pachinot

21. Vitsikakely ( 08/05/2008 09:40)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
22. Veloo ( 08/05/2008 16:00)
veloo: hanontanio any ainahery

ela no nanotaniako fa tsy ainaheri .... dia valio e :-D :-D

njy njay ry veloo no namaly ny fantanin msôtsééé


tess a ky i rajou anie retsy any Espagne fa mbola tsy mahay teny espagnole fona e hihihih
vazy2 ny ahy lesy rajou a :-*
23. ainaheri ( 10/05/2008 10:06)
rajou:
Za tsy manantena zavatra hafa @ namana


Ary mba iza lesy no manantena zvtr hafa ato afatsy elà,sasatra ny mampiditra dinika zay sipa miresaka @ elà any na d tsy misy akory aza le izy,na vô maita sarina sipa milailay elà d mamoka dinika momban'iny ,d mody atao tsy tonga volana le resaka,ambakan'ny tany @ RNS avy tantarain'elà eto ,d iza lesy no manantena zvtr @ zany bandy?????
24. pachinot ( 10/05/2008 19:53)
salut daolo forumiste!!
i pach pach iany!tena misy lé pach fa tsy oe bagdad zany an tsy aiko zé eritreretinareo,tsy dé miditra forum za matetika fa i rajou iany mandefa invitation dé miditra aho,zay mba tany@ rns fa tsy nifakaita fa nanao fagalapiery tokoa,zay nanohana clichy zay tsy tafiakatra demi final kory zareo,hiii,zay ary fa ho avy tsy ho ela @zay pachinot!!gros bisous à tousssssssssssss
25. rajoelina ( 11/05/2008 09:39)
ainahery: bagdad ahoana!!?? :roll: :-D :-D
26. yonikafopl ( 11/05/2008 10:01)
tonga ny akitera fa aleo haka plasy hijery komedy hihihihh
27. pachinot ( 11/05/2008 18:10)
juste mandalo keli dé mitsidika ooo!!mazoto
28. rajoelina ( 12/05/2008 15:18)
pachinot: ary toi zany koa ti manao fangalapery sy mitsiditsidika mahintsiny ah! :-w =)) =))

De ra hitan'toi ve zah de saika hatao inona? we anjarako indray ve no mitapona :-D :-D :-D

manja e! ;)
29. Veloo ( 12/05/2008 16:09)
Arabaina Pachinot eeeee, no sady bonanif t@ 50/06 teo e :-* :-*

faly ery zao rajou :-D :-D :-D :-D

Inn wa le bagdad e????
30. pachinot ( 12/05/2008 16:15)
veloo
31. Veloo ( 12/05/2008 16:18)
pachinot a an3 tsy za no nahatsiaro fa i Rajou aky a hihihihi
:wink: :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1004