Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikotoleta
(
07/05/2008 15:49)
sms ny papa @ tanora
:arrow: oué l jmj c tro bi1 jte di ms grav lol...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/05/2008 22:58
lemenakely
(
07/05/2008 15:36)
Ny zavatra vita amerikanina no fiable sy mafy !
Raha ny fijeriko azy manokana dia ny zavatra vita amerikanina no mafy sy fiable na eo aza ny japoney sy ny européanina.
Oh: ny BOEING fotsiny dia efa taona marono nisiany mbola azo atao hoe mitàna...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 08/05/2008 08:15
Jeankely
(
07/05/2008 14:58)
Tsara mihintsy ho feno ny kapoakan'ny avy nisolelaka rehetra
Miditra milaza azy ho dadany ary milelaka tanteraka nohon'ny tsy mahazo tombony dia milaza feno kapoaka. Mendriaka ho an'izay voa izany. Fa inona no nihazona ny loha alohan'ny hidirana ? Sefompokotany...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/05/2008 09:22
Papi1967
(
07/05/2008 13:58)
Mba mila fiaraha-miasa e!
SAo mba misy manana ny tonon'ilay hiran'ny fifohazana hoe"Jesosy o! Indreto ny olonao"...
tohiny
ikotoleta
(
07/05/2008 13:36)
rajoelina
[quote=rajoelina]
De manarak'izany: elah wa aza mampiresaka be. fa mety faha8 koa elah??? :roll: :) :)
[/quote]
:arrow: Toriny elà any @ commune ary ve i za de mando vola? =)) =)) =)) =))
...
tohiny
novalian'i rajoelina ny 08/05/2008 07:29
stefa1
(
07/05/2008 12:24)
Tanigniako
Zay ny tanigniako ô
Zay ny tanigniako...
tohiny
novalian'i maresaka ny 07/05/2008 17:52
ankhy
(
07/05/2008 10:15)
ho an'ze manana e!
mbo mangataka tonony:
-Ianao io de Marion
-Adalam-pitia de Poopy
-Mahatsara zao de Shyn
Msotra betsaka e!...
tohiny
xxx
(
07/05/2008 09:56)
mbo tia tonokalo ve ny mpitsidika eto @ seraera?
mbo tia tonokalo ve ny mpitsidika eto @ seraera?...
tohiny
novalian'i Zozoro ny 25/08/2008 17:41
majesty
(
07/05/2008 08:34)
Mila malina isika ry zalahy !
Ny vehivavy foana no maro an'isa na dia hatrany am-piangonana aza,fa ny lehilahy saika ankavitsihana foana,dia mety ho azo eritreretina koa ve hoe any an-danitra dia ny mbola vehivavy no betsaka voavo...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 16:28
rajoelina
(
07/05/2008 07:18)
Baolina be aty Spain androany.
Ra @ ity resaka ity indray aloha de ny vaza no tena mpanalika, tsy mety hangina, makatsy sy makeroa... de mbola ampiana any Atoa ronaldo09 ihany!!!!!!!!!!
[b]Real Madrid - FC Barcelone[/b] androany...
tohiny
hasinoro
(
07/05/2008 06:30)
HIRA
manaona daholo !
Mba hangataka lay hiran'ny tarika christophe ratrema le oe " mihoatra lavitra noho ireny ianao ra mino sy mankato ny teny ...."
Izay mba manana
Misaotra mialoha tompoko...
tohiny
nirinata
(
07/05/2008 05:25)
visa touriste
possible v visa touriste afak ahazaona titre de séjour salarié ra manana contrat de travail refa tonga any paris?
misaotra e...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2008 20:17
dadabe
(
07/05/2008 02:52)
raikitra le
mariazy virtualy atsy ho atsy
ity ny liste:
1-dadabe + tess :wink:
2-kiadi + arimalala :lol:
3-faralah + veloo :°) :°)
4-ainaheri +.....
tohizo amizay zama aa
pounk kely j...
tohiny
novalian'i dadabe ny 18/05/2008 17:21
kiadi
(
06/05/2008 17:00)
ahona ny eritreritrareo amin'io?
asio resaka kely oe! anisany mahasitrana sida hono io eh!
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 07:47
majesty
(
06/05/2008 16:48)
Tena hainao marina ve Andriamanitra
Nahita an'ilay loha-hevitra nentin'i Badboy tatsy aloha tatsy dia nanokatra an'ity loha-hevitra ity:
Amin'ny fotoana ahafahanao manazava ny maha Atra an'Atra dia tsy Atra intsony izy izay; ny anton...
tohiny
novalian'i cutie ny 23/05/2008 21:56
badboy
(
06/05/2008 15:53)
Sady mahasosotra no mampihomehy!!
[b]Ankorondrano
Jiolahy tratra niaraka tamin'ny basy vita gasy
Voadaka teo amin'ny ankasarotany ka noraisim-potsiny ity jiolahy nikasa hanafika teratany vahiny teo Ankorondrano, ny alahady teo. Basy...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2008 23:28
ari.malala
(
06/05/2008 13:56)
Fanahy Masina iza?
T@ andro voalohany nitsanganan'i Jesoa ho velona dia niseho t@ mpianany izy ... ary nitsoka nanao hoe "raiso ny Fanahy Masina". Tato afara nefa rehefa miresaka am mpianany izy dia milaza foana hoe re...
tohiny
novalian'i jonah ny 13/05/2008 07:34
rajoelina
(
06/05/2008 12:33)
pachinot
http://es.youtube.com/watch?v=-gab2SRnFG4 :)...
tohiny
novalian'i Veloo ny 12/05/2008 16:18
dadabe
(
06/05/2008 09:39)
andao himeme hiaraka amiko
mimemeza 1 mn fotsiny d tsarovy zah , d manorata kely
de pounk kely jiaby aza klou e :roll: :wink: :wink: :°) :°)
[u]Jereo eto[/u]...
tohiny
novalian'i dadabe ny 18/05/2008 17:23
