Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lohabe
(
09/05/2008 23:33)
image en ligne
Tia hanamboatra site aho. Mampiasa sary be dia be ilay izy. Tsy mahita host [b]gratuit[/b] hametrahana azy anefa aho dia mieritreritra hoe en ligne no hitehirizana ny sary.
Ianareo sao dia mahafanta...
tohiny
novalian'i lohabe ny 12/05/2008 09:46
vaninna
(
09/05/2008 23:24)
produits fanaovana toilette intime
misy effets secondaire ve ry reto ireny produits amidy eny @ grande surface spécial fanaovany vhv toilette intime ireny?
inona no mba marque tsara tsy misy atahorana ? nahita nivea sy maro hafa man...
tohiny
novalian'i vaninna ny 30/05/2008 00:04
niryna
(
09/05/2008 23:11)
Tsy mamaly vavaka Atra : antony ?
Araka ny zavatra fantatra dia hoe mamaly vavaka foana Atra: na tonga dia mivaly eo noho eo ny vavaka -na tsia hoy izy na miandrasa kely.
Tsy mamaly vavaka izy satria tsy any aminy aho no mangataka
t...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/05/2008 01:21
xxx
(
09/05/2008 17:27)
mety ho bevohoka v?
manaona o! mis zvt mba mampiahiahy ahy kely ity! nanao firaisana tamin'ny vadiko ah de nampiasa fimailo zahay nefa nony vita le iz de niala tampoka le fimailo de raraka teo amiko teo ivelany ny azy, i...
tohiny
novalian'i rodins ny 15/10/2008 13:00
dibbah
(
09/05/2008 16:14)
Afaka madio be i Davida Rajaon
misaotra ny fitsaràna nanao ny asany okay...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2008 00:15
salopard
(
09/05/2008 15:29)
vive ravalo: foana ny operation miboridana sy silipo maloto
Mazava izao le resaka, lasa olombaovao i le-valo, nosoloiny vaovao ny governemanta. inona intsony no itarainantsika, fananatenana vaovao izao no hita.
ary nnanome toky anay le-valo, fa raha tsy mand...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/05/2008 00:24
lemenakely
(
09/05/2008 13:33)
I PHONE
Azo lazaina fa avo lenta aloha pour le moment satria sady téléphone no lecteur MP3 no vidéo sns....Nefa toa betsaka ihany no mitaraina fa misy olana ity IPHONE ity asa ho an izay manana ve mbà afa...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 13/05/2008 16:26
bobone
(
09/05/2008 12:51)
bonaniversera Diams
Miarahaba an-jy akia tratry ny tsingerin-taona nahaterahana e! Atra hanome ny tsara indrindra ho anao ! na fahasalamana, na hery na tanjaka, ny fanambinana rehetra sy ny fitahiana ! hifanatitra @ anki...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 12:44
Bozycaline
(
09/05/2008 12:39)
Site SERASERA site VIRTUEL mpanaratsy
[quote=sipagasy]182. Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 08-05-2008 16:42:57
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
[b][size=13px][u]site virtuel veh ry bozy no asiana ...
tohiny
novalian'i ftlozy ny 18/05/2008 22:27
rajoelina
(
09/05/2008 11:35)
ry kala ann fantapatatro! :D
Voalohany indrindra aloha i [b]ann[/b] milaza fa makobo any [b]ann[/b] tsara, de i [b]ann[/b] milaza fa tena tsia, - non! non! fa mba faotana mafaty e ra koboko anzany [b]ann[/b] zany lol.
De misy ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2008 17:48
badboy
(
09/05/2008 11:13)
Quelle est notre place??
Dans le concert mondial, Madagascar, et par la force des choses les Malgaches, occupe-t-il quel place? Occupes-t-on d'ailleurs vraiment une place??...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/05/2008 19:29
rapala
(
09/05/2008 10:05)
vehivay firy vao ampy?
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona. [b]Ny ankabeazany...
tohiny
novalian'i melody ny 01/06/2008 17:36
ktsif
(
09/05/2008 09:36)
tsy connecté
en réseau ny ordi rehetra ato ampiasana. Za de tafiditra ao anaty réseau local nefa tsy mahazo internet. efa nohamariniko fa mitovy amin'ny an'ny olona rehetra ihany ny DNS sy ny etsetra fa ny inter...
tohiny
novalian'i ktsif ny 13/05/2008 06:07
natiora
(
09/05/2008 08:02)
ndao hody e!!
fa maninona ny gasy zay tonga aty lafrantsa no tsy maniry hiverina any dago intsony misy antony manonkana ve ao, ary ny any maniry ny hankaty fa ahoana mihintsy e!...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 30/10/2009 05:48
zakomaimanovapsedo
(
09/05/2008 07:46)
Ho an'izay nipetraka tao Antsirabira
Tadidiko tamin'ny année 1983 1985 , mbola tanora tamin'izany, tao Antsirabe tao nisy tarika hoe RALEVA; mba aiza izao ry zalahy?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/05/2008 10:58
nofy74
(
09/05/2008 07:24)
Zah te-!!!
Ataovy serieux ny resaka ifanaovantsika de hifandray isika
(l) :* (l) :* (l) :* (l) :* =(( =(( ...
tohiny
novalian'i kiadi ny 14/05/2008 09:01
tsiarona
(
09/05/2008 07:19)
oui oui " Tsiliva "
mazoto mi trav daholo e!...
tohiny
ni81
(
09/05/2008 06:20)
Misokatra daholo
Nanokatra ny site serasera aho alina dia tsy nisy nisokatra aloha ilay izy. Tampoka teo anefa dia nisy ilay hoe about blank tery ambony ary dia nisokatra ho azy teo site serasera efa ho 10. Dia avy eo...
tohiny
novalian'i ni81 ny 09/05/2008 19:18
Belami
(
09/05/2008 00:03)
Fa de naninona loatra ?
fa de naninona loatra tokoa e ?...
tohiny
novalian'i Falyfona ny 04/06/2008 16:25
bozzy
(
08/05/2008 23:22)
lehilahy pot de colle
ahoana ianareo amin'ireny bandy pot de colle b reny?
Efa hoe isarahana mbola tsy manaiky defaite ihany fa manarabody mankaleo b, d mitelefone injato ao anatiny iray andro milaza hoe tsy raikitra zan...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:12
