pachinot

1. rajoelina ( 06/05/2008 12:33)
http://es.youtube.com/watch?v=-gab2SRnFG4 :)
novalian'i Veloo ny 12/05/2008 16:18
2. Veloo ( 06/05/2008 13:56)
nanin'inn ndray pachinot lesy rajou a? :-D :-D :-D
3. Veloo ( 06/05/2008 13:57)
tsisy afa tsy teny espangnol angaha any lety?
arabaina zany pachinot e :-*
4. ainaheri ( 06/05/2008 14:02)
mba iza lotra zao pachinot zao klé? Ngah vazà kou le izy rajou? ataoko we elà tsy mirevy gasy? Sa bagdad :roll:? :-D :-D :-D
5. Veloo ( 06/05/2008 14:16)
:-D :-D :-D :-D
6. rajoelina ( 06/05/2008 16:12)
ainahery: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m481ec9e08460c de vakio ny adininy faha 16 de mazava am-lah angamba lesy e!!!!!

;-)

7. tess ( 06/05/2008 20:30)
de in klou no ifandraisan'i patch am lay dessin animé ry zandry fa tena tsy haraka mahitsiny lay resaka ato???? :/ :/ :-P
8. sakaizakely ( 06/05/2008 20:46)
tess> tsy hitan'i toi ve le fil mifamatopatotra mampitohy ilay filmE sy pach :-D :-D :-D
9. Rasiligaoma ( 07/05/2008 04:04)
ary noheveriko fa efa sitrana ilay boaikely ity, kay vao mainka 17,99
10. ainaheri ( 07/05/2008 04:54)
Ka ny tiako anontaniana eto lesy tsy resaka namana fa we sipan'elà sa inn le pachinot?No averimberin'elà fona ee, ra namana otran'ny namana reetra mou d mahagaga iany lol ary le pachinot kou hono tsy hita mikozy mitsiny :-D :-D :-D Ka zay no ilazako we sao d mba bagdad lesy kama?
11. xxx ( 07/05/2008 05:36)
Tena mba rehefa tsy voanareo ny dinika apetak'i rajoelina kosa dia aza valina fa tsy tsara ny manaratsy sy manambanimbany ny namana...
Efa fantatrareo ny fomba famoahany dinika dia izay mamaly mamaly , izay tsy tia ny dinika avoakany tsy mamaly fa tsy tsara io manaratsy io.
12. rajoelina ( 07/05/2008 06:42)
ainahery: ka elah bandy hafa, zah koa bandy hafa. Mety tsisy fitovizana tsika mitsam.
Za tsy manantena zavatra hafa @ namana, fa hatramzao aloha dia OUI, miresaka zay sy pachinot.. satry izy namako :lol:

Tsoriko amin'elah fa ny serasera mahavita fihaonana na any Mscar na aty andafy europa. Fa zahay kosa ny volana 22, 23 Mars... de nanao fangalapery :lol:
Raha tsy marina izany, de zao: raha toa ka tonga eto @ dinika i pachinot de ho hitany eo ny laingabe-ko na ny marina-ko:-p Fa izy aloha tsy de miditra dinika zay, de tena zay no mahavoa azy ^:^

;-)

13. rajoelina ( 07/05/2008 06:48)
sakaizakely: i tess tsy hamaly anio angamba... de manomboka izao ianao madame mba minoa ahy fa i tess tsy hirara anio kôzin'toi io :-p:-p

14. rajoelina ( 07/05/2008 06:54)
Veloo:
tsisy afa tsy teny espangnol angaha any lety?
ka tsy nahita teny frantsay aho, na idioma malagasy de io no mba napoitrako. tsy mety anga? :lol:
15. tess ( 07/05/2008 10:08)
mba valio alou lay kestiô ry rajouelina hoe misy infandraisany am patch ve ilay dessin animé! sa preferé-ny io dessin animé io....? misy simson sy madagasikara :°)
16. rajoelina ( 07/05/2008 10:18)
tess: de tsy aiko aloha e, arakiny voalazany ingahy ainahery we sôde bagdad tokoa le!!!! ra natolotro ho any tess ve alou io dessin animé io mety noreveny tess?? :lol:
17. tess ( 07/05/2008 17:05)
zà tia simpson ka! mbola tsy voavaly ny fantanina wa!
fa inona no idiran'i patch am lay dessin animé ????
ptachinot ny titre anefa dessin anime ny rohy mande eo? :°)
18. Veloo ( 07/05/2008 17:56)
inn kay ny dikan'i bagdad ry rajou?
Tess a, ka ilay soratra midika oe Joyeux anniversaire, ary ilay cartoon, ilay film "madagascar" ary anniversairen'i Patchinotte ilay izy aky a hihihihi
19. tess ( 07/05/2008 18:23)
njy njay ry veloo no namaly ny fantanin msôtsééé
i rajpou wa tssssss :-D

ka zà tsy nahafantatra ny annif n'i âttch kou! :-P
20. rajoelina ( 08/05/2008 07:36)
tess: ^_^ ^_^

veloo: hanontanio any ainahery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3156