sms ny papa @ tanora

1. ikotoleta ( 07/05/2008 15:49)
:arrow: oué l jmj c tro bi1 jte di ms grav lol
novalian'i cutie ny 19/05/2008 22:58
2. ikaretsaka ( 07/05/2008 16:10)
FilmE koa izay le
3. rijadolly ( 07/05/2008 16:16)
ikotoleta>>> Tsy azoko tsara le sms io.Mila pandika teny ééééé! :D
4. ikotoleta ( 07/05/2008 16:27)
:arrow: wé le pap c 5pa T cool jte kif tro lol. a12C4
5. xxx ( 07/05/2008 17:01)

Mba resaka serieux atao fa tsss
6. mignone ( 07/05/2008 17:02)
papa ikotoleta ve ? :-D
7. ikotoleta ( 07/05/2008 17:10)
xxx:


Mba resaka serieux atao fa tsss

:arrow: http://fr.news.yahoo.com/rtrs/20080507/tod-pape-australie-cb1d00a.html
8. Veloo ( 07/05/2008 17:49)
ho an'i Ikaretsaka io
9. ikaretsaka ( 07/05/2008 18:10)
za nga papa?
10. pissoa ( 07/05/2008 20:10)
:-D :-D :-D :-D :-D
11. ari.malala ( 08/05/2008 07:10)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D in no idiran'ika amle resaka tokoa? :-D :-D :-D :-D
12. ikotoleta ( 08/05/2008 09:25)
rijadolly:

ikotoleta>>> Tsy azoko tsara le sms io.Mila pandika teny ééééé! :D

:arrow: fa i elà ve mbola tsy naita sms any akizy e?
oué l jmj c tro bi1 jte di ms grav lol ny dikany zany oe:
ouais le JMJ c'est trop bien je te dis mais grave hahahahahahahaha
de ny dikany oe: wé le pap c 5pa T cool jte kif tro lol. a12C4
ouais le pape, c'est sympa, t'es cool, je te kiffe trop hahahahahahaha. A un de ces quatre
Ra te ianatra anizany i elà de manova msn de mitedava adiresy @ skyblog ny akizy
:arrow: :?: :idea: :°) 8-) :-P :{ :evil: ;-) :lol: 8O :D :) :?
13. Veloo ( 08/05/2008 13:24)
ikaretsaka [ Valio ] 07-05-2008 20:10:37
Lohateny : Re : sms ny papa @ tanora
za nga papa?


alohany mitsipotsipona sy tsy mahazo resaka sy mipetsopetsona ry Ika dia mba jereo tsara aloha.

Angaha tsy ande an'ny Sydney ndray? Ary mario tsara fa za namaly ilay jereo eton'i Ikotoleta..... :P

SMS papaux pour les Journées mondiales de la jeunesse de Sydney
14. rijadolly ( 08/05/2008 16:41)
taraiky be mitsy zay zany an! :oops: :oops: =)) =)) =)) =))
@ zao marina angamba raha vao mifakahita amin'namana dia lasa hoe [BéJiaiR] daoly a! na hoe SLT daoly an! =)) =)) =)) =)) =)) =))
Azafady fa HS be mitsiny za ry xxx a!
xxx:
Mba resaka serieux atao fa tsss
15. cutie ( 08/05/2008 19:06)
. Mpandefa : Veloo [ Valio ] 08-05-2008 15:24:22
Lohateny : Re : sms ny papa @ tanora
Voalaza teo :
ikaretsaka [ Valio ] 07-05-2008 20:10:37
Lohateny : Re : sms ny papa @ tanora
za nga papa?


alohany mitsipotsipona sy tsy mahazo resaka sy mipetsopetsona ry Ika dia mba jereo tsara aloha.

Angaha tsy ande an'ny Sydney ndray? Ary mario tsara fa za namaly ilay jereo eton'i Ikotoleta.....

SMS papaux pour les Journées mondiales de la jeunesse de Sydney
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
sali veloo :wink: :-*
16. ikaretsaka ( 08/05/2008 21:33)
sydney ry veloo mbola @ jolay a
fa le ianao niteny heo ho aníka io no tsy azoko
za nag no papa?
17. ari.malala ( 09/05/2008 08:07)
oudry, ary in kou ty mampa aviavy be? :-D :- D :-D :-D :-D :-D

12. Mpandefa : Veloo [ Valio ] 08-05-2008 15:24:22
Lohateny : Re : sms ny papa @ tanora
Voalaza teo :
ikaretsaka [ Valio ] 07-05-2008 20:10:37
Lohateny : Re : sms ny papa @ tanora
za nga papa?


alohany mitsipotsipona sy tsy mahazo resaka sy mipetsopetsona ry Ika dia mba jereo tsara aloha.

Angaha tsy ande an'ny Sydney ndray? Ary mario tsara fa za namaly ilay jereo eton'i Ikotoleta.....

SMS papaux pour les Journées mondiales de la jeunesse de Sydney
18. fijo ( 09/05/2008 21:12)
efa mivoatra izany lebeno ,tsara izany
19. ikaretsaka ( 09/05/2008 22:04)
lewry ange miha mivoatra tsikelikely eo e
fa za nahatsapa fa nivoatra ny toe-tsainy t@ izy mboka kardinal Ratzinger sy @ izao..
na ny zavatra nosoratany fotsiny aza..
20. cutie ( 10/05/2008 13:16)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1148