Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zoky ( 06/05/2008 09:17)
TAFITA vo daingy!
http://www.youtube.com/watch?v=cX7NZyBamgI&feature=related... tohiny
Jeankely ( 06/05/2008 09:09)
Malagasy ao Frantsa sy Politika any Madagasikara
Aza adino fa saika avy ao Frantsa ny akamaroan'ny Ministra, na SG, DG, Directeurs nifanesy hatrany @'ny nahazoana fahaleovantena. Ary na misy niofana avy any @'ny tany hafa aza dia ny fomba fironana f... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/05/2008 23:17
notron ( 06/05/2008 09:06)
Feno ny kapoaka hoy ny Sefompokontany
Nanao valan-resaka ho an'ny mpanao gazety ny Sefokontany 192 eto Antananarivo Renivohitra ny Asabotsy lasa teo ka nilaza fa feno ny kapoaka satria tsy rarahian'ny Ben'ny Tanana, tsy nandray karama 5 v... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/05/2008 11:32
ikotoleta ( 06/05/2008 08:55)
toekarena gasy
:arrow: inona no atao ampekarana ny toekarena malagasy? :arrow: betsaka ve PIB @fambolena vary? 8O :o :lol: :x :oops: misokatra ny adihevitra ... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/07/2008 13:30
rajoelina ( 06/05/2008 07:38)
mapme be sady manapatsinay!!!
[b]TIM aty europe[/b] Tsy azoko koa zay antony hisiany politika gasy ao frantsa ao =)) =)) Mety ve ra misy [b]socialista na PP aty Madagascar[/b]??? ;-)... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/05/2008 00:56
rajoelina ( 06/05/2008 07:28)
Zao le tsy milay
Zah zany mitady an-le mpiara nianatra tamiko t@-ko t@ 2005-2006. Vazaha ity sipa ity, hianatra mpitsabo biby satry izy manana sovaly sady mirevy biby toiny alika, saka, bitro sns. Samy siantifika za... tohiny
Rakotofaly ( 06/05/2008 06:56)
Marary vavony (tohiny)
Misaotra anareo rehetra izay nanome torohevotra sns… e. Izaho ity anie vao avy tany @ Dr PASCAL (Colonel) ao @ Hopital GIRARD (HOMI) e, ho antsika izay mahalala azy (Sce GASTRO: inona moa no tena di... tohiny
novalian'i niryna ny 19/05/2008 02:47
zoky ( 06/05/2008 04:50)
Tapaka nen lery!...
tapaka nen lery , ny reflexe voalohany nataony dia ... http://www.madagascar-tribune.com/Une-femme-coupe-le-penis-de-son,6404.html... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/06/2008 05:38
ikotoleta ( 05/05/2008 21:08)
Kiche
:arrow: mitovy @tarta vonkazo fa saingy kosa: -solona sira ny siramamy -solona fromage rapé sy lardon voaendy ny vonkazo :arrow: mazoto omana daoly :D :) :( :? 8O 8) :x :P :twisted: ... tohiny
novalian'i ikotoleta ny 05/05/2008 22:18
rajoelina ( 05/05/2008 18:16)
sipa verijiny
Kôzy fa amzao ny 18taona tsisy virjiny intsony, raha tsy we le sipa faranzay tsy tiako ireny angamba. Any Mscar mety mino aho fa na dia 30ans aza mbola misy betsaka, fa eto Europa aloha dia sanat... tohiny
novalian'i xxx ny 24/08/2008 11:48
niryna ( 05/05/2008 17:38)
Tsy misy lalàna manohitra izany.
Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.[b]1 Jaona 1:9[/b] Mangataha, dia homena hianareo... tohiny
novalian'i niryna ny 17/05/2008 00:21
xxx ( 05/05/2008 17:19)
aza handefasana hafatra
Aza handefasana hafatra intsony aho ry zareo fa sady kamo mamaly hafatra no sahirana be mihitsy ah! mampalahelo fotsiny ilay hafatra tsy vaoavaly... misaotra mialoha ô! :wink: ;-) ... tohiny
koloina ( 05/05/2008 16:47)
iza no tena tsy foy sy tsy mety adino
hono hoa ry reto, raha @ bandy, iza no tena tsy foiny sy tsy mety adinony na hoe tena tiany?;: ilay sipa "première amour"-ny sa ilay no-"déflorer-ny" zany hoe ni dévierger-ny? raha @sika sipa mant... tohiny
novalian'i xxx ny 02/07/2008 12:43
hery ( 05/05/2008 16:13)
Antihery
Salama daholo, Sao misy namana hafa koa mandray hafatra hafahafa avy amin'izany Antihery izany? :-) Efa olona 3 izao no nitaraina mantsy. Hery... tohiny
novalian'i ANARIM ny 16/05/2008 14:34
sakaizakely ( 05/05/2008 15:56)
milaibe
[img]http://img180.imageshack.us/img180/1392/nxl3yzlhoe8.gif[/img]... tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 10:56
todisoa2 ( 05/05/2008 13:47)
bureau nanjavona
in n fika fa n matos kou ts mis zvt miseho ny bureau-kou?... tohiny
novalian'i fetrakens ny 26/09/2008 14:30
istraky ( 05/05/2008 12:39)
Soso-kevitra ho an'ny mpikarakara
Manahoana daholo, Ity mba misy soso-kevitra kely ho an'ny mpikarakara. Tsy mba mety ve raha atao miova isan-kerinandro na isam-bolana ilay hoe "Hira sy Tononkira" be mpitsidika. Satria tsy miova ... tohiny
novalian'i hery ny 05/05/2008 14:12
Fiononana ( 05/05/2008 12:19)
DADA ZILY
Mba mangataka hiran'ny Ny Ainga DADA ZILY... tohiny
karinah ( 05/05/2008 12:07)
JOYUEZ'ANNIV Puket!!!!
Bonne fète leisy e, de aza adino ihany koa ny anjara-gatoako ah!!! pleins de bonne choses, dia mazoto manao fety!(sans nous :lol: ), Joyeuz'anniv'!!!! :-* :-* :-* (l) :-* :-* :-* ... tohiny
novalian'i vale ny 08/05/2008 15:21
ari.malala ( 05/05/2008 11:21)
tsy manaonao fona ve?
I Jesoa talohan'ny niakarany any an-danitra nanafatra hoe manaova batemy ny olona rehetra amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina, nefa ireo apostoly refa nanao batemy d t@ anaran'i Jes... tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6993