Tapaka nen lery!...
1. zoky
(
06/05/2008 04:50)
tapaka nen lery , ny reflexe voalohany nataony dia ...
http://www.madagascar-tribune.com/Une-femme-coupe-le-penis-de-son,6404.html
http://www.madagascar-tribune.com/Une-femme-coupe-le-penis-de-son,6404.html
novalian'i endrika01 ny 18/06/2008 05:38
3. zoky
(
06/05/2008 09:13)
kiadi> :-D :-D :-D ela ty tena tsss, ny loza @ zao miseho gazety zao anie ra kiadi hitan sipa de mety ataon sipa fanao e, hehehe, mety hande indray ny kilaoty vy ho an mbandy ra zao no mitohy :-D :-D :-D
6. deratsiferana
(
06/05/2008 13:34)
raha ny azy no tapaka tsy maninona fa ny hamindra no tsy laitra
7. Jeankely
(
10/05/2008 05:24)
Mbola ho sendra ny misy nifiny mandidy sy manapaka fa misehova milay ihany.
9. endrika01
(
18/06/2008 05:38)
zoky:
tapaka nen lery , ny reflexe voalohany nataony dia ...
http://www.madagascar-tribune.com/Une-femme-coupe-le-penis-de-son,6404.html
Mba nampalahelo kosa lay rangahy,vady,raha lay bandy mpi-viole sipakely reny no tratran'io dia tena milay.