Afaka madio be i Davida Rajaon
1. dibbah
(
09/05/2008 16:14)
misaotra ny fitsaràna nanao ny asany okay
répondu par Jeankely le 10/05/2008 00:15
3. salopard
(
09/05/2008 16:50)
i rolland ratsiraka koa to noafahana madio teo iny;
ka inona moa fa tsy ampangaina mba ho faizina, gadraina mba tsy haditra, dia afaka madio rehefa avy eo!
aôka oa!
ka inona moa fa tsy ampangaina mba ho faizina, gadraina mba tsy haditra, dia afaka madio rehefa avy eo!
aôka oa!
4. jefra
(
09/05/2008 16:53)
Dia efa nigadra 20 volana aloha na ... afaka aza. Tsy misy azafady na fialan-tsiny fa dia karazana nopotehina 20 volana dia jerena hoe mbola mijoro ve !!!
Mahalasa saina ny fitsarana any amintsika. Misaotra am vaovao.
Mahalasa saina ny fitsarana any amintsika. Misaotra am vaovao.
5. lemenakely
(
09/05/2008 17:06)
andeha mbà hanodikodimbolam-panjakàna koa aho raha izany toa izay mpangalatra toa afakafaka daholo ! :-D :-D
6. Jeankely
(
09/05/2008 17:52)
Fa ahoana no tena marina. Nangalatra reo dia nohafahana sa olona madio ireo fa nogadraina ? Toa mifangaro.
8. Jeankely
(
10/05/2008 00:15)
Aiza no izy e, nanao ny asany ny Fitsarana sa nobaikon'ny Mpitondra hoe avohay amin'izay. Resaka tsisy lohany sy vodiny ny ataon'ny mpahay sy mpiresaka politika ary mino aho fa io no anisany tsy mampivoatra haingana mihintsy. Tsy hita hoe iza no miaro sy mamely fa ny tombontsoa manokana no lazaina fa an'ny firenena.
