vaovao be za

1. cccccc ( 04/05/2008 17:15)
salama e

Nahitsin'i hery
novalian'i foosa ny 20/06/2008 08:18
2. ainaheri ( 04/05/2008 17:36)
d faly mafatatra zany ee....ary mandraisa anjara @ zay azo raisina ato ary ee
3. cccccc ( 04/05/2008 17:40)
ok arye fa mboal mijerijery aloa o
4. Papoose ( 04/05/2008 18:26)
tonga shou!
5. yonikafopl ( 04/05/2008 19:38)
c..c..ccc ki?????
6. sylvain ( 04/05/2008 20:21)
d tonga soa é!d midira any @ lalina é!
7. milaibe ( 04/05/2008 20:51)
midira @ zay fa efa ela no nitazana ,sa mbola hiera @ dada sy neny ,efa voaloa ny ekolagy ka mazotoa e
8. tlay ( 04/05/2008 22:45)
aza sina fitazanana tsony fa tonga dia apireto zay azo apirehetina e!!! :-D :-D
9. ainaheri ( 05/05/2008 04:44)
Sô d manao prezatasio fotsiny d tsy ita refaveo klé :roll: :lol: :-D
10. hery ( 05/05/2008 05:07)
Dia ahoana no famaky an'ilay solonanarana :-)
sa moa soratana fotsiny marina...
11. fahamarinana ( 05/05/2008 08:02)
:arrow: ccccc célimène,mora tsaroana kosa!!! :) ,tongasoa zany dia bon serasera. (l)
12. ajnah ( 05/05/2008 10:13)
salut ry ccccccc a! de tonga soa e! atomboy ary ny resaka e!
13. kiadi ( 05/05/2008 10:25)
zay ainge de tsy namaly tsony marina i ccccc eh
14. preeni ( 09/05/2008 13:02)
Ny tonga tsy miarahaba hono naman'ny tezitra.
15. foosa ( 20/06/2008 08:18)
akory ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1512