Tapaka nen lery!...

1. zoky ( 06/05/2008 04:50)
tapaka nen lery , ny reflexe voalohany nataony dia ...
http://www.madagascar-tribune.com/Une-femme-coupe-le-penis-de-son,6404.html
répondu par endrika01 le 18/06/2008 05:38
2. kiadi ( 06/05/2008 08:39)
loza!! voadidy fanindroany lery! :-D
3. zoky ( 06/05/2008 09:13)
kiadi> :-D :-D :-D ela ty tena tsss, ny loza @ zao miseho gazety zao anie ra kiadi hitan sipa de mety ataon sipa fanao e, hehehe, mety hande indray ny kilaoty vy ho an mbandy ra zao no mitohy :-D :-D :-D
4. kiadi ( 06/05/2008 11:19)
aleo hafenina ny antsy fa bory eo io ! :-D :-D :-D :-D
5. zoky ( 06/05/2008 11:31)
manjary simba ny fitaovam-piasana, lasa retraite anticipee :(
6. deratsiferana ( 06/05/2008 13:34)
raha ny azy no tapaka tsy maninona fa ny hamindra no tsy laitra
7. Jeankely ( 10/05/2008 05:24)
Mbola ho sendra ny misy nifiny mandidy sy manapaka fa misehova milay ihany.
8. miantsara ( 04/06/2008 08:26)
sad zai miseho maf eo nef reef sendra ny maf tsarakarakio akor
9. endrika01 ( 18/06/2008 05:38)
zoky:

tapaka nen lery , ny reflexe voalohany nataony dia ...
http://www.madagascar-tribune.com/Une-femme-coupe-le-penis-de-son,6404.html



Mba nampalahelo kosa lay rangahy,vady,raha lay bandy mpi-viole sipakely reny no tratran'io dia tena milay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1575