
05/05/2008 07:12)
maloto etsy ,maloto eroa!
slt dôly!asa na aôna fa de betsaka mits reo olona manana alika tena mandoto ny bozaka aman'ahitra @ zao,tsy misy zava maitso mba azo aleha tsony fa mitsingitsingina refa mba sendra mandé eny,tsy mi...
tohiny
novalian'i letmi ny 04/12/2008 12:55
ainaheri
(
05/05/2008 03:12)
Clavier-nao io
Araka ny tatitra azo d betsaka amitsika pampiasa ordi no tsy manadio ny clavier-ny,ary tena manangona microbes faran'izay tsy izy ny clavier,satria ny tanana avy tetsy sy avy tery d eo doli,mba ezao s...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/05/2008 04:23
Xp
(
04/05/2008 22:12)
respect fankatoavana
Firenena iza no manana respect ho an'i Gasikara?...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/05/2008 13:17
ronaldo09
(
04/05/2008 20:09)
Ry Saoly fa ahoana ianao no manenjika ahy ????
Gaga ,hono, ny ato amin'ny serasera fa toa nivadika palitao i ronaldo ,tsotra tsy misy resaka fivadihana palitao eto fa teren'ny fahamarinana ka niala am'zavatra ratsy ,i Paoly anie ka mpamono Krist...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/05/2008 09:26
cccccc
(
04/05/2008 17:15)
vaovao be za
salama e
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i foosa ny 20/06/2008 08:18
ariel
(
04/05/2008 16:36)
resety gateau moka
mitady resety gateux moka gasy atao aniversaire sy lay fanaovana le creme otranilay any dago reny misaotra anareo...
tohiny
novalian'i ariel ny 07/05/2008 16:41
ni81
(
04/05/2008 16:19)
Mandrehitra "phare"
Any dago rehefa mifanena ny fiara anankiroa , ka te hanontany ny saofera hoe misy polisy na zandary any @ lalana any sa tsia; dia tonga dia mandrehitra "phare" ilay iray, ary valian' ilay iray @ fihet...
tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 09:54
badboy
(
04/05/2008 15:01)
Iza no manana tetikady hanovana???
Maro amintsika miserasera eto no milaza fa betsaka ny mila miova. Midika izany fa tia ny handray ny handraikiny ny tsirairay avy. Dia hoy aho hoe maninona moa raha tena atosika lavitra ilay demokrasi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2008 00:16
tslem
(
04/05/2008 13:02)
jereo eto
http://www.dailymotion.com/video/x5aqf2_laurent-baffie-et-son-central-dacha_fun
:-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 18/05/2008 08:10
tsiambaratelo
(
04/05/2008 13:02)
RAHA MAHAFANTATRA ô
Ndao njay ary hilalao e(lalao saina)
ANADAHY sy ANABAVY
Tafaresaka i Koto sy iZefa.
Hoy i Koto zahay mirahalahy avy betsaka raha hoarina
amin'ny isan'ny bavinay.Ny rahalahiko mit...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 18/05/2008 10:52
kayrah
(
04/05/2008 10:37)
fifandaminana é
sali,azavaiko @nao ny mahatonga ny dahalo sy ny vono olona etsy sy eroa eto @ tanana mila ho isan-andro ity fa ny fitiavan-tena no mahatonga izany retra zany.
ndrindra ny manan-katao,efa zatra manamb...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 04/05/2008 14:51
tslem
(
04/05/2008 09:15)
tsy ratsy an !
http://www.dailymotion.com/video/xpzsf_jaojoby-alima-live-festival-donia_music...
tohiny
novalian'i zandikely ny 04/05/2008 12:08
zandikely
(
03/05/2008 20:36)
Tokony ovana Madagascarois(e) ny hoe Malgache
Amin'ny teny frantsay rehefa hiteny ny vahoaka Malagasy dia antsoina hoe : Malgache. Amin'ny teny aglisy tsy misy olana koa ny hoe: MALAGASY PEOPLE.
Fa ity MALGACHE tsy tiako mihitsy!
Maninoa raha a...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2008 04:14
xxx
(
03/05/2008 17:11)
Antso
Fa nankaiza ka i Cazal no sy eto intsony?...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 05/05/2008 13:44
niryna
(
03/05/2008 17:11)
Tsy ampy torimaso sy ny vahaolana mety atao @ izany
Misy antony maro no mahatonga ny tsy fahampian-torimaso ,ny vokatra mety aterak'izany kanefa dia misy tokoa ny vahaolana mahomby azo atao ..
Inona no antony fantatrareo
Ny vokatra mety aterakany ny ...
tohiny
novalian'i jobamilay ny 04/08/2008 22:35
princesseN
(
03/05/2008 16:11)
tsisy namana vao2...!
f'angah kay r'zareo tsisy namana vao2 ntsony no ela b tsisy manoratra ato? :? sa misy fa ts makaty ntsony e!mb tinay ho fantatra nge nareo r'vao2 ra misy eh! :) ...
tohiny
novalian'i sonibi ny 28/08/2008 09:02
